Tua olona efa manambady aho
21. jobiely
(
04/06/2013 07:10)
endriny:
Nahita bandy kely ohatran'i brad pitt aho ho'a, raha iay r'ty no mifanena amiko amin'ny manaraka tsongoiko ny tarehiny... Ahahahhha
Mahatsiaro ny adolescence ko mints za @zany hahahah. Marina mints io tenin' i Mirana io, samy mba tia daholo fa sarotra ho an'ny vehivavy ny hamboraka voalohany ny ao am- pony satria ratsy ny fitsaran'ny lehilahy azy @zay.
22. tanimamiko
(
25/07/2013 14:51)
vonjeo ny fahendren i gasy fa mangalabaraka;
pisoonja:
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg
"..fa mpijangajanga sy ny mpka vadin'olona dia tsy mba hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra .."
matahora ilay hatahorako, sao dia mba ny vadinay ary zany misary adala miaraka aminareo zany
23. tanimamiko
(
25/07/2013 14:52)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg
kime:
Toy izao lay tantara.izaho dia naafantatra tovolahy zay.kisendrasendra no niônanay.nisy occasion néfa niônanay s'y niresaanay.resaka fiainana fotsiny ni noresaanay.fantatro fa efa manambady izy satria efa misy peratra n'y tanany.mariako alo fa eto Paris io tantara io ni mises.ny vadiny mbola any Dago fa lazainy oe o avy am juillet.za ko ko efa misy olona miaraka ami ko fa mbola tsy vota rara zay ary izy ko tsy eto fa o avy eto ko am juillet.petit à petit, lasa tia anio tovolahy io n'y tena ko:n'y olana ko mo de izy itako fôna presque tout les jours sauf n'y week-end .tena mojaly za am le situation fa Mba mila torohevitra aminareo.fantatro fa tsy misy avenir aminay sy izy fa Mba te afaka zay miaraka amin'ny fotsiny za.mataotra ko nefa za fa sô de raikipitibe eo nefa n'y vadiny o avy.tsy aiko alo ny côté any n'a Mba tianà ko izy n'a aôna?izy miresaka tsara refa miôna zahay.misaotra anareo saady
24. FENOSOA2
(
26/07/2013 17:23)
Raha tena possible le tantara tsotra.mivavaha enw mafy f na miaraka ary ianareo ts maits ho tratriny haloka.zay namana
25. Isabella
(
10/10/2013 13:53)
jobiely:za kou efa niaina ôtranao io ry Jobiely fa dia tena marina ny teninao, tsy ho atakolony ny vadiny mitsy sady izy kou dia mbola resin'ny vadiko lavitra mitsy @ lafiny rehetra fa dia fitivana nadende ho azy fotsiny lé izy ka dieny mbola tsy tafiditra aleo dia miala dieny zao
Zao ry kime an, tena cas ko mints io tantarainao io, nisy olona tiko sady tia ahy nefa izahay efa samy manambady, dia mba niasa loha ohatra anao zany ko za, saingy mbola tsy nanapakevitra hoe tena hanaiky hiaraka amin' ilay lehilahy, nanotany ny hevitry ny olona maro aho, ary tena nandini- tena lalina, nanao fb za d nahita citation tao manao hoe " N' ECHANGE JAMAIS QUELQU' UN QUI T' AIME POUR QUELQU' UN QUI TE PLAIT" zao aho dia tonga saina hoe tena marina zany, tsy ho hatakalony ny vadiny aho mantsy na hanaiky hiaraka aminy aza, mety ataony fanalana azy ihany aho refa tsy ao ny vadiny, fa rehefa tonga kosa ny vadiny d ho apetrany otran ts teo aho, D ny mbola tsy nanaiky ny vavako d aleoko nipetraka, zany hoe mbola tsy tena afaka ato am- poko tanteraka aloha ny fitiavana an' io olona io an, fa mba efa nihena be kosa e, zao aho zao dia miezaka tsy hifandraindray aminy, ny tena nanampy ahy hanadinodinoko azy aloha hatreto dia ampitahaiko @ toetran'ny vadiko ny toetrany ka tena hitako fa voan'ny vadiko be dia be izy @ lafiny toetra e. D mba nivavaka ko za, nagataka t@ A/tra aho mba tsy ho tafalatsaka ao anatin'ny fijangajangana, d zay.
