Fifaninana soratononina amin'ny teny malagasy eto Paris
1. maholisoa (
26/08/2010 18:58)
Manao ahoana
Ny fotoana dia ny Asabotsy 25 septambra 2010 amin’ny roa ora tolakandro ka hatramin’ny dimy ora hariva ao amin’ny Faculté de Chirugie dentaire - 1 rue Maurice Arnoux - 92120 Montrouge.
Sokajy roa no hifaninanana amin’io andro io :
Sokajy voalohany : Miteny, mamaky ary miteny malagasy tsotra
Sokajy faharoa :Nianatra na mianatra ny teny Malagasy toy ny teny vahiny.