....tsy hitako ze maha kristianina anareo mpiondana ireto !! vao maika mampihena ny conte nareo eran'i Madagascar ny fandihizanareo tamin'ny nahalasanan'i Nadine !!
--tsy nijery ny maha-malagasy tsony nareo ry mpiondana fa ny tendrompo sy ny loha mpamosavy no natao nialoha lalana !!!
--mandihy amampaty !!
--miloloha lamba !!
--kentsompeo !!
--mihoso-menaka!!
--mangarombava !!
--misavika andamosina !!
--manao sovaly oul !
--milalao ampasam-poana !
--miboridana ,miridana amin'ny alina !!....
zay no azoko ambara fa azo hamehezana anareo mpiondana ireo , tsisy toetra ilàna anareo mitsy fa latsaka ambany be i dadarabe !!!! ndana miainga any daolo fa bombina be .....mbola hiontsana nareo fa miandrasa kely ! aza mikorapapapapapa refa miala any ny pan pan pan pan pan pan hon hon hon hon