tsara ilay izy fa tsy voatery hikatsaka ny fanjakan'ny lanitra vao hankatoa ny nolazainy
Velona Jesosy!
Tsy mahay mankato Azy isika namana raha tsy manana an'i Jesosy Kristy, na tafiditra ao anatin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Ny olombelona mahavita miezaka ho tsara sy olo-marina noho ny herin'ny tenany dia tsy mila Mpamonjy namana. Saingy hitan'Andriamanitra fa tsy possible izany, ary izany no nanomezany antsika mpamonjy.