Sortie de Crise
4. iloinen
(
19/07/2012 09:21)
Ny faritra 22 angamba fa tsy ny foko satria 18 ihany no isan'ny foko sa efa nitombo ?
5. dadabe
(
19/07/2012 10:39)
tsy loyalete fa
asina dictature kely eto madagasikara dia mangina ny rehetra + SMOTIG hnanganan haingana ny orin asa
asina dictature kely eto madagasikara dia mangina ny rehetra + SMOTIG hnanganan haingana ny orin asa
7. ledala
(
20/07/2012 20:09)
misy marina ihany izany, mety tsy hisy intsony ohatra ny hanipinipy arona plastika etsy sy eroa satria matahotra sazy,...... be lotra mantsy ny tsy fanarahan-dalana misy eto na ilay lalana koa no tsy mety.
