Kiiii, mitady akolita rawix klé, izay anie le vokatry ny adalan'elah bainn e, nopain'elah daholo ny pokno de avy eo elah misarizoro [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
Ahoana klou le kôzy klé, elah mitsoaka foana nefa revy masaka be
mahafinaritra rehefa ny mpifanandrina ara-politika no lasa mpinamana indray ka, mba maniry izany amin'ny tenako koa aho sady mandray anao ho namana ry andrywui