Fisaorana
1. indro
(
20/12/2012 10:50)
Remerciements pour faveur obtenu,
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible. N'oubliez pas de remercier le Sacré cÅ“ur avec avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.
R. N . Andréa
novalian'i toriteny ny 25/01/2013 12:15
4. leva2
(
20/12/2012 19:27)
indro:
Remerciements pour faveur obtenu,
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible. N'oubliez pas de remercier le Sacré cÅ“ur avec avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.
R. N . Andréa
Velona Jesosy!
Fanontaniana maro manitikitika namana :
1- Fa maninona no atao hoe sacré cÅ“ur de Jésus, fa tsy tonga dia hoe Jésus?
2- Fa nahoana no 6 fois? fa maninona no tsy maintsy pendant 09 jours? fa tsy in-1 dia vita?
3- Inona ilay vœux? inona ilay faveur? sao dia ny sitrapontsika no tiantsika ho tanterahin'Andriamanitra fa tsy ny sitrapony no atao?
Fanamarihana : Ny tanjon'ny kristiana : " mandray ny anton’ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy" I Pet 01/09. Sao dia mba resaka ara-nofo, na koa momba an'izao tontolo izao, na sanatria voninahitra sy fireharehan'olombelona ilay voeux na faveur fa tsy mitondra voka-tsoa ho an'ny fanahy na ara-panahy?
5. leva2
(
20/12/2012 19:30)
Nehemiah:
http://www.biblebelievers.com/babylon/sect54.htm
Fantatray fa mahay anglais ianao namana Nehemiah, fa mba izarao ilay hevitra izahay namana tsy de mahay e!
6. hery
(
20/12/2012 22:06)
leva2> Zavatra nahasoa azy koa io ka zarainy aminao.
Vao avy nijery ilay video youtube nolazainao atsy ambadika hoe zavatra nahasoa anao dia zarainao amin'ny olona aho, sy nisaotra anao tao. Izao nefa aho gaga mahita anao izaran'ny olona zavatra mahasoa azy dia hafahafa.

8. miarana
(
21/12/2012 06:41)
indro:
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible.
Sarotra amiko ny hanaiky an'izany satria tsy ara-baiboly. Satria hoy ny baiboly :
« Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. » (Jaona 15:7)
9. indro
(
21/12/2012 06:52)
Ny fisian'ny fanatisme @ fivavahana nahatonga ady maro be teto an-tany. Raisina izay mahasoa, rehefa madio ny saina dia ilay feon'ny fieritretanao. Mety ho ratsy avokoa ny zava-drehetra ho an'izay mijery @ lafiny ratsy.
miarana:
indro:
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible.
Sarotra amiko ny hanaiky an'izany satria tsy ara-baiboly. Satria hoy ny baiboly :
« Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. » (Jaona 15:7)
10. miarana
(
21/12/2012 07:03)
Ka tsy hitako anie izay tokony hamerenana azy in- 54 e (6 X9). Moa tsy maheno tsara ve Ilay Andriamanitra mpamaly vavaka ? (lol)
« Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo. » (Matio 7:7)
« Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo. » (Matio 7:7)
11. indro
(
21/12/2012 07:04)
Nehemiah:
http://www.biblebelievers.com/babylon/sect54.htm
Na ny vato ara hono rehefa nahitana soa hosora-menaka.
Mety tsy dia haiko ny dikan'le article nefa mety ho tsy misy dikany mintsy koa !!!
12. miarana
(
21/12/2012 07:13)
indro:
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Tena tsy laviko mihitsy oe te hisaotra sy hidera an'i Jesosy ianao, saingy, na mahazo na tsy mahazo dia tokony misaotra Azy foana, ary ny fidéràna dia fiainana fa tsy in-6 fotsiny ao anatin'ny 1 andro. Ny fidérana ihany koa dia tsy "formule" fa vokatry ny fo.
13. Nehemiah
(
21/12/2012 08:02)
leva2:
Nehemiah:
http://www.biblebelievers.com/babylon/sect54.htm
Fantatray fa mahay anglais ianao namana Nehemiah, fa mba izarao ilay hevitra izahay namana tsy de mahay e!
Azafady indrindra. Marina fa sarotra ilay lahatsoratra. Ny vontoatin'ny rohy dia avy @ mpanompo sampin'ny Babylona fahagola nanjakan'i Nimroda ny fanompoana ny "Fo Masin'i Jesoa" sy ny fivavahana aminy, satria tandidon'i Nimroda "The Great Apostate" ilay izy.
15. indro
(
21/12/2012 11:27)
ohatry ny tsy nahita mantsy aho hoe "Jesoa" tao. chapelet, oui.

16. Nehemiah
(
21/12/2012 12:15)
indro:
ohatry ny tsy nahita mantsy aho hoe "Jesoa" tao. chapelet, oui.
Azonao tenenina mivantana ny eritreritrao fa tsy voatery miafina ambadika olakola-teny
17. leva2
(
21/12/2012 12:38)
hery:
leva2> Zavatra nahasoa azy koa io ka zarainy aminao.
Vao avy nijery ilay video youtube nolazainao atsy ambadika hoe zavatra nahasoa anao dia zarainao amin'ny olona aho, sy nisaotra anao tao. Izao nefa aho gaga mahita anao izaran'ny olona zavatra mahasoa azy dia hafahafa.
Velona Jesosy!
Misaotra anao namana hery.
Tsy dia fanontaniana tokony ho sarotra anie no napetrako namana, somary hafahafa amiko tokoa mantsy ilay fanambarana. Mety mahadiso ahy ny tsy fahalalako ka mahatonga ahy manontany.
Ny fanamarihana nataoko kosa indray, ahiahy araka izay voalazako ilay izy, satria tsy fantatro ny vontoatin'ilay vavaka. Ilay fomba hoe averina in-6, sns : aza misalasala manitsy na manazava namana raha misy mba azonao lazaina.
18. niryna
(
21/12/2012 16:53)
miarana:Marina izany,vokatry ny fo tokoa ilay izy fa tsy misy formule enjehina na arahina,fo torotoro hoy ilay hira izay.Fo mitalaho,fo mangataka,fo mamela heloka sy mangataka fifonana,fo mamela ny heloky ny hafa ,fo misaotra sy midera ary mankalaza ny anaran'ilay AVo indrindra ,izay no tadiavina amintsika
indro:
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Tena tsy laviko mihitsy oe te hisaotra sy hidera an'i Jesosy ianao, saingy, na mahazo na tsy mahazo dia tokony misaotra Azy foana, ary ny fidéràna dia fiainana fa tsy in-6 fotsiny ao anatin'ny 1 andro. Ny fidérana ihany koa dia tsy "formule" fa vokatry ny fo.
Io ambony io aza mba azo leferina fa mizarazara fa ilay mamely hoe raha tsy mandefa ity amin'ny olon-kafa ao anatin'ny andro vitsivitsy hianao dia hisy loza anjo dray dray dray
19. niryna
(
21/12/2012 17:30)
Nehemiah:
http://www.biblebelievers.com/babylon/sect54.htm
nojereko kely ilay lahatsoratra ary manambara ilay fampiasana ny sampile ilay izy na rosary no hiantsoana azy.Maty eto indray aho ooops,zaraiko kely fotsiny an
Fantatray fa mahay anglais ianao namana Nehemiah, fa mba izarao ilay hevitra izahay namana tsy de mahay e!
Rosary .. H .. Mary protects us, ,,,, be with us, helps us sns ...
Nisy mpiara miasa aminay izay dia samy nifandimby nivavaka izahay dia hoy izy hoe Masina Maria miambena anay,Masina Maria harovy izahay ,.....dia mitohy hatrany hatrany fa nasiany io Masina Maria io hatrany hatrany ary tena tsy naheno ny anaran'i kristy mihitsy aho na indray mandeha aza.Ny tiako tenenina dia vavaka lava reny ilay izy,tsianjery ilay izy fa tsy vavaka toram-po.Ka iny anjaran'ny tsirairay iny rehefa mahafantatra izy fa izay no hifandraisany amin'Atra.Izy irery ihany no mahalala ny ao am-po tsy miloaka na tena mino Azy tokoa na mivavabavaka fotsiny fa fomba -Hifonako fa zava-misy io .
Izany hoe ampiasainy io vakambakana io hifantohany amin'ny fivavahany amin'ny renin'i kristy,izany hoe tsy mivavaka amin'io izahay hoy ry zareo na mivavaka amin'i Marie fa fomba fifandraisanay amin'ny kristy aminy io ,izany hoe lasa misy mediateur iray indray izany isika olombelona mpamelanelana antsika .Kristy no mpanelanelana antsika amin'Atra fa amindry zareo raha araky ny fampiasana io rosary io dia miantso any reniny izy ,dia ny reniny indray no mampita izany amin'ny zanany ,dia avy eo ny zanany no miampita ilay hafatra amin'ny rainy ..
Araka io lahatsoratra io indray dia fomba na pagants izany hoy izy na ireo olona tsy mpino an'Atra toy ny buddhist, ny hindu ,ny olona taloha tany mexique sns fomba marobe ho an'ny fivavahana hafa izay tsy mpino an'i Kristy io . izay mitondra ireny vakambakana ireny tokoa ry zareo ary dia mivavaka eraky ny arabe na aiza misy azy rehefa tena votompinoana tokoa ry zareo.ny sinoa no ahitana izany ary misy koa ireo olona avy any egypt manana vakana fohy toy ny bracelet kosa ny azy fa vakana lafolafo vidy ny sasany .Dia avy amin'izay ilay tanisa tanisa ,manisa eto dia miantso ny anarana eto ,dia manisa indray sns ,ry zareo mahalala izany tsara fa aleo izy hanazava.Ny tena votoanti-kevitra izany dia ny hoe moa ve isika mivavaka tokoa sa manaraka fombafomba fotsiny?
Fomba hafa ilay izy fa ho andry zareo kosa dia tena manome hery tsy hifantompatoka amin'ny zavatra hafa fa dia mivavaka eny ary na ny tension aza ve tsy hidina kosa satria tsy misy zavatra eritreretina firy ao anaty saina fa dia mandeha any amin'izay toerana tiana andehanana.Raha mifantoka toa izany tokoa isika na tsy mampiasa ireo aza fa mivavaka sy midera an'Atra amin'ny fotoana izay ilaina azany dia ho sambatra tokoa isika sa ahoana ?
An'ny tsirairay iny.Samy manana ny fombany ny rehetra fa ny zaraina kosa aloha dia hoe mibebaha,manekena fa olona meloka isika ary mangataka famelankeloka sy fifonana amin'Atra .Minoa koa fa Atra nampiseho ny fitiavany antsika ary mbola miantso antsika hibebaka sy hiverina amiNy ary minoa ihany koa fa iray ihany no vavahady hidirantsika amin'Atra dia ny fifandraisantsika amin'ilay Zanaka izay Mpamonjy ny fanahintsika,Izy irery ihany no Mpamelanelana antsika amin'Atra satria Izy sy ny Ray dia iray ihany hoy Izy ary Izaho no vavahady hoy Izy ka dia aoka re tsy hisy na hamorina vavahady hafa e.Avereno aty amiko ny teniko raha toa ka tsy mety amin'ny hafa izany .Miarahaba antsika rehetra ary mirary antsika rehetra hanao fety sambatra avokoa
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika tsirairay avy.
20. didi10
(
21/12/2012 18:14)
indro:
Remerciements pour faveur obtenu,
"Que le sacré cÅ“ur de Jésus sois loué, adoré et glorifié, pour des siècles et des siècles. Amen !"
Dites cette prière 06 fois par jour pendant 09 jours et vos vÅ“ux seront exaucés méme si cela vous semble impossible. N'oubliez pas de remercier le Sacré cÅ“ur avec avec promesse de publication quand la faveur sera obtenue.
R. N . Andréa
Mahafinaritra ny mahay misaotra rerhefa nahazo fitahiana.
Tsara ny mampahafantatra anareo mpetraka any an-dafy fa ny vavaka toa itony dia mameno ny gazety mivoaka isanandro ary tena hita hoe misy ambadika commerce ila izy fa tsy mijanona amin'ny resaka fivavahana fotsiny intsony, mitovy amin'ny krismasy ihany e!
Tsara ny fitahiana sy ny fahasoavana namana fa tsy migarantir ny famonjena ny fanahy ireny.