Namana vahiny hafa finoana manontany?

1. voromailala ( 26/07/2013 12:03)
Misy namako manana finoana hafa nametraka ahy ireto fanontaniana manaraka ireto.
Amin'ny teny frantsay ila izy tsy novaiko fa valiantsika amin'ny teny malagasy.

Tsy voatery valiana daholo fa afaka tsimponinao izay tianao valiana.

Misaotra mialoha. Issam no anaran'ilay namako.

1°/ Avant la création de l’univers (terre et cieux, galaxies….), Le Christ et le Saint-Esprit avaient ils une existence avec Dieu, ont-ils participé à la création de l’univers ?

2°/ Pourquoi il n'y aucun passage ou Jésus dit "je suis votre Dieu adorez moi" , alors que c'est le dogme principal chez les chrétiens aujourd'hui ? (et ne dites pas qu'il avait peur des juifs ) .

3°/ Pourquoi les autres nations ( ceux qui sont venu avant le christ et dont les prophètes ) ne croyaient pas à la trinité , seraient il envoyé en enfer pour cela?

4°/ Si Jésus est Venu pour délivrer l'humanité du péché original commis par Adam, pourquoi ne l'a t il jamais dis ? vu que la bible ne contient aucune parole du christ parlant du péché originel , on signale la que cette doctrine a été développée bien après au début du V e siècle par un prêtre nommé augustin.

5°/ pourquoi Dieu le tout puissant devrait il faire descendre son prétendu fils pour pardonner aux gens leurs péchés , ne pouvait il pas simplement pardonner ces pèches?

6°/ Comment Dieu peut il être trois en 1 et un en trois (sans donner l'exemple de l'œuf ou celui de la pomme qui n'y correspondent pas) ?

7°/ Si le christ est Dieu pourquoi le christ affirmait que c'est Dieu qui l 'a envoyé ?

8°/ Si le christ était d'accord sur ce qui lui arrivait et qu'il était Dieu pourquoi prierait il sur la croix "eli eli lama chabaktani": mon Dieu , mon Dieu pourquoi tu m 'as abandonné ?

9°/ Quand Dieu , le créateur était sur la croix ( gloire a lui de ce qu'il prétendent) , qui c'est qui s'occupait de la terre et des sept cieux, qui répondait aux prières de gens , qui.... ?

10°/ pourquoi la libération des péchés n a pas été faite au temps d'Adam?

novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:50
2. Nehemiah ( 26/07/2013 12:36)
http://fidinirina.blaogy.com/post/1162/6551
4. voromailala ( 26/07/2013 13:05)
Misaotra nanoro rohy na valiteny.
inty koa misy rohy iray misy valiteny...
5. ratsirano ( 09/08/2013 05:44)
Réponse aux questions 1 - 3 - 6 - 7.

D'après les partisans de la trinité, Dieu se compose de 3 personnes : le Père, le Fils et l'esprit saint. Le Père est Dieu, le Fils est Dieu, l'esprit saint est Dieu, et pourtant il n'y a qu'un seul Dieu.

La trinité n'est pas un enseignement biblique parce qu'il n'en est fait aucune mention dans la Bible. Par contre les partisans de la trinité citent souvent le verset de Jean 1:1 à l'appui de leur croyance. Il est dit dans ce verset que la Parole était Dieu. Et un peu plus loin en Jean 1:14, il est dit que la Parole est Jésus. C'est pour cela que certains en concluent que le Fils et le Père doivent faire partie du même Dieu.

A l'origine, cette partie de la Bible a été écrite en grec et elle a été ensuite traduite. Or un certain nombre de traducteurs n'ont pas employé l'expression "la Parole était Dieu". Pourquoi ? D'après leur connaissance du grec, ils ont conclu qu'ils devaient la traduire autrement. Exemple : - La Sainte Bible (1908), par L. Segond et H. Oltramare : "La Parole était d'essence divine".
- La Bible du Centenaire : "Le Verbe était un être divin".
- Traduction du Monde Nouveau : "La Parole était un dieu". Ici le terme "dieu" signifie "puissant".

C'est vrai que la plupart des gens ne connaissent pas le grec biblique. Alors comment peut-on vraiment savoir ce que l'apôtre Jean voulait dire ? Le meilleur moyen est de réunir d'autres faits qui se trouvent dans la Bible même.

Jean écrit plus loin dans Jean 1:18 que "Aucun homme n'a jamais vu Dieu (le Tout-Puissant)".
Et pourtant des humains ont vu Jésus (le Fils)

On peut voir également dans Jean 17:3 que Jésus fait une nette distinction entre lui et son Père céleste. Il appelle son Père "le seul vrai Dieu".

Et vers la fin de son Evangile, Jean résume la question en disant en Jean 20:31 que "Jésus est le Christ le Fils de Dieu."

Tout cela nous montre comment comprendre Jean 1:1. Jésus, le Verbe, est un "dieu" dans le sens où il a une position élevée, mais il n'est pas le Dieu Tout-Puissant.

Toutes les réponses aux questions concernant Dieu, son Fils et son dessein se trouvent dans la Bible.

Voyez le site www.jw.org

Cordialement,

6. Nehemiah ( 09/08/2013 06:12)
Raha ny manohitra ny fampianaran'ny Trinite no tanjonao @ maha-vavolombelon'i Jehovah anao dia entaniko ianao hamaky an'ity rohy ity sy ny rohy manaraka azy, satria any no voavaly ny hevitrao
7. ratsirano ( 10/08/2013 06:01)
Ny Baiboly manontolo dia vita tamin'ny taona 98. Roan-jato taona maherin'izay anefa vao navoaka ilay fampianarana niavin'ny hoe Andriamanitra tokana olona telo.

Nisy fivoriana iray natao tany Nicée, any Asie Mineure (Iznik, Turkie ankehitriny) tamin'ny taona 325. Nisy fanekem-pinoana nolanina tamin'izay. Hazavain'ny Nouvelle encyclopédie catholique (anglisy) fa tamin'izay vao notapahina hoe inona avy no hampidirina ao amin'ny fampianaran'ny Eglizy. Nasiana famaritana daholo ny foto-pinoana isan-karazany, anisan'izany ny hoe : iza moa Andriamanitra sy Kristy ?

Inona moa no antony nahatonga io fivoriana io ?

Ny mpanjaka Constantin irery no nifehy ny Fanjakana Romanina tamin'izany. Nisy tsy fitovizan-kevitra teo amin'ireo fivavahana hoe : Andriamanitra ve i Jesosy sa noforonin'Andriamanitra. Novorin'i Constantin tany Nicée ny eveka rehetra satria mantsy tsy tiany hiady ny fivavahana ; manjary lasa mizarazara ny fanjakany.

Tonga àry ireo eveka an-jatony ka nasain'i Constantin nitady marimaritra iraisana, nefa tsy nety nitovy hevitra mihitsy izy ireo. Nilaza àry i Constantin fa aleo tapahina hoe "miray (homoousios) amin'ny Ray amin'ny zavatra rehetra" ny Zanaka. Teny fampiasa amin'ny philosophie grecque io teny io ary tsy hita ao amin'ny Baiboly. Io anefa no niandohan'ilay hoe Andriamanitra tokana olona telo, ary lasa anisan'ny fampianaran'ny Eglizy.

Taty amin'ny faramparan'ny taon-jato faha-efatra vao nampianarina hoe Andriamanitra ihany koa ny fanahy masina.

Nolazain'i Jesosy ao amin'ny Jaona 4:23 hoe amin'ny fomba ahoana no hitiavan'Andriamanitra hivavahana aminy.

Ary na izy (Jesosy) aza dia nivavaka tamin'ny Rainy koa (Lioka 22:41-44)

Ao amin'ny Jaona 14:28 dia nilaza izy fa lehibe noho izy ny Rainy.

Nilaza mihitsy aza izy fa Andriamaniny ny Rainy ao amin'ny Jaona 20:17.

Ary raha jerena ny Apokalypsy 3:14 sy Kolosiana 2:15, dia hita fa i Jesosy no noforonin'Andriamanitra voalohany indrindra amin'ny zava-boahary rehetra.

Ary ny mahatonga hoe rehefa miresaka i Jehovah Andriamanitra dia manao hoe "isika", dia satria niaraka taminy tany an-danitra foana i Jesosy talohan'ny nidinany tety an-tany. Jereo ange ao amin'ny Jaona 6:38,62 e ?

Koa dia mirary soa ho antsika rehetra.
8. Nehemiah ( 10/08/2013 06:31)
Izay izao dia tokony tany @ rohy nomeko anao no nametrahanao azy.

Ankoatran'izay misy fahadisoana ara-tantara vitsivitsy :
- efa hatr@ voalohan'ny finoana kristiana no niheverana an'Andriamanitra essence 1 fa saingy persôna 3 (oh. 2 Kor. 13:14) ary tena nampianatra an'izay mihitsy i Kristy (Mt. 28:19, aiza koa no misy batemy atao @ anaran'olon-kafa ankoatran'Andriamanitra ?)
- tsy nanapaka marimaritra iraisana izao i Constantin fa efa fampianaran'i Athanase hatr@ voalohany ny homoousia, na dia t@ kônsily tany Nikaia ihany no nanomboka nalaza izy.

Tiako marihina koa fa nahazo fandresena goavana ny hevitr'i Athanase tany Nikaia fa tsy nifandanja mihitsy ny vato.

Ankoatran'izay, hita fa raikitra @ paradigme-nao ianao, fa ny zavatra tsy azonao dia azo amoahana hevitra hafa mihitsy ny porofo omenao raha miainga avy @ paradigme hafa, izany hoe ny paradigme-n'ny Trinite. Ka tsy nanaporofo inona na inona ianao satria miendrika fisainana mitamberina ny hevitra avoitrao
9. ratsirano ( 11/08/2013 06:19)
Ny tenin'i Jesosy ao amin'ny Matio 28:19 matetika no anaporofoan'olona ny Andriamanitra telo izay iray. Nefa notanisainy miaraka ny Ray SY ny Zanaka ARY ny Fanahy Masina (1+1+1=3), fa tsy nilaza mihitsy izy hoe iray ihany izy ireo.

Naniraka an'ireo Jiosy mpanaradia azy i Jesosy tamin'io mba hampianatra sy hanao batisa amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny fanahy masina, fa tsy nino Andriamanitra telo izay iray izy ireo satria fantany tsara ny tenin'ny Soratra Masina ao amin'ny Deotoronomia 6:4.

Nolazain'Andriamanitra tamin'ny Jiosy io teny io tamin'izy ireo vao nafahana avy tany Ejipta satria fanao ny Ejipsianina ny mivavaka amin'ny andriamanitra telo izay iray dia : i Osiris sy Isis ary Horus.

Vao vita batisa i Jesosy dia nalain'ny devoly fanahy ary nilaza izy fa i Jehovah Andriamanitra irery ihany no hotompoinareo (Matio 4:10). Mariho fa nanonona ny Deotoronomia 6:13 izy tamin'io.

Samy hafa mihitsy i Jehovah sy i Jesosy satria raha Andriamanitra i Jesosy dia tsy naka fanahy azy mihitsy ny devoly.

Inona àry ny dikan'ny hoe atao batisa amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ?

Atao batisa ny olona iray rehefa mahay tsara sy manaiky hoe :
- i Jehovah no manana ny fahefana lehibe indrindra (Salamo 83:18)
- i Jesosy no nasainy hanatanteraka ny fikasany (Matio 28:18)
- tokony ho fantatr'ilay olona koa fa hery ampiasain'Andriamanitra ny fanahy masina (Genesisy 2:1. Galatiana 5:22,23. Petera faharoa 1:21)

Mirary soa.

10. ratsirano ( 12/08/2013 06:27)
Réponse à la question N°4 pour Issam.

En Matthieu 20:28, Jésus nous dit lui-même qu'il était venu pour "donner son âme comme rançon pour beaucoup".

Adam avait un corps et un esprit parfaits. Il ne devait ni tomber malade, ni vieillir, ni mourir. Mais en désobéissant à Dieu, il a perdu tout cela non seulement pour lui-même mais pour toute sa descendance (Romains 5:12)

Cependant, dans son amour, notre Créateur a pourvu un moyen pour venir à notre secours : c'est la raison de la rançon dont Jésus a parlé.

Mais qu'est-ce qu'une rançon ? C'est la somme payée pour obtenir une libération ou pour racheter quelque chose. Cela peut être aussi un paiement destiné à couvrir les dommages résultant d'une blessure. Par exemple, si quelqu'un provoque un accident, il doit payer une somme qui correspond exactement à la valeur de ce qui a été endommagé.

Or, ce qu'Adam avait perdu, c'était une vie parfaite et aucune vie humaine imparfaite ne pourrait jamais la racheter (Psaume 49:7,8). Il fallait qu'une autre vie humaine parfaite serve de rançon pour correspondre exactement à ce qu'Adam avait perdu (1Timothée 2:5,6)

C'est pour cela que Dieu a envoyé sur la terre son Fils unique, son bien-aimé et c'est pour nous une très grande marque d'amour (1Jean 4:9,10)

Donc Jésus a pris la place d'Adam afin de nous sauver. D'ailleurs, dans la Bible, il est appelé "le dernier Adam" (1Corinthiens 15:45)

Jésus nous a également démontré son amour et son obéissance totale à Dieu, en payant le prix pour le péché d'Adam. Et c'est ainsi qu'il a offert une espérance aux descendants d'Adam (1Corinthiens 15:21,22)

La Parole de Dieu nous donne toutes les réponses aux questions que nous pourrons nous poser.

Cordialement,

11. Miharena ( 12/08/2013 08:09)
Ny trinité dia mazava fa ny IRAY miseho amin'y endrika Telo : Ray, Zanaka, Fanahy Masina. Tsy ara-materialy io fa ara-panahy ka tsy azo atao ny mandika vilana azy hoe misaraka satria miara-miasa IZY TELO hatramin'izay nanorenana izao tontolo izao ka ho mandrakizay. Raha ny marina dia io endrika io no tian'Andriamanitra ananan'ny olombelona izay nataoNY araka ny Endriny. Rehefa manadino dia nomena ny Baiboly hahatsiaro indray satria noho ny fisian'ny fitiavan-tena sy ny fitsiriritana no nahatonga ny fahalavoana. Fitsiriritana ny te-hitovy amin'ny RAY satria efa miaiky izany fa lavitra Azy. Nefa IZY no mampiaina sy miaina ao anaty.

Ny fibebahana dia ny fandravàna ny efitra manasaraka amin'Andriamanitra. Isika no manangan'efitra fa tsy IZY. Ka seho telo no azo hanehoana AZY, rehefa manangan'efitra dia miseho amin'ny maha-Jehovah Mpitsara AZY IZY, rehefa miaina amin'ny fitiavana dia miseho amin'ny maha-Jesoa Zanaka AZY IZY, ary rehefa velona ao anaty dia miseho amin'ny maha-Fanahy Masina AZY IZY ka mamokatra be izay mizara ny jiro ao anatiny avy eo.
12. ratsirano ( 13/08/2013 06:10)
Raha tena te-hahalala ny momba an'Andriamanitra isika dia Izy tenany irery ihany no afaka hilaza ny momba azy fa tsy isika olombelona. Satria isika tsy maintsy samy manana ny hevintsika tsirairay avy.

Izany no nahatonga an'i Jesosy niteny hoe "ny Teninao no fahamarinana" ao amin'ny Jaona 17:17. Mariho fa nivavaka tamin'ny Rainy i Jesosy tamin'izy niteny an'io (tsy misy Andriamanitra mivavaka amin'Andriamanitra).

Koa raha i Jesosy aza milaza fa ny Tenin'Andriamanitra ihany no marina, inona isika olombelona no handeha hanamarina izay tenintsika ?

Nilaza koa i Jesosy fa tsy mba afaka hanao na inona na inona afatsy izay lazain'ny Rainy izay naniraka azy ao amin'ny Jaona 5:19,30. Ary rehefa ny sitrapon'ny Rainy no tanterahiny dia marina ny zavatra ataony.

Torak'izany koa isika, raha tena te-hahita ny marina ka te-hanao izay sitrapon'Andriamanitra dia ao amin'ny Tenin'Andriamanitra ihany no hitady izany satria kosa angamba tsy hihevitra ny tenantsika ho ambony noho i Jesosy isika.

Ao amin'ny Marka 14:36 dia niantso an'Andriamanitra (Jehovah) i Jesosy hoe : "Aba, Raiko". Sahala amintsika miantso hoe "dada" na "papa". Ny raintsika (dada na papa) dia ho raintsika foana mandrakizay ary isika ho zanany foana.

Ho Rain'i Jesosy foana i Jehovah ary i Jesosy ho Zanany foana.

Izany no mahatonga an'i Jesosy miteny ao amin'ny Matio 24:36 fa misy zavatra fantatry ny Ray fa tsy fantany.

Koa manentana antsika mba hifantoka amin'ny Tenin'Andriamanitra irery ihany fa io ihany no fahamarinana.

Mirary soa.
13. Nehemiah ( 13/08/2013 07:28)

ratsirano:

Ny tenin'i Jesosy ao amin'ny Matio 28:19 matetika no anaporofoan'olona ny Andriamanitra telo izay iray. Nefa notanisainy miaraka ny Ray SY ny Zanaka ARY ny Fanahy Masina (1+1+1=3), fa tsy nilaza mihitsy izy hoe iray ihany izy ireo.

Ahoana indray ary no hazavainao ny hoe "Izaho sy ny Ray dia iray ihany" Jn. 10:30 ?
Ary tsy nahavaly ny fanontaniako etsy ambony hoe aiza koa no hisy atao Batisa @ anaran'olona izay tsy Andriamanitra ?
ratsirano:
Naniraka an'ireo Jiosy mpanaradia azy i Jesosy tamin'io mba hampianatra sy hanao batisa amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny fanahy masina, fa tsy nino Andriamanitra telo izay iray izy ireo satria fantany tsara ny tenin'ny Soratra Masina ao amin'ny Deotoronomia 6:4.

Tsy mandà an'Andriamanitra ho 3 izay 1 ny Dt. 6:4
ratsirano:
Nolazain'Andriamanitra tamin'ny Jiosy io teny io tamin'izy ireo vao nafahana avy tany Ejipta satria fanao ny Ejipsianina ny mivavaka amin'ny andriamanitra telo izay iray dia : i Osiris sy Isis ary Horus.

Diso. Tsy 3 izay 1 mihitsy izy 3 @ mitôlôjia ejiptiana.
ratsirano:
Vao vita batisa i Jesosy dia nalain'ny devoly fanahy ary nilaza izy fa i Jehovah Andriamanitra irery ihany no hotompoinareo (Matio 4:10). Mariho fa nanonona ny Deotoronomia 6:13 izy tamin'io.

Mino aho fa mahalala ny atao hoe "union hypostatique" ianao : sady Andriamanitra 100 % i Jesoa no olombelona 100 %, ary @ maha-olombelona Azy no nitenenany an'izay.
ratsirano:
Samy hafa mihitsy i Jehovah sy i Jesosy satria raha Andriamanitra i Jesosy dia tsy naka fanahy azy mihitsy ny devoly.

Izay indray dia mitombina kokoa, kanefa mariho tsara dia mitady hanatanteraka zavatra tsy mety vitany matetika ny devoly : nahoana izao izy no nikomy t@ Andriamanitra Tsitoha ? Nohon'izay dia tsy mifanohitra @ maha-Andriamanitra an'i Jesoa ny nakan'ny devoly ny fanahiny.
ratsirano:
Inona àry ny dikan'ny hoe atao batisa amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ?

Atao batisa ny olona iray rehefa mahay tsara sy manaiky hoe :
- i Jehovah no manana ny fahefana lehibe indrindra (Salamo 83:18)
- i Jesosy no nasainy hanatanteraka ny fikasany (Matio 28:18)

Eo indrindra isika : nahoana no 'nomena Azy ny fahefana rehetra any an-danitra sy et? an-tany' kanefa nilaza i Jehovah hoe "ny voninahitro tsy homeko ny hafa" ([http://www.smartbaiboly.org/online#Isaia%2042:8]Is. 42:8[/url]) ? Ny fananana fahefàna dia tsy maintsy miaraka @ voninahitra, ary nomen'Andriamanitra voninahitra izay natokana ho Azy i Jesoa araky ny Mt. 28:18.
ratsirano:
- tokony ho fantatr'ilay olona koa fa hery ampiasain'Andriamanitra ny fanahy masina (Genesisy 2:1. Galatiana 5:22,23. Petera faharoa 1:21)

Tsy misy manaporofo fa tsy persona ny Fanahy Masina ireo andininy notanisainao ireo.

Farany dia mbola miendrika fisainana mitamberina hatrany ny fiheveranao ny Trinite : rehefa mamoaka hevitra ianao dia mianga avy @ petra-kevitra fa marina ny anao mba hanaporofoana fa marina ny anao, kanefa tsy misy fifandraisana lôjika tsy azo lavina ny andininy tanisainao sy ny famoahan-kevitrao.
ratsirano:
Mirary soa.

Tena hanisy soa ahy ianao raha any @ rohy nomeko anao no ametrahanao ny hevitrao mandà ny Trinite, misaotra mialoha
14. ratsirano ( 15/08/2013 07:16)
Mba tiako ho marihina kely fa tsy ny hevitro izaho manokana no ezahiko ambara eto fa avy ao amin'ny Tenin'Andriamanitra foana. Ary heveriko fa mahasoa ny namana rehetra izany ka izany no mahatonga ahy misera eto.

Koa raha ny momban'ny Jaona 10:30 dia aoka i Jaona ihany no hanazava ny tiany ho lazaina ao amin'ny Jaona 17:20-22. Raha dinihana tsara dia ny firaisan-tsaina no resahiny amin'io tahaka ny firaisan-tsaina tokony hisy eo amin'ny mpivady izay voalaza ao amin'ny Matio 19:4-6.

Kanefa na dia miray saina aza ny mpivady dia misy "hiérarchie" ny fifandraisany raha ny Tenin'Andriamanitra no resahina (Korintiana voalohany 11:3). Misy "lohany" daholo ny olona rehetra, ary na i Jesosy aza dia Andriamanitra no "lohany".

Matio 28:18 : Raha nomena fahefana i Jesosy dia iza no nanome ? Mbola Andriamanitra ihany.

Jereo ihany koa fa voalaza fa natao batisa i Jesosy ao amin'ny Lioka 3:21,22 ary nivavaka izy (tamin'iza izy no nivavaka ?) ary iza no niteny taminy hoe : "Hianao no zanako malalako" ?
Mbola i Jehovah Rainy ihany.

Raha momban'ny voninahitra dia misy filazana momban'io tao amin'ny Jaona 17:22.
Nilaza i Jesosy fa nomeny an'ny mpianany ny voninahitra nomen'ny Rainy azy.
Fa ao amin'ny Filipiana 2:9-11 dia voalaza fa raha nasandratra ho ambonin'ny rehetra aza i Jesosy dia "ho voninahitr'Andriamanitra Ray" ihany.

Mirary soa

15. Nehemiah ( 15/08/2013 08:12)

Mbola tsy fahitako indray izao fialàna bala izao. Raha izay no tian'i Jesoa tenenina dia naninona no nitady hitora-bato Azy ireo manam-pahaizana momba ny Soratra Masina ireo ?
Azavainy @ and. 33 ny antony : satria olona ihany Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra, ary tsy nandà an'izay mihitsy i Jesoa, ka sao dia mba izay ary no tena tiany tenenina :-) ?
ratsirano:
Matio 28:18 : Raha nomena fahefana i Jesosy dia iza no nanome ? Mbola Andriamanitra ihany.

Jereo ihany koa fa voalaza fa natao batisa i Jesosy ao amin'ny Lioka 3:21,22 ary nivavaka izy (tamin'iza izy no nivavaka ?) ary iza no niteny taminy hoe : "Hianao no zanako malalako" ?
Mbola i Jehovah Rainy ihany.

Raha momban'ny voninahitra dia misy filazana momban'io tao amin'ny Jaona 17:22.
Nilaza i Jesosy fa nomeny an'ny mpianany ny voninahitra nomen'ny Rainy azy.
Fa ao amin'ny Filipiana 2:9-11 dia voalaza fa raha nasandratra ho ambonin'ny rehetra aza i Jesosy dia "ho voninahitr'Andriamanitra Ray" ihany.

Mirary soa

Tsy hamerina inarivo ny momba ny firaisana hypôstatika aho
16. ratsirano ( 16/08/2013 07:04)
Tohizo kely ange ny famakiana ny Jaona 10:33 e. Eo amin'ny andininy 34 i Jesosy dia manomboka manazava amin'ireto mpanenjika azy ary manonona ny Salamo 82:6. Raha mandalina sy mikaroka kely isika dia hahita fa io andiniteny ao amin'ny Salamo io dia tenin'Andriamanitra tamin'ireo mpitsara jiosy tamin'ny fotoan'androny, mpitsara izay nanao ny tsy marina kanefa nataon'Andriamanitra hoe "andriamanitra" (mariho fa "a" kely izy eto) (andininy faha 35).

Avy eo i Jesosy eo amin'ny andininy 36 vao milaza fa izy izay nohasinin'ny Ray sy olona nirahiny indray sady nilaza ny tenany hoe "Zanak'Andriamanitra" no lazaina hoe "miteny ratsy".

Ny Baiboly dia boky nomen'Andriamanitra mba ho azon'ny saragan'olona rehetra. Izany hoe tsy mila nahita fianarana lavitra be vao mahazo azy.

Raha jerentsika ny Asan'ny Apostoly 4:13 dia ho hitantsika fa lehilahy tsy nahita fianarana sady olon-tsotra no nofidin'i Jesosy ho apostoly.

Ary ny Korintiana Voalohany 1:26-29 dia manamafy fa karazan'olona toy izany no fidin'Andriamanitra, mba ho ny voninahitr'i Jehovah Andriamanitra irery ihany no hisongadina.

Mirary soa hatrany.

17. ratsirano ( 19/08/2013 06:26)
Réponse à la question N°10 pour Issam.

Adam n'avait pas besoin d'être libéré du péché ; il était parfait et il a désobéi volontairement à son Créateur. Il était devenu imparfait et a transmis cette imperfection à tous ses descendants (Romains 5:12).

C'est pour cela que Dieu a prévu le sacrifice de son Fils pour nous libérer du péché hérité d'Adam (Romains 5:17-19)

Mais souvent, certaines personnes se posent cette question : "pourquoi Dieu n'a pas tout de suite éliminé Adam et Eve, et Satan (qui était derrière le serpent) et recommencer à zéro ?"
Notons que ces rebelles n'étaient pas les seuls concernés, il y avait les anges aussi (Job 38:4,7). Ils ont été créés avant Adam et ils sont appelés "Fils de Dieu" dans la Bible.

Quand Satan a incité Eve à la rebéllion, il a accusé Dieu d'être un menteur, un mauvais dirigeant qui prive ses sujets de bonnes choses (Genèse 3:2-5)

Quand Adam et Eve se sont rebellés contre Dieu, c'est comme si qu'ils disaient : " nous n'avons pas besoin de Dieu pour nous diriger, nous sommes assez grands pour déterminer ce qui est bien et ce qui est mal".

Le projet de Dieu était de remplir la terre (Genèse 1:28) et notre Créateur accomplit toujours ce qu'il a projeté de faire (Isaïe 55:10,11)

Dieu veut donc enseigner à toutes les créatures intelligentes que les rebelles avaient tort et que ses façons d'agir sont les meilleures. C'est pour cela qu'il a prononcé la toute première prophétie de la Bible (Genèse 3:15)

Et tout au long du récit de la Bible, il est question de cette prophétie et de sa réalisation.

Pour nous aider à comprendre comment notre Créateur mènera à terme son projet, il nous faut creuser dans la Bible ; c'est seulement par ce livre qu'il nous enseigne et nous éclaire petit à petit tout au long de notre étude (Proverbes 4:18)

Voyez le site www.jw.org

Cordialement

18. Nehemiah ( 20/08/2013 06:50)

ratsirano:

Tohizo kely ange ny famakiana ny Jaona 10:33 e. Eo amin'ny andininy 34 i Jesosy dia manomboka manazava amin'ireto mpanenjika azy ary manonona ny Salamo 82:6. Raha mandalina sy mikaroka kely isika dia hahita fa io andiniteny ao amin'ny Salamo io dia tenin'Andriamanitra tamin'ireo mpitsara jiosy tamin'ny fotoan'androny, mpitsara izay nanao ny tsy marina kanefa nataon'Andriamanitra hoe "andriamanitra" (mariho fa "a" kely izy eto) (andininy faha 35).

Avy eo i Jesosy eo amin'ny andininy 36 vao milaza fa izy izay nohasinin'ny Ray sy olona nirahiny indray sady nilaza ny tenany hoe "Zanak'Andriamanitra" no lazaina hoe "miteny ratsy".

Rehefa jerena ny contexte dia nilaza i Jesoa fa raha mampiasa ny hoe "andriamanitra" (izay fomba ilazàna ny mpitsara @ Testamenta Taloha satria nanome azy ireo ny fahefany hitsara Andriamanitra) ilazàna ny olombelona tsotra ny Torah dia tokony tsy ho tezitra izy ireo rehefa misy olona 1 milaza ny tenany ho Andriamanitra raha ny lôjikan'izy ireo no arahina. Tsy manaporofo mihitsy ilay izy fa tsy nilaza ny tenany ho Andriamanitra Izy, sady mbola misy antony azo inoana fa nilaza ny tenany ho Andriamanitra Izy izay notanisaiko t@ rohy nomeko anao etsy ambony, fa nodianao fanina hatrizay.

ratsirano:
Ny Baiboly dia boky nomen'Andriamanitra mba ho azon'ny saragan'olona rehetra. Izany hoe tsy mila nahita fianarana lavitra be vao mahazo azy.

Raha jerentsika ny Asan'ny Apostoly 4:13 dia ho hitantsika fa lehilahy tsy nahita fianarana sady olon-tsotra no nofidin'i Jesosy ho apostoly.

Ary ny Korintiana Voalohany 1:26-29 dia manamafy fa karazan'olona toy izany no fidin'Andriamanitra, mba ho ny voninahitr'i Jehovah Andriamanitra irery ihany no hisongadina.

Mirary soa hatrany.

Dia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628