Ny tanjona kendrena amin'ny fivavahana

1. leva2 ( 20/12/2012 20:53)
Velona Jesosy!

Nahasoa ahy ity fampianarana ity, ka zaraiko eto sao dia mba hahasoa anao koa namana isany!


novalian'i leva2 ny 22/12/2012 09:50
2. hery ( 20/12/2012 22:04)
Misaotra...

nijery sy nihaino
3. sitlo ( 21/12/2012 16:02)
tsara ilay izy fa tsy voatery hikatsaka ny fanjakan'ny lanitra vao hankatoa ny nolazainy
4. leva2 ( 22/12/2012 09:50)

sitlo:

tsara ilay izy fa tsy voatery hikatsaka ny fanjakan'ny lanitra vao hankatoa ny nolazainy

Velona Jesosy!

Tsy mahay mankato Azy isika namana raha tsy manana an'i Jesosy Kristy, na tafiditra ao anatin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Ny olombelona mahavita miezaka ho tsara sy olo-marina noho ny herin'ny tenany dia tsy mila Mpamonjy namana. Saingy hitan'Andriamanitra fa tsy possible izany, ary izany no nanomezany antsika mpamonjy.

Misaotra anao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066