REGARDER VIDEO Interview Rajoelina à Mahajanga 25 juillet 2010

1. vatofototra ( 26/07/2010 11:12)
REGARDER VIDEO Interview Rajoelina à Mahajanga 25 juillet 2010

- Interview Rajoelina à Mahajanga

- Andrianasolo Clovis Président FANARE - pour la monarchie constitutionnelle à Madagascar


Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:08
2. andrywui ( 26/07/2010 13:19)
Tena merci be vatofototra a!.....

---- Hery lehibe ho any ny nadefasan'i vatofototra an'io !! merci e !....

hay vatofototra olona tsara knooouu !....











vatofototra akamako manomboka izao ! sady zahay roalahy samy avy ao Mahajanga ! sa karakory ma ...!
3. pikatti ( 26/07/2010 18:03)
Kiiii, mitady akolita rawix klé, izay anie le vokatry ny adalan'elah bainn e, nopain'elah daholo ny pokno de avy eo elah misarizoro [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Ahoana klou le kôzy klé, elah mitsoaka foana nefa revy masaka be
4. pengiun ( 27/07/2010 09:08)
manao ahoana enao andrywui ,

mahafinaritra rehefa ny mpifanandrina ara-politika no lasa mpinamana indray ka, mba maniry izany amin'ny tenako koa aho sady mandray anao ho namana ry andrywui
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.055