Tua olona efa manambady aho

1. kime ( 16/05/2013 18:12)
Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy satria efa misy peratra n'y tanany.mariako alo fa eto Paris io tantara io ni mises.ny vadiny mbola any Dago fa lazainy oe o avy am juillet.za ko ko efa misy olona miaraka ami ko fa mbola tsy vota rara zay ary izy ko tsy eto fa o avy eto ko am juillet.petit à petit, lasa tia anio tovolahy io n'y tena ko:n'y olana ko mo de izy itako fôna presque tout les jours sauf n'y week-end .tena mojaly za am le situation fa Mba mila torohevitra aminareo.fantatro fa tsy misy avenir aminay sy izy fa Mba te afaka zay miaraka amin'ny fotsiny za.mataotra ko nefa za fa sô de raikipitibe eo nefa n'y vadiny o avy.tsy aiko alo ny côté any n'a Mba tianà ko izy n'a aôna?izy miresaka tsara refa miôna zahay.misaotra anareo saady
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 13:53
2. sitlo ( 16/05/2013 18:22)
Indraindray azoko ihany ny tian'ny namako tenenina amin'ny hoe: inona no iraharahian'ialahy hampandroso ny gasy?
Tahaka izao ve no mba olan'ny gasy any an-dafy? qd mm
3. ral_ ( 16/05/2013 19:01)
kime:

Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy satria efa misy peratra n'y tanany.mariako alo fa eto Paris io tantara io ni mises.ny vadiny mbola any Dago fa lazainy oe o avy am juillet.za ko ko efa misy olona miaraka ami ko fa mbola tsy vota rara zay ary izy ko tsy eto fa o avy eto ko am juillet.petit à petit, lasa tia anio tovolahy io n'y tena ko:n'y olana ko mo de izy itako fôna presque tout les jours sauf n'y week-end .tena mojaly za am le situation fa Mba mila torohevitra aminareo.fantatro fa tsy misy avenir aminay sy izy fa Mba te afaka zay miaraka amin'ny fotsiny za.mataotra ko nefa za fa sô de raikipitibe eo nefa n'y vadiny o avy.tsy aiko alo ny côté any n'a Mba tianà ko izy n'a aôna?izy miresaka tsara refa miôna zahay.misaotra anareo saady

Soraty mazava dia jereo ity fa mety misy horaisinao
4. hadji ( 17/05/2013 10:54)

Namana miala tsiny manao azafady aminareo fa valiny mivantana be no omeko anao raha tsy tianareo dia hakao goma kely azafady fa izaho aza ariana "MBOLA VAO NY LOHANAO ZAO NO VAKY FA TSY NY VODINAO SA ZAKANAO BIBY ANANKIROA "
5. mirananirina ( 17/05/2013 11:56)
Fantatrao fa manambady izy dia mbola niarahanao ihany ve? Sarotra ny miala @ olona tiana rhf tia, samy ho avy izany ny anareo avy ny juillet ka dia samia miaraka @ ny azy avy, indrindra ny azy vadiny tsy afaka hisarahany veti² eo!
Raha mbola tsy manambady ianao dia tsy tsara ny miaraka @ olona efa manambady
6. vale ( 17/05/2013 11:57)
Kime> izy akia efa manambady a, tsapako oe ny fonao no mibaiko ilay fitiavana fa adinoy izy na dia ataoko hoe ho tia anao koa aza izy toa sarotra ihany ny handrava ny tokatranon'olona indrindra ka efa nivoady teny @ alitara ry zareo, raha hiala @ vadiny koa izy tsy mety à mpino izany fa adinoyio lehilahy io dia raha azo atao dia mifindrà asa, na mialà ao @ ilay toerana ahitandry azy isan'andro dia tsy ahita an'azy intsony, bon courage
7. rakhaba ( 17/05/2013 11:58)
Marina ny filazanao, fa ny loha kosa raha vaky mahalasa adala e, ny vody kosa angamba indray mandeha ihany no vaky dia lavaka eo foana sa ahoana ?
hadji:

kime:

Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy satria efa misy peratra n'y tanany.mariako alo fa eto Paris io tantara io ni mises.ny vadiny mbola any Dago fa lazainy oe o avy am juillet.za ko ko efa misy olona miaraka ami ko fa mbola tsy vota rara zay ary izy ko tsy eto fa o avy eto ko am juillet.petit à petit, lasa tia anio tovolahy io n'y tena ko:n'y olana ko mo de izy itako fôna presque tout les jours sauf n'y week-end .tena mojaly za am le situation fa Mba mila torohevitra aminareo.fantatro fa tsy misy avenir aminay sy izy fa Mba te afaka zay miaraka amin'ny fotsiny za.mataotra ko nefa za fa sô de raikipitibe eo nefa n'y vadiny o avy.tsy aiko alo ny côté any n'a Mba tianà ko izy n'a aôna?izy miresaka tsara refa miôna zahay.misaotra anareo saady
Namana miala tsiny manao azafady aminareo fa valiny mivantana be no omeko anao raha tsy tianareo dia hakao goma kely azafady fa izaho aza ariana "MBOLA VAO NY LOHANAO ZAO NO VAKY FA TSY NY VODINAO SA ZAKANAO BIBY ANANKIROA "
8. pakopako ( 19/05/2013 20:10)
Aza d manome tsiny be fatany nareo fa soskevitra ny ilainy, refa tafiditra @io fitiavana io anie ka tena gidraka ilay anrdakandrana d mahazo tsirony avy eo d sarotra ny mila aminy, n fo mantsy samy manana ny azy,raha aty dago tena hitako manomboka efa tsisy koi @sasany mitsy ty manitsaka tokatrano ity na vavy na lahy, ny vavy tena hitako efa lasa lavitra mits iz ty.
9. jobiely ( 21/05/2013 08:55)
Zao ry kime an, tena cas ko mints io tantarainao io, nisy olona tiko sady tia ahy nefa izahay efa samy manambady, dia mba niasa loha ohatra anao zany ko za, saingy mbola tsy nanapakevitra hoe tena hanaiky hiaraka amin' ilay lehilahy, nanotany ny hevitry ny olona maro aho, ary tena nandini- tena lalina, nanao fb za d nahita citation tao manao hoe " N' ECHANGE JAMAIS QUELQU' UN QUI T' AIME POUR QUELQU' UN QUI TE PLAIT" zao aho dia tonga saina hoe tena marina zany, tsy ho hatakalony ny vadiny aho mantsy na hanaiky hiaraka aminy aza, mety ataony fanalana azy ihany aho refa tsy ao ny vadiny, fa rehefa tonga kosa ny vadiny d ho apetrany otran ts teo aho, D ny mbola tsy nanaiky ny vavako d aleoko nipetraka, zany hoe mbola tsy tena afaka ato am- poko tanteraka aloha ny fitiavana an' io olona io an, fa mba efa nihena be kosa e, zao aho zao dia miezaka tsy hifandraindray aminy, ny tena nanampy ahy hanadinodinoko azy aloha hatreto dia ampitahaiko @ toetran'ny vadiko ny toetrany ka tena hitako fa voan'ny vadiko be dia be izy @ lafiny toetra e. D mba nivavaka ko za, nagataka t@ A/tra aho mba tsy ho tafalatsaka ao anatin'ny fijangajangana, d zay.
10. hadji ( 22/05/2013 05:36)
Efa nihainako izany fa misaina kely dia manova kajy fa ny nenina ao afara mandatsa io fo sy ny masontsika io adala ny bandy tsy mahazaka mitazana fotsiny ny hakanton'ny vehivavy ary ny vehivavy tsy tia ny efa nekeny fa mitady tsirokanina hafa foana MITANDREMA RY RAHALAHY SY RANAMBAVY fa tsy manasa olona ange isika rehefa manao divorsa e sa !?
11. pisoonja ( 22/05/2013 13:34)
"..fa mpijangajanga sy ny mpka vadin'olona dia tsy mba hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra .."
matahora ilay hatahorako, sao dia mba ny vadinay ary zany misary adala miaraka aminareo zany
12. endriny ( 22/05/2013 13:50)
Ka ilay fifampikasohana matetika mihintsy no mahatonga ilay fitiavana olona koa, indrindra moa raha mahasarika anao ny endriny na ny fihetsiny, dia aoka fotsiny... Voajanahary izany... Minia mikipy na ataoko hoe mody adala aho raha manda izany. Ka ianao tompony ihany no tena mahita ny fanafody amin'io fa tsy misy dokotera hafa, sady raha ny resakao dia efa hainao daholo ny pitsopitsony ka ho hainao koa ny miala mora na miditra lalina. Fa io ianao ihany, izay mety aminao atao.
13. anjali ( 27/05/2013 07:54)
Faly miarahaba namana isany.
Ny principe eo @ fiainana hialana @ zava- manahiran-tsaina eo @ fifandraisana @ olona dia ity.
"ATAOVY IZAY REHETRA TIANAO HATAO AMINAO."
Koa raha tianao ny olon-tianao hampirafy anao dia manaova.
Le izy ange ny olona @ zao fotoana izao dia tia tena. Hany ka simba ny fiaraha-monina. Na zavatra tokony tsy hisy problème dia amoronana problème.
Io ry neny ny eto an-tany tsy misy an'izany hoe sady ho azonao ny tsaky no ho azonao ny ronono.
Ary ny fanimbana tokantranon'olona izany koa ve dia mba mety e!Heverinao fa mety ve raha ny tokan-tranon-drahavavinao no ravan'olona dia milamina ny sainao?
Aza tia tena. Ny vadin'io olona io koa dia manana fo toa ny anao fa tsy ny anao ihany no fo ka hoe ny anao ihany no maharary. Ny anao aza aretina nambolena.
Mora ny miala @ zany. Atao fotsiny zay tsy hifaneraseranao aminy sy tsy ahatsiarovanao azy dia vita.Raha ray fiasana ianareo dia éviter-o izy. Raha mankao @ biraonao izy dia aza raisina fa milaza ho be asa. Raha ny fihetsikao maka distance aminy dia fantany foana izany ary izy aza no hihataka voalohany.
Aza mitady problème @ fiainana fa ny fiainana aza efa problème koa mbola hampiana indray!
Fahamelohana eo anatrehan'Andriamanitra izany mangala-badin'olona izany. He ary ity izy hoe mangalatra. Fa angaha ny mangalatra zavatr'olona ihany no mahamenatra? mitovy @ mpangalatra mpamaky trano izany ry reto fa aza manao an'izany a. Bassesse d'esprit izany.
Tongava saina daholo izay rehetra zatra mpanao izany.
14. moi ( 27/05/2013 08:43)
ohatry ny tsy mbola sendra an'izany angamba ny sasany ! ny fitenenana ange manao hoe zay tia adala e ! efa nahita aho, hany ka mi-comprendre anareo ao anaty fakampanahy ! fa mora ny mananatra.
15. jaodiary ( 27/05/2013 09:14)
Salut!
Ny ahy ngamb tsotra iany no ambarako. Voalohany: tsara raha mandinika alou zay vao manapa-kevitra satria raha ny fahalalako azy ts mbola miaraka officiel nareo fa mifankahita sy miresaka matetika fotsn. Faharoa, hananao tsiny io tantara io any aoriana any fa aleo dieny zao dia mandray fepetra miala sy manamafy fo (mety ho sarotra izany fa izay no mety). Farany, mbola ho avy le tena anjaranao fa aza maka ny an'ny hafa.
Mahereza.
Diary
16. endriny ( 27/05/2013 10:36)
Izay tia adala
17. mirananirina ( 29/05/2013 11:06)
Ny lehilahy mitovy daholo, ka fikiro izay ananana.Samy tia vhv,revy sns...
18. endriny ( 29/05/2013 13:28)

mirananirina:

Ny lehilahy mitovy daholo, ka fikiro izay ananana.Samy tia vhv,revy sns...

Ahahaha, ary ny vehivavy ve tsy tia lehilahy? Koa raha tsy masera koa
19. mirananirina ( 31/05/2013 16:16)

endriny:

mirananirina:

Ny lehilahy mitovy daholo, ka fikiro izay ananana.Samy tia vhv,revy sns...

Ahahaha, ary ny vehivavy ve tsy tia lehilahy? Koa raha tsy masera koa

hihihi tia lhl koa ny vhv fa tsy mitovy ny fitiavana azy ireo, ao ny olotiana, namana sns..., fa matetika ny lhl dia tiany daholo ny vhv izay hitan'ny masony (sasany).
Izay no ilazaiko hoe mitovy ihany ny lhl, fa ny toetra kosa aloha tsy mitovy eh ao ny tsara fanahy, mamono vady, misotro toaka sns...
20. endriny ( 03/06/2013 17:18)
Miramirana

Izany hoe mba menatra fotsiny ny vehivavy hitonona amin'ny olona sao lazainy fa mpivarotena. Fa rehefa mahita bandy mba andriandrian'ny sainy izy, aoka fotsiny... Bogpsy ilay bandy itako izay a... Mety hitanko eny foana ve iny... Resaky ny mpiaramiasa io a...

Nahita bandy kely ohatran'i brad pitt aho ho'a, raha iay r'ty no mifanena amiko amin'ny manaraka tsongoiko ny tarehiny... Ahahahhha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2932