Tsy nahomby ny tetiky ny mpanaratsy ny FPVM
21. AndriambyII
(
16/02/2011 20:05)
Tena very any @ tsy tazana le resaka raha mitohy !! Leaannnnna , dé ampidirn' ao daôlidôly ity ronono antavy sy ariary zato ambany ondana ity !! Aiza notena marina ééé ???
24. AndriambyII
(
16/02/2011 22:14)
Dray ! Tsy mahazo ny zavatra tiako ho lazaina @ le resaka angamba ianareo !! Rehefa mpitarika ( pastera , pretra , imam , moine , ...) manao ny tsy fanao dia azo atao tsara ny manàla azy @ fomba hentitra .Fa tsy ho tonga @ fanalàna aina kosa raha tsy ahitàna porofo mivaingana fa tena nanao fanahy iniana namono olona tokoa .
25. vale
(
17/02/2011 20:20)
ka izay no nitenenako hoe mila fermentation tahaka ny yaourt ilay démarche atao,mila zvt maro hanoherana azy, preuve, patience, etc, etc, ra tsy azonao, lolll, enao ian no miteny anaz eo izao, de lazainao indray fa za no tsy mahazo resaka, fa manin ronono antavy sy manin Ah???!,,lolll, raha za manokana lo dia ny peine de mort no mendrika azy.
Ary ra ny sitrapoko manokana dia flinguéko any ho faty any le devoly lahy iny!! pff!

26. vale
(
18/02/2011 10:45)
http://www.tananews.com/2011/01/film-pornographique-version-malagasy-ii-sur-le-marche/
IOooooooooo, dia diniho tsara, aiza no mahasamihafa ny film pornographique amin'izao?! ary ny fidarohana oul jusquà épuisement, tsy ajanona raha tsy mandoa rà, dia efa hita fa efa ho faty le oul vao ampandrenesana ny famille???? dia melohan'izany Actes rehetraretra izany dia Tsy nahazo niserasera t@ oul extérieur ny fiangonana ilay oul, c'est àd ire: ny tél portable nogiazan'ile pasitera démony lahy io, ka tsy nisy nalala ze nanjo le zandrinay zay rehetra ra tsy izy efa nanao hemoragie interne, la nuit arrivée à l'hopital.... za tsy te hitantara fa là cher Mr Andrymyll, vous étes en train de rémuer le couteau dans les plaies, mba matahoatody.
Ary mois de décembre ilay fotoana, ary in io date nanaovany io zavatra hita am vidéo io???? avelao hà hanao mismisy ny preuves tahakitony , héhéhéhé;
Ttsy mpivavaka izany hono io Ranga io fa Magicien dia mila sacrifices foana @ zavatra ataony, NA mila manao zavatra SATANIQUE ohatrizao, ary ny oul no mody ampesoniny hoe: famaizana etc, etc, n'importe quoi O_O,,,,>>>> fa mahagaga anah, enao any antoerana any ra tsy diso za, manin no tsy miditra mpikambana ao raha d'accord amin'ny ataony enao???!! grr!
Dia aza asina menomenona intsony oe nanin tsy ni-porter plainte etc, etc, fa efa voalazako teo dol ny antony, ny exemple momba ny fanaovana yaourt ze nolazainao fa manao ronono an-tavy sy tsy haikohaiko amin'ny taimbavanao any tsy rarahako, dia lazainao fa in marina eee, nanani nanana!!!
Ny marina, dia IO izy io dia bonne VISION mon très cher, et n'hesite pas à y laisser tes impressions ou quoi que se soit fa tsy Za rery no mba sahanao anaovana long discours eto. grrr.

27. rifaliana
(
19/02/2011 09:43)
slt dol reto a!somary vaovao fa zao vao mba nahita ty sujet fpvm ary nahita ampahany am le film,mety tara vao mandray anjara fa mba apetrako eto ihany ny mba idee keliko e,SAO DE MBA MPAMOSAVY TENA TRATRA KOSA IZY 2 VAVY?RAHA NY HITAKO EO AMLE SARY MANTSY DE TOA TENA OTRAN ZAVATRA TENA NISY LE IZY,LE RAMATOA IRAY TOA OTRAN MANGANA NY MASONY,SAHALA AM NASIANA NY TOTOHONDRY,amzay miteny ty le mpampiboridana we camera alaivo tsara na otran zany e,tsy haiko nefa,sady baikoana izy roa,otran ireny olona tratra ireny,ary matoa amn ny alina de ny mpamosavy tsy mivoka raha tsy amin ny alina,sady toa misy histouar fangalarana rakitra sns le iz,misy we fanakorontanana ao am piangonana,namafy rano sns,za tsy nahita ny debutn le film fa ampahany nalefantsika namana teto ihany no notelechargeko de nahitako sombiny kely,le vehivavy roa ry tena hita we matahotra sy mangovitra manao an le film hita we tsy maintsy natao satria tsy te ho afa baraka fa tratra,asa nefa,mety nifanarahana fa tsy ho avoaka satria menatra izy roa vavy hoe tratra namosavy,ary tao ampiangonana mihitsy izy no tratra de zay no nanaovandreo azy tao,otran ireny ol makamaka sary eny andalana amze evenement sendra hita eny e,MARINA FA WE NOMANINA LE IZY SATRIA METY EFA MISY MAHATSIKARITRA IZY 2 VAVY MIDITRA LAVA AO ISAN KALINA DE NANOVANDREO FIKAFIKA DE TRATRA TAO NY FARANY,efa niomana kou ny mpijirika am camera sns de io ny vokany.
ary hitako tena misy olona tsotra,ramatoa vaventy mitafy lamba,ny 2 toa mpiandry bebe kibo,otran we nampanantsoina ry zareo refa tratra tao izy 2,de aveo moa aty aoriana izy 2 milaza we notambazana vola be sns izy nanao an iny,tsy haiko alou fa na de mamy toy ny inona kosa aza ve ny vola de hanao an ireny?handoto tena ho mpamosavy?asa!!!!!!!!!
amiko alou tsitako ze lazaina,sady tsy miaro ny mpamosavy aho no tsy miaro ny mpaka film sy ny nanao azy fa de miteny ze fanatako fotsiny,amiko koa le izy tsy de we porno be d manahoana fa famaizana no nadraisako azy we refa tratra mamosavy de ataon ny olona an ireny,be de be ange ny cas otran ireny na any ambanivohitra any aza,ampiboridanin ny olona ny mpamosavy refa hitany ary ataony otran anaovany ny olona koa,
tsy hay rahateo ze tena nitranga fa de io alou zany no zava bitandreo de aleo ho an ny fanjakana ny fanapahana.

28. mirananirina
(
19/02/2011 12:58)
Rifaliana.aleo ary atao hoe mpamosavy izy 2 vavy!Nahoana no tsy nofaiziny t@ fomba hafa.anjaran iza no tokony hanafay azy?hitanao tsara fa teo vao naboridana ireto olona ireto.nampanaovina ny tsy fanao.nontaingenana.sur aza aho fa nasiandry zala ireo avy eo.8lay mivonto dia hita fa novonoindrizareo satria tsy nanaiky ny teniny.nisarigaigy t@ mpamosavy zany ry zareo donc mpamosavy koa na lebehin ny mpamosavy mihitsy.tokony hanaovana ohatran ireny ve ny ao ampiangonana eo imason ny zazakely.vhv antitra sns
Tsy anjaratsika no mitsara fa Andriamanitra irery ihany.

29. vale
(
22/02/2011 12:34)
tout à fait d'accord avec Miramirana!! araka ny lalàn'Atra dia tsy tokony hi-jeter pierre ny namana ze lazaina fa nania, i Jesosy mihintsy no niteny hoe: "Aoka izay TSY nanota taminareo no hitora-bato azy" (tantaran'ilay vhv janga io ho an'ize tsy mbola mahafantatra.
Eto anefa toa le pasitera indray no miseho manafay ARY @ fomban'izao tontolo izao ihany koa ny ataony, tssss! Ny zandrinay moa dia hoe nalainy devoly hono (anefa oul mpiandry) dia tsy navelany raha tsy nanaraka mbakan'ny ainy, efa nivoaka rà mihintsy, mba imaginénareo kely ange reny oul tabassé-na hita am film ireny dia avy eo mandoa rà e?! sur ve nareo fa mbola ho velona le oul?! ny azy tsy vitan'izany fa efa andro maro taty aoriana VAO nampandre ny fianankavian izy. Hoy aho hoe: hitsikitsika hono tsy mandihy foana fa AO raha,( fa tena ilainy le manao actes satanique); ary tena mino tanteraka ny LAZA RATSINin'io Rangah pasitera sandoka io amin'izay aho satria mety efa bebe ihany no nataony fomba_ na demoniaque ohatran'izao, de any ampengonana ve dia natao anaovana an'izao, sy hidarodarohana oul mandrapatapitra ny ainy? fivavahana ve alo izany eee????! Ary eto, dia izy mints no caméraman, houlalaaaaa, c'est louche!!

30. majesty
(
26/02/2011 08:06)
Tsy hiditra lalina @ raharahan'ny fpvm sy fjkm aho aloha e,tsy fantatro tsinona ny tena marina fa izay henoina toa manan-kolazaina avokoa !
fa raha jereko fotsiny ny any @ fiangonana sasany, raha vao fohy fotsiny aza ny ankanjon'ny sasany, na décolleté trop dia efa sahirankirana ny mason'ny mpitazana maika fa miboridana ;)

31. niryna
(
27/02/2011 06:02)
Ny valala misy ary mpilaza mahay milaza ka dia samia mivavaka ilay fiangonana sy ny mpitandrina ao aminy isika ka mba ny fanahy masina no hitsidika ny fiangonana fa ny fiangonana tsy misy fanahy masina dia fiangonana maty
32. dadabe
(
02/03/2011 16:46)
o lety ry cyrill a ..efa ela anie lety zahay sy vale no efa niaraka e [dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]
33. vale
(
03/03/2011 12:55)
dadabe> efa oe secret izany , izao za lasa hianjonan'i cyrill indray, tssss, lollll!
34. ronaldo09
(
12/03/2011 14:26)
Izaho ma nokana aloha dia tsy mino ary tsy manaiky oe ny FPVM no nanao ireny FILM ireny, ny nahagaga dia tsy nasian'ny olona sira ilay izy ! Lany vola ihany ny mpanakaama raha marina io tenin'i USA io!!!
Ho anao izy mahita fa mpanao magie izy dia amin'ny alala na magie ve ireny jamba mhiratra sy moana miteny nositranin'io Pasitera io ireny?
Zahay FLM aloha dia tsy mbola andairan'io fisamatsamahana io ka isaoranay ny Tompo

35. ronaldo09
(
12/03/2011 14:39)
Ity vale ity anie le mpanaratsy fivavahan'olona nefa ref antsoina eny anosy hanamarina ireo teniny ireo tsy say!!!
36. vale
(
14/03/2011 14:25)
O rangah ty aaaa, inona no tombontsoako hanaratsy fivavahana anefa za mba oul mitady ny marina???
Ary TSY MINO ahoana ianao ny amin'ireny film ireny?? ka ny Pasiteranareo mints no caméraman, avereno tadiavina ny LIEN napetraky ny namana teny aloha fa tsy ny valin-teny ato no tsongatsongainao araka izay tsy mampetipety anao e!!
Ary tsy sahinao @ aoana?! mbola aiza no ahazo an'io Magiciena anareo io anefa eee, izahay indray dia tsy hoe tsy sahy ny @ FANTATRAY FA MARINA FA KOSA miandry fotoana sy démarche satria i RAVALOMANANA aza sahinareo ozonina hoe DEMON, rehefa nahita ny TSY NETY nataon'ny fiangonanareo io FPVM io, efa hita fa resaka magie ny fanasitranana ataony ao koa mbola inona ihany?!!!! mila rà foana io Pasitera io ho setrin'izany, aiza no tsy hanankarena, ny pocheny feno, fa enareo kosa no mampalahelo, arnaqué-ny sy jamba aminy eo dol, enga anie enao miteny io mba ataony ohatrireo oul naboridaniny sy novonovonoiny ireo sous prétexte fa oe misy démons ireo dia hikombona ny VAVANAO. hUMMMM O_o

37. vale
(
14/03/2011 14:30)
ronaldo09:
Ity vale ity anie le mpanaratsy fivavahan'olona nefa ref antsoina eny anosy hanamarina ireo teniny ireo tsy say!!!
ary tsy mamaky akory ity oul iray ity fa manatsongatsonga valin-teny izay tsy azoazony ato fotsiny aaaa:
>>>>>>tsy hitanao angaha ny témoignage nataoko ary @ Tananews.com ary (ka oe tsy sahy a tsy sahy!!!!!), izay miresaka an'io raharaha io, ary nanao ahoana ny niafaràny tao??? io ve moa tsy ho afakafaka madiodio indray satria mody mba hoe: ANDRIAMANITRA no toriana, ANEFA NY POCHENY NO AMPITOMBOINY, mais vous étes vraiments des connnnnnnss vous qui croient encore à ce MONSIEUR le chef de FPVM.
38. vale
(
14/03/2011 14:33)
Ronaldo09>>> io, dia mazotoa mijery sy mamaky tsara e!!
http://www.tananews.com/2011/01/film-pornographique-version-malagasy-ii-sur-le-marche/
http://www.tananews.com/2011/01/film-pornographique-version-malagasy-ii-sur-le-marche/
39. vale
(
14/03/2011 14:41)
Ronaldo09, ity diniho tsara, dia mbola tsy mino hatrany enao izany a, iza anefa no caméraman voalaza tao???
(sources: tananews.com)>>> la vidéo pornographique FPVM, la première, quatre personnes ont été placées sous mandat de dépôt à Antanimora, suite à leur déferrement au Parquet. Il s’agit de l’acteur principal, d’un pasteur de la FPVM, du « caméraman » et de la religieuse ayant initié l’exorcisme. Le verdict sera rendu le 08 février prochain.

40. vale
(
14/03/2011 14:49)
Hoy Ronaldo09: Ity vale ity anie le mpanaratsy fivavahan'olona
----------------------------------------------------------------------------
Ronaldo: tena diso be mints enao, tsy anisan'ny mpanaratsy fivavahan'olona aho, mazava tsara ny antony anenjehako io antokom-pivavahana iray io FPVM io, fa ny rà nalatsak'io pasitera io izay nihatra t@ rahavaviko, tsy nanantsiny, ary Mpiandry tao, izay nitarika ny fahafatesany, voatery za mamerina izany indray satria tsy namaky akory ianao, ny ahy rehefa fivavahana ka TENA Andriamanitra no toriana ao, dia efa ankasitrahako dol izay, notaizana tà fivavahana catholique za, rehefa nanomboka ado anefa zà nande t@ ireny FEI ireny, tsy nisy nanankihana ny R&Reniko, ary efa nivavaka tany @ Témoin de Jéhovah ihany koa za , ny Luthérien, ihany koa, tsitako zé problème , fa ity anareo ity kosa nihatra aman'ainay kosa ka tsy izahay no mamorona fa marobé ny oul nalahelo ny nahafaty ny zandrinay ka nanambara ny lazaratsin'io fiangonana io, teo vao tankina tanteraka, ary izao indray dia miseho ny porofo sy ny actes SATANIQUES ataony, ka aza disoana mints oe : mpanaratsy fivavahan'oul za an! tsy manan-katao afa-tsy izany akory za sanatria ny vava miteny aaa, azafady kely mints, tsy nitaizana ahy izany ary tsy mpanao an'izany raha ny fianankaviako koa aza, dia ny ray amandreniko izany.