mpamosavy ,mpilalao ody ,sorsiera ,egzorsista .....

1. andrywui ( 05/09/2011 22:30)
....tsy hitako ze maha kristianina anareo mpiondana ireto !! vao maika mampihena ny conte nareo eran'i Madagascar ny fandihizanareo tamin'ny nahalasanan'i Nadine !!
--tsy nijery ny maha-malagasy tsony nareo ry mpiondana fa ny tendrompo sy ny loha mpamosavy no natao nialoha lalana !!!
--mandihy amampaty !!
--miloloha lamba !!
--kentsompeo !!
--mihoso-menaka!!
--mangarombava !!
--misavika andamosina !!
--manao sovaly oul !
--milalao ampasam-poana !
--miboridana ,miridana amin'ny alina !!....

zay no azoko ambara fa azo hamehezana anareo mpiondana ireo , tsisy toetra ilàna anareo mitsy fa latsaka ambany be i dadarabe !!!! ndana miainga any daolo fa bombina be .....mbola hiontsana nareo fa miandrasa kely ! aza mikorapapapapapa refa miala any ny pan pan pan pan pan pan hon hon hon hon
novalian'i andrywui ny 11/09/2011 20:35
2. ronaldo09 ( 08/09/2011 10:37)
Ry Magro reo e!!! Iza indray moa ry Andrywui!!!
3. locl ( 08/09/2011 20:01)
Zay le gasy vendrana, tsy misy vendrana hoatry Andrywui eto, f'angah tsy maintsy mitomany migogogo foana rehefa misy maty e! Tsy hay akory izay any ampon'olona any
4. andrywui ( 11/09/2011 20:35)
ny fifalianilasany teto sy fihomemezana sy ny dihy teto alou no porofo fa "nenitoa" daolo kay reto mpiondana dada mpilalao lavanono ireto ;;;;;;;;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2335