Sortie de Crise

1. pimaso ( 16/07/2012 19:09)
Retour à la royauté
novalian'i ledala ny 20/07/2012 20:09
2. iloinen ( 17/07/2012 17:48)
iza ary no ho atao mpanjaka
3. pimaso ( 17/07/2012 19:29)
Miproposer ny foko 22 dia atao antsapaka
4. iloinen ( 19/07/2012 09:21)
Ny faritra 22 angamba fa tsy ny foko satria 18 ihany no isan'ny foko sa efa nitombo ?
5. dadabe ( 19/07/2012 10:39)
tsy loyalete fa

asina dictature kely eto madagasikara dia mangina ny rehetra + SMOTIG hnanganan haingana ny orin asa
6. iloinen ( 19/07/2012 10:47)

Ndao Dadabe no atao filoha ary e d manao dictateur
7. ledala ( 20/07/2012 20:09)
misy marina ihany izany, mety tsy hisy intsony ohatra ny hanipinipy arona plastika etsy sy eroa satria matahotra sazy,...... be lotra mantsy ny tsy fanarahan-dalana misy eto na ilay lalana koa no tsy mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492