didi-poitra

1. zouzou ( 19/02/2011 11:17)
zouzou - 19/02/2011 12:14
manao ahoana daholo,
saika mba hanotany aho hoe aiza, iza no hafaka hanoro hevitra ahy. Mitady fomba fanaovana didi-poitra eto amin'ny région parisienne mba tsy handoavam-bola be. Efa notany fa toa lafo be satria chirurgie esthetique dia tsy remboursé ny sécu.
Misaotra mialoha
répondu par arialy le 24/02/2011 09:03
2. arialy ( 21/02/2011 11:23)
mandehana any am médecin traitant dia mangalà ordonnance momba ny phymosis , dia maka rdv am ny urologue fa mitovy iany ony nefa io remboursé... mazotoa é.
3. hery ( 21/02/2011 16:23)
:-)

gravy kou zany fikanareo zany.

Zahay dia nandeha tany Dago mihitsy :-p 3 andro dia sitrana kanefa tsy le Al'americaine an
4. zouzou ( 22/02/2011 10:52)
Misaotra anareo ami'ny valiteny, ilay makany Madagasikara aloha dia tsy raikitra ny anaovana azy any, vao maika miverina lafo be nohon'ny chirurgie esthetique .
Handeha hijery ilay medecin traitant izany
Mbola mamerina fisaorana anareo :))
5. arialy ( 24/02/2011 09:03)
Hery< angah? lol , ilay medecin traitant-nay aza no ni proposer anio anay koa, ozy oe ça ne sert à rien de dépenser 600€ à 800€ pour ça, dia nanaovany ordonnance (lettre hoan'ny Urologue de l'hopital).Milay refa manana dokotera tsara toetra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2043