Rano be calcaire any France, mamparary v?

1. kamongo ( 10/03/2011 15:42)
Samala,

Saika mba hanonontany aho oe mamparary v ny misotro rano @ robinet any france.
Misaotra mialoha @ valiny.
Bises daôly.
a+
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:36
2. AndriambyII ( 10/03/2011 18:01)
CHU illico ! Ampangotrahy 20 Mn mihintsy alou !!!
3. vale ( 10/03/2011 20:55)
ny calcaire ve tsy mampahazo calcul, ary ny tena loza ny harafesenina any anaty canalisation any, aleo mitandrina hany aaa! :-)
4. cyril ( 15/03/2011 10:33)
kamongo ___) tena aleo ihany rehefa misotro fotsiny de cristaline iany fa rehefa mahandro kaly na misasa na miborosy nify toi de le robinet iany tsy koà ...fa tena be kalkera be mitsy io la seine io rehefa diovindry lerony satri refa apetraka kelikely le rano de mankeny amin'ny vodi-vera eny le kalkera !..
5. kamongo ( 15/03/2011 14:33)
Cyril ) merci @ torohevitra. tena marina toka ny voalazanao!
cyril:

kamongo ___) tena aleo ihany rehefa misotro fotsiny de cristaline iany fa rehefa mahandro kaly na misasa na miborosy nify toi de le robinet iany tsy koà ...fa tena be kalkera be mitsy io la seine io rehefa diovindry lerony satri refa apetraka kelikely le rano de mankeny amin'ny vodi-vera eny le kalkera !..
6. lagoon ( 15/03/2011 16:28)
ny gaz de schiste izao no malaza ao Frantsa.Mitady ho exploiter n'ireo vampires indray manko izy ity nefa hanapoizina vahoaka no tena tetika.

http://www.youtube.com/watch?v=yioB8iQfMVw
7. arialy ( 16/03/2011 08:45)
ary raha mapiasa anlay carafe misy filtres reny? genre Brita sns ? za zao reny no ataonay rano fisotro fa ny zaza iany no amena cristaline na volvic, fa tsy vita lay mibata² anlay pack d'eau isaky ny miantsena.
8. vale ( 16/03/2011 18:53)

arialy:

ary raha mapiasa anlay carafe misy filtres reny? genre Brita sns ? za zao reny no ataonay rano fisotro fa ny zaza iany no amena cristaline na volvic, fa tsy vita lay mibata² anlay pack d'eau isaky ny miantsena.

mitovy amin'i Arialy koa ny ataoko, ny ahy tsy misy bébé atahorana aloha fa le mibatabata no tena tsy vita, carafe à filtres dia vita, lol!
9. ravonjison ( 16/03/2011 19:17)

kamongo:

Samala,

Saika mba hanonontany aho oe mamparary v ny misotro rano @ robinet any france.
Misaotra mialoha @ valiny.
Bises daôly.
a+



Ny rano be calcaire dia tsy mamparary ary tsy misy akony eo amin"ny fahasalamana ny fisotroana azy. Hafa mihitsy ny antony mamahtonga ny " calcul" any amin"ny voa na tatavia, fatsy rano be calcaire velively.
Ny olana ateraky ny rano be calcaire dia ny harafesenina amin"ny tyeau , sy ny fahasimbana miandala ireo fitaovana electrique ampiasaina ao antrano: machine fanasana lamba, lovia sns...
10. niryna ( 17/03/2011 05:18)
eny tokoa e, manimba tanana ny rano any ary harafesina daholo sy komavoka toy ireny manasa tongotra tsy misy savony ireny ny vatana ,ny vilia ,ny sotro sy ny antsy moa dia aoka fotsiny.Ilay hoe mankarary indray aloha dia tsy dia itako fa rano tamin'ny tavoahangy no nosotroiko fa matsatso ilay izy,izay no mba itako
11. vale ( 17/03/2011 14:54)
Ravonjison>Ny rano be calcaire dia tsy mamparary ary tsy misy akony eo amin"ny fahasalamana ny fisotroana azy. Hafa mihitsy ny antony mamahtonga ny " calcul" any amin"ny voa na tatavia, fatsy rano be calcaire velively.
-----------------------------------------------------------------------
ka za angaha moa mahalala fa mba fanontaniana koa ny ahy iny, tsy niteny mihintsy zaho hoe izay no marina! mdr.
12. AndriambyII ( 17/03/2011 16:57)
Bon ! ok ! mivadika ho calcium ny calcaire une fois voahodin' ny appareil digestif ! Nefa na dia izany aza raha be loatra dia misy akony @ fahasalamana raha tsy mifandanja ny elements nutritifs kefonina .Indrindra mety hanakana ny transformation metabolique vitaminique sy proteinique ho maivana tokoa rehefa feno loatra ny calcaire voatelina .
13. soanja ( 21/03/2011 11:50)
AndriambyII:

CHU illico ! Ampangotrahy 20 Mn mihintsy alou !!!


Mamono mikroba ny fampangotrahana rano fa tsy manova ny zavatra misy ao toy ny calcaire sns sns...
14. hery ( 22/03/2011 08:04)
Dokotera miandraikitra ny voa (Urologue) koa no niteny hoe tsy misy effet-ny amin'ny fahasalamana ny calcaire amin'ny rano.

Ny rano eto Roma dia tena be calcaire be mihitsy. Fa mbola tsy nisy olona hoe nararin'ny rano hatramin'izao. Feno an'ireny fontaine ireny na points d'eau eto Rome dia misotro daholo ny olona.
15. m.i.s.a ( 22/03/2011 08:59)
Marina izany! tsy mbola nisy olona narary t@ fisotroana rano robinet henoko aloha hatram-zay.

Raha mankarary ve ny rano robinet tsy efa an'alina no notsabohina na maty na hafa?

raha resaka tuyau arafesina indray dia ny tuyau efa voadinika ny mpanamboatra io mba tsy hisian'izany arafesina zany any anatiny, misy norme tsy maintsy arahina io.
16. cyril ( 22/03/2011 09:34)
salut hery ! elaela a ...

marina ihany alou zay kozinareo zay e ! mety tsy quoi le misotro rano am robinet nefa tokony hilamm ihany rehefa hita fa tena diso fotsibe loatra le rano kle ....hita mitsy hoe misy zavatra alefandry lerony bobaka be ao anatinle rano surtt rehefa hiver ..fa mety ry lerony mpanamboatra kristalinn , sy volvic ihany anie no manaparitaka l kozy oe ratsy le kalkera am rano fa mahafaty na mamparary rehefa alefa alavidaviatra kokoa le kozy e
17. soanja ( 22/03/2011 21:38)
Saika hadinoko fotsiny ny hiteny hoe raha mandinika ianareo dia tsara nify be mihitsy ny olona avy any Tulear sy ny manodidina ny ranomasina miakatra ny karaoraobato mamonjy ny tany Mahafaly. Ny rano any mantsy tena feno calcaire tokoa ary misy toerana izay no fiantso azy hoe Andrano.... tsy tadidiko ny calcaire amin'ny teny gasy.
18. AndriambyII ( 28/03/2011 18:34)
Ny zavatra fantatro dia ny filtrage ny nappe phreatique ataon-dry zareo ao France dia ara-dalàna , nefa tsy mahasakana ny microbacteries tsy hihanaka izany , ohatry ny cryosporaphite ,... ,
19. niryna ( 31/03/2011 05:25)
Miresaka rano ianareo fa misy toerana any Ampefy izay misy rano mivoaka toy ny volcan kely izay.Tapenana ilay lavaka dia avy eo miboiboika mivoaka ilay rano.Dia hoy ny olona hoe vichy gasy hono io ary natoraly ary mahasalama.Mba nanandrana re izaho ity fa tena nalemilemy.Ilay tsirony moa dia aoka fotsiny.Nianatra lesona aho fa na dia hoe natoraly e,izao e, aleo ihany mitandrina.
20. booboo ( 06/04/2011 13:14)
Ny tuyaux ho simba no tena loza fa raha hoe hisotro lay rano @ robinet tsy misy fihaitraikany @ fahasalamana ouz koa ny doko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863