Fisaorana
21. toriteny
(
11/01/2013 14:55)
Fa hono hoa, fa angaha Andriamanitra eo ambaninao sa miasa ho anao ka hoe tsy maintsy tanteraka io Jésus dans 9 jours?
VAlio izay fanontaniana izay dia fantatrao hoe avy aiza ireny zavatra ireny. Tadidio fa ny mpaminany sandoka mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy. mat 7: 15
Tsy hisy hankany amin'ny devoly mihitsy ny olona fa hitsoaka azy raha miseho amin'ny hendriky ny dragona izy fa izay mahababo sy manintona ny olombelona no hiakanjoany sy hanjonoany anao. Inona no mahamaika ny olona: materialy, ho be vola, hahazo voninahitra, ho tafita amin'ny fiainana. Dia omeny tokoa ireny dia adinon'ny olona ny ara-panahy. Ataony inona intsony tokoa moa ny hitadiavana an'i Jesosy koa ilay "Jesosy" aza efa hitany fa ni-exaucer ny zavatra tadiaviny. Inona intsony izany ny hankanesana any am-piangonana koa ny fiainany aza efa metimety, efa nisaotra tao amin'ny gazety tsy mila misaotra any am-piangonana intsony.
Tano mafy izay hanananao mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao ary . Ary tadidio fa ny Devoly mahay tsianjery baiboly fa tsy mankato ny voasoratra ao izy.
Koa aza mora fitahina re ry olona fa izahao toetra ny fanahy a!! fa tsy izao fanahy mitonona baiboly rehetra izao dia voatery avy amin'i Kristy daholo. FAntaro hoe mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra ve ny tenenin'ireny fanahy ireny. Inona ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny fiainana eto an-tany? MAt6: 32-33: "Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny Jentilisa fatratra fa fantatry ny Rainareo any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany. FA katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany dia hanampy ho anareo izany rehetra izany"
Tsy ratsy mihitsy ny mikatsaka fiainana tsara eto an-tany ary homen'Andriamanitra anao tokoa izany satria tokony ho antsika izany. Ary tsy voeux 1 no exaucer n'i Jesosy amin'izay fotoana izay fa fa ny fiainanao manontolo mihitsy no hamirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra. Saingy kosa 2eme plan izany fa ny tena katsahina aloha dia ny fanjakany. Efa mba nitory ny fanjakan'Andriamanitra ve ny fanahy ni-accorder ireny voeux ireny?
Tena efa ratsy ry ireto izao andro izao a fa tano mafy Jesosy

22. Nehemiah
(
11/01/2013 15:04)
toriteny:
Fa hono hoa, fa angaha Andriamanitra eo ambaninao sa miasa ho anao ka hoe tsy maintsy tanteraka io Jésus dans 9 jours?
Izy ity raha ny tena marina dia mitovy ts'isy valaka @ finoanoam-poanan'ny tantsaha frantsay talohan'ny Ady Lehibe faha2.
23. toriteny
(
11/01/2013 15:33)
Nehemiah:
toriteny:
Fa hono hoa, fa angaha Andriamanitra eo ambaninao sa miasa ho anao ka hoe tsy maintsy tanteraka io Jésus dans 9 jours?
Izy ity raha ny tena marina dia mitovy ts'isy valaka @ finoanoam-poanan'ny tantsaha frantsay talohan'ny Ady Lehibe faha2.
Ka izay indrindra no tokony hitsoahana ireny
1)Ilay izy ary efa hoe finoanoam-poana fa tsy finoana tena izy.
2)Ny finoanoam-poana anie tsy réel é. Isiaka nanana finoanoam-poana taloha hoe raha mandaka rindrina dia mahafaty renibe nefa na handaka rindrina injato isan'andro aza ianao tsy ny fanaovanao an'iny foana akory no mahatanteraka an'iny na hino mafy tahaka an'inona aza ianao. Nefa ilay izy tanteraka ny amin'ireny sacré coeur ireny dikan'izay misy fanahy mampiasa izany ireny finoanoam-poanan'ny olona ireny ary tsy fanahin'Andriamanitra hitondra ny olona any amin'ny FAmonjena mihitsy ireny
24. toriteny
(
25/01/2013 12:15)
Hafatra kely ho antsika Katolika. Rehefa miantso an'i Jesosy dia aza atao hoe fo masin'i Jesoa satria tena izay mihitsy no nampianarana anay fahiny na any amin'ny vavaka aza, tahaka io amin'ny annonce io. KAtolika mantsy aho taloha. FA tsy misy fo masin'i Jesoa mihitsy ao amin'ny baiboly fa Jesoa fotsiny atao.
Ny nampianarana anay tamin'izay moa dia hoe satria ny fo no voatrobaky ny lefona sy ny fitoeran'ny rà izay nalatsany ka hanavotany antsika. Dia ràn'i Jesoa mihitsy tenenina raha izany satria izay no misy ao amin'ny baiboly.
FA tsy ny fony ihany koa anie no nivoaka rà fa ny tanany sy ny tongony nofantsihina koa é, sy ny lohany nasiana tsilo. Fa ilay ràny tenenina na Jesosy mihitsy raha personne fa tsy hoe "Fo masin'i Jesoa, mivavaha ho anay". LAsa tsy mamaly vavaka Izy satria tsy adressé any ilay fivavahana