Fifaninana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris

1. maholisoa ( 26/08/2010 18:58)
Manao ahoana

Ny fotoana dia ny Asabotsy 25 septambra 2010 amin’ny roa ora tolakandro ka hatramin’ny dimy ora hariva ao amin’ny Faculté de Chirugie dentaire - 1 rue Maurice Arnoux - 92120 Montrouge.

Sokajy roa no hifaninanana amin’io andro io :
Sokajy voalohany : Miteny, mamaky ary miteny malagasy tsotra
Sokajy faharoa :Nianatra na mianatra ny teny Malagasy toy ny teny vahiny.

Loka maro no hozaraina toy ny ordinateur portable

Aza misalasala ary misoratra anarana eto : http://tinyurl.com/29gza6f
Tongava maro
Maholisoa

novalian'i ledala ny 30/10/2010 23:45
2. naritsimba ( 27/08/2010 07:32)
Raha mba tany aho mantsy dia nandray anjara tsy am-pisalasana! lol
3. ssendra ( 01/09/2010 10:16)
mba te handray anjara fa lavitra loatra!
4. ledala ( 30/10/2010 23:45)
mitoraka vonin-kazo ho an'izay mpikarakara, mahafinaritra, mahereza daholo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.744