Ny fiangonana tsara indrindra
1. RAR.DAGO
(
25/11/2010 04:13)
Ity misy interview iray ho an'ireo izay mihevitra fa mitàna ny marina.
le Dalaï Lama interrogé par le théologien de la libération, le brésilien Leonardo Boff. Texte reproduit par Philippe de Briey à partir d’un diaporama (de.briey@scarlet.be)
- Sa Sainteté, selon vous, quelle est la meilleure religion ?
Le Dalaï Lama m’a souri et, en me regardant droit dans les yeux, me répondit :
- La meilleure religion, c’est celle qui te rapproche de Dieu. C’est celle qui fait de toi une meilleure personne.
- J’ai alors demandé : « Qu’est-ce qui nous rend meilleurs ? »
Il a alors répondu :
- Tout ce qui te remplit de compassion, Te rend plus sensible, Plus détaché, Plus aimable,
Plus humain, Plus responsable, Plus respectueux de l’éthique. La religion qui fera tout ça pour toi, c’est la meilleure religion .
Je suis encore émerveillé aujourd’hui en pensant à sa réponse pleine de sagesse et tellement irréfutable :
- Mon ami, je ne suis pas intéressé de savoir quelle est ta religion ou si tu es croyant ou pas...Pour moi, ce qui est important, c’est la façon dont tu agis avec les autres, ta famille, tes collègues de travail, ta communauté, et avec tout le monde…
La loi de l’action et de la réaction n’est pas seulement propre à la physique, il s’agit aussi de nos relations humaines :
Si j’agis avec bonté, je recevrai de la bonté ;
Si j’agis avec méchanceté, je recevrai de la méchanceté.
Tu recevras toujours ce que tu souhaites aux autres.
Être heureux n’est pas une affaire de destin, c’est une affaire de choix .
Finalement il a dit :
-Prends soin de tes pensées, parce qu’elles deviendront des Paroles,
Prends soin de tes paroles, parce qu’elles deviendront des Actions,
Prends soin de tes actions, parce qu’elles deviendront des Habitudes,
Prends soin de tes habitudes, parce qu’elles deviendront ton Caractère,
Prends soin de ton caractère, parce qu’il deviendra ton Destin,
Et ton destin sera ta vie et …
Il n’y a pas de religion plus grande que la vérité de ta vie.

novalian'i Miharena ny 12/12/2010 10:50
3. rijadolly
(
26/11/2010 02:57)
Ekena ny fahamarinan' ny aina Miharena fa avy any amin' RAY, ary manaiky koa aho fa soa ny aina, nefa tsinotsino izany aina izany raha very (?). Izany hoe misy mavesan-danja kokoa aloha hazomina mba tsy ahavery azy. eo ilay samy maka ho azy ny rehetra, tsy hifanomezatsiny fa kosa anjaran' ts11 ny mampafantatra ny làlana fantany ho an' zanany (na ny manodidina azy) Tsindriko foana ty teniko ty hoe, Ny Mpampianan' ts11 no mitondra azy any amin' toerana( ????? )tokony misy azy.
MATIO 16: 24 Dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Raha misy olona TA-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka Ahy.25 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia hahazo izany.26 Fa inona moa no soa ho azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy? Ary inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy?27 Fa ho avy ny Zanak'olona amin'ny voninahitry ny Rainy, mbamin'ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony.

4. Hinagasy
(
26/11/2010 03:04)
Ekeko zato isan-jato "La meilleure religion, c’est celle qui te rapproche de Dieu. C’est celle qui fait de toi une meilleure personne"
5. RAR.DAGO
(
26/11/2010 05:13)
Miharena:
Ny tsoa-kevitra dia ny fahamarinan'ny AINA sa ahoana RAR.DAGO?
Tsy misy tsoa-kevitra ka ;)
Mitovy tanteraka @ hevitry ny dalaï lama fotsiny aho no tiako ho lazaina ary io théologien niresaka taminy io dia toa torak'izany koa
6. RAR.DAGO
(
26/11/2010 05:24)
Lasa tampoka ny post fa aza fady fa ity no tohiny.
Nefa tsy krisitianina io Dalaï lama fa bodista. Noho izany atao fa azo atao tsara ny manaiky ny fisiany sans faire de prosélytisme envers ses adeptes.

7. Miharena
(
26/11/2010 13:37)
Raha miresaka Rijadolly momba ny fahaverezan'ny aina dia mihevitra an'Andriamanitra ho manam-petra ihany. Raha heverina fa fitiavana mandrakizay no itiavaNY antsika olombelona dia mazava fa tsy hanary izay sombinaiNY mihitsy izy na dia ratsy toy ny inona aza izany.
Raha miditra cas extréme dia na i Losifera aza, izay "mety ho tenan'Andriamanitra koa" dia hahazo famindram-po amin'ny farany. Tsy azo lazaina ho tsy ara-dalàna ny nanomezana alalana ireo tarika lazaina fa maizina (Devoly hoy isika) hianjera ety an-tany fa misy tanjona tiana hotratrarina momba azy ireo. Ny Baiboly moa dia ahitana fanambarana ny famatorana an'i Satana arivo taona ary misy fotoana amahana azy alohan'ny handefasana azy any amin'ny toerana sahaza azy (tsy azontsika heverina ho afobe io toerana io fa Andriamanitra ihany no mahalala azy, raha misy mba mahalala ny resaka HADESY sy SHEOLA dia tokony hanokatra hevitra kely momba izany).
ANkoatr'izany, arak'i RAR.DAGO dia mety hisy fanavahana olona bodista eo amin'ny milaza tena ho kristiana. Izaho Kristiana fa mahita fa voavondrona tanteraka ao anatin'ny fampianaran'i Kristy na iza na iza rehefa olombelona miaina fa tsy misy ankanavaka. Ny tsy fahatakarana ny mécanisme ny Aina no mazàna mamery ny Kristiana anarany satria mitompo teny fantatra amin'ny zavatra mety mbola tsy feno sy nohadihadiana lalina izy.
Misy teny ohatra ao amin'ny Baiboly molba ireo izay nilaza fa efa nanao asa tami'n'ny anaran'i Jesoa nefa voahilika nefa ireo hafa izay tsy nahalala Azy sy niasa ho Azy voaray soa aman-tsara ao am-paradisa.
Eto no mila mijery tsara ny Fototry ny fampianarana satria ny tena izy dia ny finoana anaty mitodika amin'ny atifanahy fa tsy finoana ivelany izay mety nahitam-bokatra tokoa toy ny fandroahana Devoly ohatra, nefa hita fa poakaty. Ny Bodista dia hita fa mampitombo io hery anaty io ary tsy misaina zava-tsy mety handratra ny hafa.
Fehiny: Ny fampahatsiarovan-tena amin'ny fananana AINA anaty no fototry ny fahendrena rehetra misy eto ambany masoandro, ary azo lazaina fa UNIVERSEL izany ka na i Kristy, na i Boudha, na iza izy na iza no mahatsapa izany dia efa ao anatin'ny olona MIFOHA.

8. RAR.DAGO
(
27/11/2010 04:34)
I Miharena moa "lyrique" ( tsy ratsy izany an!) be rehefa manoratra fa rehefa manoratra izy hoe :
- "...Izaho Kristiana fa mahita fa voavondrona tanteraka ao anatin'ny fampianaran'i Kristy na iza na iza rehefa olombelona miaina fa tsy misy ankanavaka.....
- Ny fampahatsiarovan-tena amin'ny fananana AINA anaty no fototry ny fahendrena rehetra misy eto ambany masoandro, ary azo lazaina fa UNIVERSEL izany ka na i Kristy, na i Boudha, na iza izy na iza no mahatsapa izany dia efa ao anatin'ny olona MIFOHA."
dia tsy misy ampiana intsony fa samia ela velon'e!

9. RBNIR
(
29/11/2010 07:52)
Bonjour daholo,
Dia hatakalontsika fahendren'olombelona v ry zalahy ny Fahendren'Andriamanitra a?
Tadidio ilay nampianarin'i Jesosy Tompo :« Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. » (Marka 12:31).
Ankoatran'ny olona adaladala iza no sahy hanisy ratsy ny tenany? iza no sahy hampijaly na hanao izay hampalahelo ny tenany na koa hanafitohina ny tenany? Moa tsy fiadanana sy fahasambarana v no irinao ho an'ny tenanao?
Toy ny tenanao no tokony hiheveranao ny manodidina anao dia tsy ho sahy hanisy ratsy azy ianao « Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna. » (Romana 13:10) (eny mbola manoatra lavitra noho ny tenanao aza raha mahatratra ilay fitiavana nanan'i Jesosy Tompo ianao. Nanolotra ny ainy ho an'ny hafa).
Iry an'i Ingahy Dalai lama iry v ahatohitra, ny tsy fandeferana, ny fialonana ny fanandratantena, ny fieboeboana, ny fireharehana, fanaovana izay tsy mahamendrika, , Tsarovy fa faharatsiana koa ireo an aoka tsy ho adinontsika!
Nefa ny fitiavana nampanantenain'ny Tompon-tsika dia : « Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, » (1 Korintiana 13:4)
« tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po, » (1 Korintiana 13:5)
Dia hatakalontsika fahendren’olombelona v ny Fahendren’Andriamanitra nefa ny mpanjaka Solomona izay olon-kendry indrindra teto an-tany aza ny fahendreny dia mbola avy tamin’Andriamanitra koa????
10. RAR.DAGO
(
30/11/2010 04:15)
Fanontaniana ho an'i RBNIR:
Ataontsika hoe Atra no fahendrena ambony indrindra. Ataoko fa tsy hifamaliana izany na ahoana na ahoana fahitantsika azy sy fiheverantsika azy.
Ny tian'ny Dalaï Lama ho lazaina dia hoe rehefa misarika anao hanantona an'Atra, izany hoe hizotra ho any @ fahendrena, ny fiangonanao na fivavahanao na ny filosofia arahinao, dia izay no izy fa tsy misy mandraharaha izay anarany.
Ka inona moa no tsy mety na hokianina @ izany raha ny fijerin'i RBNIR?

11. RBNIR
(
30/11/2010 06:41)
RAR.DAGO:
Ka inona moa no tsy mety na hokianina @ izany raha ny fijerin'i RBNIR?
Bonjour rar.dago a!
Ny hokianiko amin'izany v?
Ny hatahorako ny amin'izany angamba no avaliko anao , satria raha izay ny toetsaina hitondrana ilay izy dia tsy ho hita intsony Ilay tena Marina izay nohezahiko nijoroana vavolombelona teto.
Koa anjaran'ny tsirairay ny misafidy e! Fa raha izaho aloha dia aleko manohy ny lalako hatrany satria manana antoka aho ary fantatro tsara izay inoako.
12. RAR.DAGO
(
30/11/2010 07:23)
Zoanao izany ka! Fa tsy milaza izany fa ny anao irery no lalana mankany @ ilay tena marina
13. vonynive
(
30/11/2010 07:44)
miarahaba antsika rehetra,
ny réligion dia fombafomba na fitaovana; mety ho tsara mety ho ratsy arakaraky ny tanjona tian-ko tratrarina;
ny maha-zanak'Atra anefa tsy réligion fa fiainana...

14. vonynive
(
01/12/2010 09:00)
vonynive:
miarahaba antsika rehetra,
ny réligion dia fombafomba na fitaovana; mety ho tsara mety ho ratsy arakaraky ny tanjona tian-ko tratrarina;
ny maha-zanak'Atra anefa tsy réligion fa fiainana...
hazavaiko kely : réligion tsara indrindra hoy ianareo; marina izany ! fa izaho miteny hoe ny inona ny FIAINANA TSARA INDRINDRA
15. RAR.DAGO
(
01/12/2010 09:22)
vonynive:
hazavaiko kely : réligion tsara indrindra hoy ianareo; marina izany ! fa izaho miteny hoe ny inona ny FIAINANA TSARA INDRINDRA
Samy manana ny azy io. Misy mila 4x4 sy trano be, ny sasany namana mirendrarendra be dia be, ny aho izaho, ny fahafinaretan'ny fiaraha-monina : chacun son truc
16. RBNIR
(
01/12/2010 09:30)

Ny ahy indray ny tiako dia ny manantanteraka ireto amin'ny fiainako:
« koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Deo. 6. 4, 5). » (Marka 12:30)
« Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18). Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo. » (Marka 12:31)
17. bor2lais
(
01/12/2010 13:08)
RBNIR:

Amiko, io no antsoina hoe fifandraisana "vertical" sy fifandraisana "horizontal" (tahaka ny lakroa) : zava-dehibe ny manamarika eto fa ny "vertical" no voalohany vao ny "horizontal" raha araka io filaharany io.
Raha mety tsara ny fifandraisana "vertical" dia mandeha ho azy ny "horizontal".
Raha ampifamadihana ireo dia tahaka ny mametraka ny "charrue" alohan'ny "omby".
Fehiny : Amiko, matoa tsy mety ny fifandraisana amin'ny namana na mpiara-monina dia ny fifandraisana amin'Andriamanitra izay no misy tsy mety ka tsara jerena ...
18. infiny
(
02/12/2010 17:17)
Ahoana daholo o,
Ny tsy mazava kely amiko dia hoe fiangonana tsara indrindra ilay izy sa finoana tsara indrindra?
Misy ny fiangonana samihafa fa mitovy ny finoany. Fa raha samy hafa mihitsy ilay finoana dia samy hafa ilay Atra SAINGY raha finoana tsara ilay izy dia tokony ho tsara avokoa ny vokany araka ny nolazainy hoe
AZA anontaniana za hoe inona aza no finoana tsara indrindra fa tsy manana avaly aho :).
Mazotoa e,
Ny tsy mazava kely amiko dia hoe fiangonana tsara indrindra ilay izy sa finoana tsara indrindra?
Misy ny fiangonana samihafa fa mitovy ny finoany. Fa raha samy hafa mihitsy ilay finoana dia samy hafa ilay Atra SAINGY raha finoana tsara ilay izy dia tokony ho tsara avokoa ny vokany araka ny nolazainy hoe
- Mon ami, je ne suis pas intéressé de savoir quelle est ta religion ou si tu es croyant ou pas...Pour moi, ce qui est important, c’est la façon dont tu agis avec les autres, ta famille, tes collègues de travail, ta communauté, et avec tout le monde…
AZA anontaniana za hoe inona aza no finoana tsara indrindra fa tsy manana avaly aho :).
Mazotoa e,
19. RAR.DAGO
(
03/12/2010 03:45)
infiny:
AZA anontaniana za hoe inona aza no finoana tsara indrindra fa tsy manana avaly aho :).
Io infiny ohatran'ny mpanao gazety ihany a! izay manintona ihany no atao à la une! Ny tena tokony ho izy mantsy dia hoe "misy ve ny fiangonana tsara indrindra?" sachant que la réponse est la tienne
20. Miharena
(
03/12/2010 04:19)
Citation
- Mon ami, je ne suis pas intéressé de savoir quelle est ta religion ou si tu es croyant ou pas...Pour moi, ce qui est important, c’est la façon dont tu agis avec les autres, ta famille, tes collègues de travail, ta communauté, et avec tout le monde…
Tsy mitovy amin'ny tenin'i Kristy ihany ve ity ry zareo? : Ilay hoe: Tsy izay manao Amiko hoe tompoko tompoko no mpianatro fa izay manatanteraka ny sitrapon'ny Raiko.
Ka na inona na inona araka ny Tenin"i Mpitoriteny dia tsy misy zava-baovao eto ambany masoandro fa mitovy aby ny fahendrena rehetra.
Tsy ny fiangonana marina no ratsy fa ny fanehoan'ny olona ny toetrany avy miainga amin'izay notoaviny.