zouzou - 19/02/2011 12:14
manao ahoana daholo,
saika mba hanotany aho hoe aiza, iza no hafaka hanoro hevitra ahy. Mitady fomba fanaovana didi-poitra eto amin'ny région parisienne mba tsy handoavam-bola be. Efa notany fa toa lafo be satria chirurgie esthetique dia tsy remboursé ny sécu.
Misaotra mialoha
mandehana any am médecin traitant dia mangalà ordonnance momba ny phymosis , dia maka rdv am ny urologue fa mitovy iany ony nefa io remboursé... mazotoa é.
Hery< angah? lol , ilay medecin traitant-nay aza no ni proposer anio anay koa, ozy oe ça ne sert à rien de dépenser 600€ à 800€ pour ça, dia nanaovany ordonnance (lettre hoan'ny Urologue de l'hopital).Milay refa manana dokotera tsara toetra an