Rano be calcaire any France, mamparary v?

21. kamongo ( 06/04/2011 13:49)
Slt nareo
dia faly Misaotra ny hevitrareo rehetra.
Kamongo
booboo:

Ny tuyaux ho simba no tena loza fa raha hoe hisotro lay rano @ robinet tsy misy fihaitraikany @ fahasalamana ouz koa ny doko...
22. bichette ( 09/05/2011 15:36)
Nyrina > ilay hoe "rano visy" ve tsy avy amin'ny hoe "vichy" fa nagasiana e ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2996