Tsy nahomby ny tetiky ny mpanaratsy ny FPVM

1. newyork2007 ( 07/02/2011 14:02)
Raha ny fanaratsiana no nentin'ireo tsy mataho-tody mikasika ny raharaha FPVM , izay nataon'ireo mpanenjika ny Pasitera Randrianatoandro dia fantatry ny Malagasy fa fanaratsiana no tao ambadik'iny raharaha iny ary voatonona ny tompon'andraikitra ambony ao amin'ny FJKM izay notononin'ireo nokaramaina hanao iny FILM iny...
Natao mihitsy ny fanenjehana an'i Pasitera ary niafara tamin'ny fialany tamin'ny FJKM ka nananganany ny FPVM ary nataon-DRavalomanana,Andriamanitra tsy tia ratsy anefa ka niongana ity mpanao didy jadona ity volana vitsy taorian'iny raharaha iny ka nahatonga ny famohana indray ny FPVM, tsy tantin'ny FJKM ny fahitana ny ody bediabe teny Ambohitsorohitra ny andro nialan'ilay demony lah(Ravalo) Ka nanaovana izao fanaratsiana mihotra ny loha izao.... N'inon'inona ataonareo dia izao an'Andriamanitra ny FPVM ary anaran'Andriamanitra no toriana ao ka nipoitra ny marina tsy nisy olona nanaiky ny tetidratsinareo fa ianareo indray no nifoteran'ny rambon-doza!!!!
novalian'i vale ny 14/03/2011 14:49
2. swann ( 07/02/2011 14:25)
kaiiiyy.... gaigy ndray zany resaka zany kle !...
-de avoay ary ny lien misy anzany ry USA mba ho jerena a !...
-fa tena mahery ny fjkm raha nahavita anreny film ireny kle !...
otran tsy tena possible alou zany kah , satria a tena tao ampiangonana fpvm mihitsy le acte ane ry USA e (tena azafd fa tsy haiko manoratr l anaranareo d io ny mora)
3. locl ( 08/02/2011 09:58)
MBA MIAIKY NY HELOKA VITA RE RALONA FA AZA DIA MANKOVISY BE OHATR'IO. DIA HITA POROFO IZAO SY MIBARIBRAY DIA MBOLA MITATDY LALANA HIALANA IHANY. FA IZA DAHOLO IRENY OLONA TAO ANATY FILM IRENY E! TSY MPIVAVAKY NY FJKM IRENY FA OLONA AO AMINY FIANGONANA FPVM

FPVM MPANAO PORNO, MILAY ALOHA LE FILM
4. vale ( 08/02/2011 11:29)
INONA MOA ry Newyork no TOMBONTSOA ho azo amin'ny fanaratsiana fivavahana, izahay aloha dia victime ka mampitandrina NY MPIRAY TANINDRAZANA mba tsy ho voan'ny fandrika fa efa hita ny porofo fa tsy TSAHOTSAHO ny zavatra RENAY TAMIN'NY nahafaty ny rahavavinay fa dia isaky ny mois de DECEMBRE dia misy acte SATANIQUE ao amin'io fiangonana io, dia tsy hitanao angaha ireo vidéo mibaribary ireo ary mbola ao ny DATE manambara an'izany fa tsy ny OLONA no mamoromporona ary matoa efa miparitaka ny laza ratsin'io fiangonana io dia EFA BE ny voa . Ny aza voany ihany, ka za manokana aloha dia mampitandrina ihany mba tsy hanenenana, marina fa Andriamanitra no toriany ao fa MISY zavatra ilainy OLONA ao ambadik'izay ôoo! Ancien magicien hono io Pasitera io, izahay aza TSY NAHALALA an'izany fa ny olona no nilaza an'izany habibiana izany taminay, mba voafitaka koa ilay rahavavinay izay nanantena hahita fiadanana anefa dia fahafatesana no nihatra taminy. Dia lazao indray fe hoe: nisy devoly izy dia nokapopakohina, dia izany ve dia mba rariny hoe efa afaka andro maro aty aoriana vao ampandrenesina izahay fianankaviany???, fanalàna devoly ve izany??? ASSASSIN, tu peux dire ce que tu veux mais assassin io Pasitera io AMIKO. Aiza koa ny hisy an'izany hoe: ANGORONINY NY TEL PORTABLE, ary tsy afaka mifandray amin'ny olona any ivelany ry zareo mpiofana ho mpiandry rehetra, anisan'izany ny rahavavinay, NY AZA VOANY ihany, fa io moa samy malalaka amin'ny safidiny fa izahay dia nanenina mafy ny nidiran'ny zandrinay TAO. Ary za tsy matahotra mitanisa izay voalazako eto fa mbola ho avy ny tsy mety amin'io FPVM io, mampalahelo ny olona izay tsy mahalala na inona na inona tahaka anao fa dia oe Atra n toriana ao dia MIARO hatrany, avereno jerena ny lien napetrakiny namana ao amin'ny "sarimihetsika" fa raha tsy mbola nahita film porno ianao dia ireny no santionany.
5. cyril ( 08/02/2011 13:51)

ninanengann i usa nanaovan'i vale-nay azy ! asio vale , asio fa ny rahavavitsika no petsa tao
6. mirananirina ( 08/02/2011 15:10)

N'inon'inona ataonareo dia izao an'Andriamanitra ny FPVM ary anaran'Andriamanitra no toriana ao ka nipoitra ny marina tsy nisy olona nanaiky ny tetidratsinareo fa ianareo indray no nifoteran'ny rambon-doza!!!!


Reny zavatra hita miharihary ireny ve dia mbola Andriamanitra ihany no nanao an'ireny?????Mba mieritrereta,ary izay tsy mivavaka ao @ FPVM io zany dia devoly????Raha mpanao ody i Ravalo efa maty i Andry tgv,ary tsy voahongana teo izy.


dia misy acte SATANIQUE ao amin'io fiangonana io, dia tsy hitanao angaha ireo vidéo mibaribary ireo ary mbola ao ny DATE manambara an'izany fa tsy ny OLONA no mamoromporona ary matoa efa miparitaka ny laza ratsin'io fiangonana io dia EFA BE ny voa


Mazava be angamba ilay izy,ary tsy nisy nanameloka io ny mpijery rehetra,sady @ zay ao ampiangonana,misy zazakely tao,ramatoa antitra grrrrrrrrrrrrr,alaina devoly ve dia asaina mifanoroka sy misakambona ny samy vhv???Raha sahala @ ireny no asan'Andriamanitra dia aleo indray izany mivavaka @ devoly?????Tssssssssss
7. vale ( 08/02/2011 18:08)
Cyril & Mirana> mmpalahelo mihintsy ze oul victimes, f'hita fa sady miteny ratsy anie le lhl oe, tsapao ny entana, de manaova saveraka,dia hoe mihomehimehy! hihihi, tsy miohomehy loza aho, baikony hanao zvt hita am Visa a, c pas normal! lol, mba mailo oa ee!
8. cyril ( 09/02/2011 09:12)
efa hita zao ny an'i usa fa resaka demony de mbola avotana fahatany any foana , ary sao de mba i toi iany ary ry usa io bandy oe RIJA niaraka tamle pams ireo satria toi tsy mampiseho anarana sady sarotiny be !..

okay rija ! a+
9. vale ( 09/02/2011 15:31)

[quote=cyril]
efa hita zao ny an'i usa fa resaka demony de mbola avotana fahatany any foana , ary sao de mba i toi iany ary ry usa io bandy oe RIJA niaraka tamle pams ireo satria toi tsy mampiseho anarana sady sarotiny be !..

okay rija ! a+
------------------------
hihihihi, iza no mahita! lol
10. AndriambyII ( 10/02/2011 10:52)
Matetika @ toeram-pivavahana vaovao ohatr' itony dia ahitana hetsika sampona ataon' ny olona te hanintona mpivavaka hiditra ao aminy,no te hampiseho @ hierarchie n'ny fiangonana fa etablissement integre sy correct ilay fiangonana , ka mila mampitombo isa ny mpiangona ao . Izaho tsy milaza fa ny fivavahana protestante no ratsy , ny olona mpitarika ny mpiandry sy dekônina ary ireo mpiandraikitra ny raharahan' ny trano fiangonana matetika no fositra @ raharaha tahaka itony . Tsy ny fiangonana protestanta ihany anefa no ahitana zavatra ohatr' izany , fa na kato ,na adven ,na ortho ,na anglika , ... ireo fironam-pinoana manana fiangonana mankasitraka ny daholobe hiditra hivavaka ao aminy @ andro fiangonana .
Asa angamba tokony hizarana karatra maha- mpikambana azy tsi 11 @ maha mpitari-piangonana sy mpiangona ,ary mpandray toy ny taloha ve no vahaolana ?
11. vale ( 12/02/2011 00:25)

[quote=AndriambyII]
Matetika @ toeram-pivavahana vaovao ohatr' itony dia ahitana hetsika sampona ataon' ny olona te hanintona mpivavaka hiditra ao aminy,no te hampiseho @ hierarchie n'ny fiangonana fa etablissement integre sy correct ilay fiangonana , ka mila mampitombo isa ny mpiangona ao . Izaho tsy milaza fa ny fivavahana protestante no ratsy , ny olona mpitarika ny mpiandry sy dekônina ary ireo mpiandraikitra ny raharahan' ny trano fiangonana matetika no fositra @ raharaha tahaka itony . Tsy ny fiangonana protestanta ihany anefa no ahitana zavatra ohatr' izany , fa na kato ,na adven ,na ortho ,na anglika , ... ireo fironam-pinoana manana fiangonana mankasitraka ny daholobe hiditra hivavaka ao aminy @ andro fiangonana .
Asa angamba tokony hizarana karatra maha- mpikambana azy tsi 11 @ maha mpitari-piangonana sy mpiangona ,ary mpandray toy ny taloha ve no vahaolana ?

--------------------------
Ah bon??? Mba azonao tononina eto ary ve izany fiangonana vaovao manao fomba démoniaque tahaka an'io FPVM io?!! tssssss!! Io no malaza RATSY fa tsy ny fiangonana rehetra vao miforona akory dia ahitàna zavatra asandevoly ohatrizao!
Dia ahoana koa izany hoe ny fiangonana, kat$olika, adventiste, ect izany koa?!! sssh! TSY mitombona izany, ary mbola tsy nahita an'izany aho, ITY irery ihany no manao zavatra tsy fanao ara-pivavahana ohatr'izao. Manintona olona hoe ny fiangonana dia manao hetsika, mety ekeko ihany, FA tsy manao toy Io FPVM io, AZA afangaro kely azafady, hafa ny hetsika ataon'ny sasany, ny katôlika aloha tsy mbola nanao fihetsika araka ny lazainao izany, IZAHO katô, fa ny hafa no tsy fantatro alou! AZA afangaro amin'io Fenongonan'ny ancien magicien io ny zavatra!o_O
12. AndriambyII ( 12/02/2011 12:52)
Ohatra ireo pretra pedofila tao Amerika sy eropa .
13. vale ( 12/02/2011 21:32)

[quote=AndriambyII]
Ohatra ireo pretra pedofila tao Amerika sy eropa .
--------------------
TSY misy idiran'ny hetsika ataon'ny fiangonana izany mba hitarihana olona! Problemany manokana izany fa tsy misy idiran'ny famenoana paosy sns eto!sssssh!
14. AndriambyII ( 12/02/2011 22:37)

Raha ohatra ka nisy famoizan' aina voaporofo ohatra ny tranga notantarainareo , sy ny efa hitako tany ankafa dia tokony ho nandray andraikitra tany amboalohany tsy nisy hatak' andro tahaka ny fanaon' ny olona tandalàna ianareo fa tsy avela hivadika ny fotoana .
Dieu n'aime qu'une chose en nous : la droiture, la justice, l'amour du prochain, l'humilité ; voilà les fruits d'un cÅ“ur fécondé par ses verites. Ce qu'Il attend de nous, c'est d'avoir un cÅ“ur pur, irréprochable. Or on peut mal agir au nom de n'importe quel Dieu, on peut bien agir au nom de n'importe quel Dieu ; mais il est des formes de Dieu qui manifestent mieux qu'Il est le garant des oeuvres celestes et le maître du Jugement qui nous attend tous au-delà de la mort. Et cet au-delà nous est à tout instant rappelé par Ses oeuvres . Le Mal, l'Ennemi, l'Adversaire naît dans le cÅ“ur de l'homme quand il fait de ce monde le seul horizon, quand il brise les oeuvres et ne pense plus qu'à l'ici-bas : rien, alors, rien ne l'arréte dans son arrogance, dans son injustice, dans sa mégalomanie .Les milliers de formes divines qu'adorent les humains, n'épuisent pas la Divinité, mais La rendent présente au cÅ“ur des vivants.
Raha tena izany dia aza mamaly faty akory raha zanak' Andriamanitra ihany . Ny fitsarana olombelona hafa , azo hihodivirana sy ialàna , fa ny an' ny lanitra kosa tena tsy maintsy mipetraka .

15. dadabe ( 15/02/2011 05:02)
vale : ekena akia bavikely a, zah aza mbo gaga oe, ilay bandy nibaiko oe : AMBANY VODY...MANOROKA....MANAO...tsss tsy misy manakana fa avela hampiseho mahavehivavy azy ve ??? efa tena temple de satan be io ry vale a

ataon'i vale anay ...
16. dadabe ( 15/02/2011 05:04)
tsy tokony asiana verse biblique na ady hevitra io r'izareo a, efa mazava be sahala @ vay akandrina fa devoly lava rambo be kle tsss
17. cyril ( 15/02/2011 12:23)



vale : ekena akia bavikely a, zah aza mbo gaga oe, ilay bandy nibaiko oe : AMBANY VODY...MANOROKA....MANAO...tsss tsy misy manakana fa avela hampiseho mahavehivavy azy ve ??? efa tena temple de satan be io ry vale a

ataon'i vale anay ...

dadabe=bainn=ouioui ... taratara amin'i vale ndray toi de mody oe oayaoaya eo a
18. vale ( 15/02/2011 16:57)
cyrill, bedada> hihihihi, slt nareo! ;)
.. tena marina mints fa mila sacrifice isanky ny mois de déc ono io pasitera io de mbola mi-wawawa ian ny sasany, za tsy mamaly an'io sady TSY namaky akory fa itako misy verstes bibliques etc eo, za nge Ranga ty mianatra baiboly fa ra izany no toizanao eo de al eto ny andro eee, mdrr, satanique, mandràra ny oul tsy hifanerasera am exterieur, de manao ity actes sataniques retratretra ity, de lazaivo fa devoly dol ny oul de mila anizao "etsika" (araky ny filazanao anaz,lol) izao mba ho voatarika, in ny ivavahana ra izao?! ndàna mints lou enao miteny io manao VICTIME vao miresaka aminay de hangina amzay enao fass!mdr
19. vale ( 15/02/2011 17:00)
I Ravalo aza nolazainy fa demon rehefa nanidy ny fengonany de in moa no hafahanay hiady amzany oul adala izany e, izy izao no demon eto! pff, ary samy manana ny taktikany io ry Andrymbill a, ny yaourt tsy mety ohatra raha tsy atao fermentation, mdrr, MISY fotona dol ny zavatra rehetra fa mbola hisy farany io ô.
20. AndriambyII ( 16/02/2011 19:56)
Pimmm paaammm pouuuummm hihihihihihih !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0594