finoana sy ny siansa ,en fin ?

1. ramosekely ( 03/06/2010 19:14)
http://www.dailymotion.com/video/xdiiwz_invites-igor-er-grichka-bogdanoff_news
tena mahaliana sy mahavariana .
novalian'i Miharena ny 15/07/2010 13:40
2. ramosekely ( 03/06/2010 22:01)
http://www.ina.fr/ardisson/tout-le-monde-en-parle/video/I09048766/igor-et-grichka-bogdanov-avant-le-big-bang.fr.html
3. ndenn ( 04/06/2010 10:09)
Ka na i Einstein aza tsy ni admettre an' ilay loi universelle quantique t@ izy mbola zaza !Fa vao nianatra tany ampianarana ny hoe E=Mc² .Mbola hypothese fotsiny aloha ny an' ny olombelona ny @ fanakarana ny antom-pisian' ny Big bang sy izay nolazain' Igor sy Grichka , toy ny fiheverana ny mety nisian' ny afo kely arivo arivo taona alohany @ toerana kely bilitika toy ny loham- panjaitra "le point zéro "Taiza ho aiza ny esprit supréme nanantanteraka izany t@ io instant 0t io ? Mbola eo ampikaroha ireto aloha izao ny science , izay dingana mety hahatafita haingana @ fahalalàna ny Multivers sy izay rehetra tsy takamaso sy tsy takan-tsaina any @ tsy hay tsy hay any ! La frontiere entre les matières inertes et les matières biologiques mobiles ( vivantes ) , ny faharoa dia ny fisian' ny formules quantiques ( mathematique , arithmetiques , géometriques , physiques , chimiques ,... ) a mettre en évidence raha ohatra ka ho tojo izany @ fahafantarana raha misy tokoa ny lamina Universelle .
4. infiny ( 04/06/2010 17:05)
Ny fanontaniana aza hoe tena nisy ve le Big bang de tamin'io no niatombohan ny zavatra rehetra zany? misy theorie hafa mantsy afaka manazava amin ny fomba hafakely le hoe bang sy ny zavatra voazavan ireo theorie hafa. Fa ny tena gravy de inona ilay model tena izy na manakaiky kokoa ny tena izy :)
http://www.edge.org/3rd_culture/turok07/turok07_index.html
5. ikaretsaka ( 04/06/2010 17:05)
ny ahy ny mba fanontaniako @ io resaka big bang io dia hoe fa naninona ilay izy no t@ io fotoana io indrindra no nirefotra ?
fa tsy hoe t@ zato taona sy/na t@ za nanoratra an'ity!
inona no antony nahatonga izay?
6. ramosekely ( 04/06/2010 21:25)
http://video.google.com/videoplay?docid=189064817128954865#
iza no nampirefotra an'io big bang io ,jereo ny video 1 no mamaly azy
7. ikaretsaka ( 05/06/2010 00:24)


http://video.google.com/videoplay?docid=189064817128954865#
iza no nampirefotra an'io big bang io ,jereo ny video 1 no mamaly azy

Za tsy manda ny hoe inona no nahatonga ny firefotana...fa hoe fa maninona. No t@ izany. Le izy no nirefotra fa tsy izao!
8. AndriambyII ( 05/06/2010 21:58)
Des milliards de zéro dans l' immensité du multivers et au delà de tout çà ?? Hein ??? qui veut on gruger sur cette galaxie solaire ?Pauvre mortels que nous sommes !! sniff ! sniff !! çà fait de la peine !!
9. niryna ( 06/06/2010 23:16)
ramosekely o,ny siansa dia ilaina porofoana vao manome ny vokany ireo mpikaroka
ny finoana dia tsy mila porofo ary raha mitady porofo aza hianao dia ireo nahafantatra fa noho ny fahasoavan'Atra no nahatoa izao ahy dia efa porofo mivaingana izay ka mino izany ve hianao ?
toy ny olona mizara ny tenin'Atra ihany io ireo mangetaheta na tsy mbola mahalala dia mitady porofo araka ny zavatra niainan'ireo mizara ny tenin'Atra,mety hino izany izy ary dia anandrana koa ,mety tsy hino izany koa anefa izy kanefa izany ve hidika fa tsy hisy ilay Atra hinoaka satria izy tsy mino ny teny izay nomena ho zaraiko ?
mety ho hors sujet ilay izy fa na izany aza dia lazaiko ihany satria na inona mitranga taloha na ankehitriny dia efa maro ireo olona nandalina ny siansa nino ny fisian'ny zavatra rehetra ary tsy tongatonga foana tokoa ireny sainga iza no nametraka ny volana ny kintana ny masoandro eny ambony eny ary nahoana no mbola tsy nianjera foana hatramin'izao na diso fipetraka ihany koa ?
10. ikaretsaka ( 07/06/2010 13:34)
Ny ahy raha resaka fivavahana dia tsy aronako loatra amin'ny hoe "@ fomba ahoana " (comment n/how) fa @ hoe "Fa maninona" (pourquoi/why)

Tsy asiako olana ny hoe "t@ fomba ahoana no nampisy anao" raha hiresaka fivavahana sy finoana ...fa hoe "fa ny hoe fa maninona ianao no misy" no mahaliana ahy bebe kokoa
11. AndriambyII ( 07/06/2010 13:48)
Efa voavalinao angamba ilay fanontaniana Ikaretsaka raha efa tsapanao izay !Alleluiah amen !
12. Andribe ( 07/06/2010 17:24)
Amen akia AndriambyII a !!
13. infiny ( 07/06/2010 17:34)


ramosekely o,ny siansa dia ilaina porofoana vao manome ny vokany ireo mpikaroka
ny finoana dia tsy mila porofo ary raha mitady porofo aza hianao dia ireo nahafantatra fa noho ny fahasoavan'Atra no nahatoa izao ahy dia efa porofo mivaingana izay ka mino izany ve hianao ?
toy ny olona mizara ny tenin'Atra ihany io ireo mangetaheta na tsy mbola mahalala dia mitady porofo araka ny zavatra niainan'ireo mizara ny tenin'Atra,mety hino izany izy ary dia anandrana koa ,mety tsy hino izany koa anefa izy kanefa izany ve hidika fa tsy hisy ilay Atra hinoaka satria izy tsy mino ny teny izay nomena ho zaraiko ?
mety ho hors sujet ilay izy fa na izany aza dia lazaiko ihany satria na inona mitranga taloha na ankehitriny dia efa maro ireo olona nandalina ny siansa nino ny fisian'ny zavatra rehetra ary tsy tongatonga foana tokoa ireny sainga iza no nametraka ny volana ny kintana ny masoandro eny ambony eny ary nahoana no mbola tsy nianjera foana hatramin'izao na diso fipetraka ihany koa ?

Arakaraky ny porofo tadiavinao angamba io. Raha porofo experimentale no tadiavinao de tsy mifanohitra amin'ny zavatra hita amin'ny alalan'ny fandrefesana sy fitiliana mihitsy ny theorie omen'ireo cosmologiste amin'izao. Raha porofo logic indray dia mazava ho azy fa scientifique ry zareo dia tsy misy contradiction izany amin'ny theorie'ny.
Raha ny hoe fa maninona no tamin'izay ilay izy no nirefotra fa tsy izao dia tamin'izay zany ny valiny mifanarakaraka amin'ny theorie. Tsy mbola voamarina precis akory ilay izy fa fantatra hoe tokotokony tamin'ny ovina. Ilay Theorie n'i Turok aza milaza fa cyclique ny univers de tsy in-dray ihany no ni-bang ilay zavatra fa miverina ary manana tarehimarika manome approximation'ilay cycle izy. Tsy haiko mety le lazaina hoe fara-andro izany angamba ny bang manaraka de ita eo indray ny ao arinany :)
14. AndriambyII ( 07/06/2010 17:53)
SShhhh!!
15. pikanety ( 08/06/2010 22:14)
tsy azo asina resaka be ny finona e,mino fotsiny ihany hoy le fitenenana izay,efa nature ny olona io mametraka fanontaniana io ,
16. ravonjison ( 10/06/2010 15:31)

" mety ho hors sujet ilay izy fa na izany aza dia lazaiko ihany satria na inona mitranga taloha na ankehitriny dia efa maro ireo olona nandalina ny siansa nino ny fisian'ny zavatra rehetra ary tsy tongatonga foana tokoa ireny sainga iza no nametraka ny volana ny kintana ny masoandro eny ambony eny ary nahoana no mbola tsy nianjera foana hatramin'izao na diso fipetraka ihany koa ? "
[/quote]


Io fanontaniana napetrakao io dia toa milaza fa mijery ila ianao , satria raha jerenao ny lafiny faharoa dia tokony izao no fanontaniana mipetraka : fa maninona no misy ny loza voajanahary isan-karazany, aretina mamono olona isan-karazany ? Satria ilay nahary no capable nametraka ny kintana ,ny volana , izay tsy mianjera, maninona no tsy ataony tsara koa ny zavatra sasany mba tsy hisy olana ( loza , aretina , araka ny voalazako ).

Mety efa ho fantako dieny mialoha ny valinteninao : rehefa tsara sy voarindra dia Andriamanitra no nanao azy, rehefa ratsy sy tsy mandeha tsara kosa dia ny devoly na ny olona no nanao azy ....
17. niryna ( 15/06/2010 19:51)
mbola tsy niteny akory ny siantista hoe boribory ny tany dia efa nanambara izany koa ny baiboly.
niryna:

" mety ho hors sujet ilay izy fa na izany aza dia lazaiko ihany satria na inona mitranga taloha na ankehitriny dia efa maro ireo olona nandalina ny siansa nino ny fisian'ny zavatra rehetra ary tsy tongatonga foana tokoa ireny sainga iza no nametraka ny volana ny kintana ny masoandro eny ambony eny ary nahoana no mbola tsy nianjera foana hatramin'izao na diso fipetraka ihany koa ? "
Ravonjison:



Io fanontaniana napetrakao io dia toa milaza fa mijery ila ianao , satria raha jerenao ny lafiny faharoa dia tokony izao no fanontaniana mipetraka :
hi,hi
fa maninona no misy ny loza voajanahary isan-karazany, aretina mamono olona isan-karazany ? Satria ilay nahary no capable nametraka ny kintana ,ny volana , izay tsy mianjera, maninona no tsy ataony tsara koa ny zavatra sasany mba tsy hisy olana ( loza , aretina , araka ny voalazako ).
moa soa ihany ve no omen'Atra antsika?
ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra ary ny fahafatesana no tambin'ny ota.
Vokatry ny fialantsika amin'Atra no antony iray mahatonga izany.Tsy midika akory izany fa iza rehetra marary rehetra dia vokatr'izany avokoa.Anisany hoy aho
Nanontany an'i kristy ny mpianany hoe moa ve vokatry ny fahotan'ny rar aman-dreniny no nahajamba an'io olona io? dia namaly kristy hoe tsia fa efa jamba hatrany ankimbon-dreniny izy fa mba asehoko anareo fotsiny no herin'ilay Atra mahery sy ny voninahiny dia nositraniko izy.Noho izany dia tsy ny aretina rehetra akory dia vokatry ny fahotana avokoa saingy ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra ka dia mizaka ny vokan'izany koa isika indraindray.Soa ihany fa nomeny antsika ny zanany ary ny teniny no manome hery antsika fa ny diakam-pony no nanasitranana antsika(Isaia 56 1-6)


Mety efa ho fantako dieny mialoha ny valinteninao : rehefa tsara sy voarindra dia Andriamanitra no nanao azy, rehefa ratsy sy tsy mandeha tsara kosa dia ny devoly na ny olona no nanao azy
dia voavalin'i Joba ilay tiana tenenina,moa ny soa ihany ve no azontsika amin'Atra fa tsy ny ratsy ihany koa,ka aza omena tsiny foana koa satana e ,hi,hi
Hoy ilay tantara kely izay hoe:nandalo ity pasitera dia nahita olona nitomany ary dia nanantona azy izy ka nanontany hoe fa maninona hianao no mitomany?dia hoy ny navalin'ilay olona hoe :izay zavatra ataon'ny olona izao dia izaho foana no mahazo loza-satana io no tiany teneniny
18. Mpanazava ( 17/06/2010 10:50)

dia voavalin'i Joba ilay tiana tenenina,moa ny soa ihany ve no azontsika amin'Atra fa tsy ny ratsy ihany koa,ka aza omena tsiny foana koa satana e ,hi,hi



Mba fantatrao ve ny nanosika an'i Joba niteny an'io teny io sa ...? Rehefa takatry joba tsara manko ny tena zava-misy dia hoy izy :" Koa amin'izany ,mihainoa ahy hianareo manam-panahy: Lavitra (sanatria) an'Andriamanitra ny hanao ratsy! Ary lavitra ny Tsitoha ny hanao meloka!
" Joba 34:10
Iza marina moa no naka ny fananan'i Joba, ny namono ny ankohonany?
Mila mandinika ny tena zava-misy ary isika fa tsy miteniteny foana.
19. ikaretsaka ( 17/06/2010 13:16)
rehefa takany... rehefa takany...
20. AndriambyII ( 21/06/2010 21:32)


Ny fanontaniana aza hoe tena nisy ve le Big bang de tamin'io no niatombohan ny zavatra rehetra zany? misy theorie hafa mantsy afaka manazava amin ny fomba hafakely le hoe bang sy ny zavatra voazavan ireo theorie hafa. Fa ny tena gravy de inona ilay model tena izy na manakaiky kokoa ny tena izy :)
http://www.edge.org/3rd_culture/turok07/turok07_index.html

Principe de la corde , ekena fa toa ohatrohatr' izay ilay fisian' ny multivers , ny valiny omena an-dramosekely dia izao , Tsy mana-pahataperana ny fotoana ! Izay fotsiny dia mandiso tanteraka ny theorie de BIG BANG !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0618