finoana sy ny siansa ,en fin ?
21. Miharena
(
03/07/2010 05:57)
Ny fanontaniana hoe "naninona isika no misy" angamba no tsara hazavaina ahafahana miainga amin'ny rehetra izay dinihina tokoa. Matoa amiko isika izay miresaka izao misy dia satria efa nisy hatrizay ary tonga amin'izao fotoana izao ary hisy amin'ny ho avy koa. Isika no fitaratr"Andriamanitra ary hoy indrindra aza ireo mpanome tso-drano ao amin'ny Baiboly hoe 'Hampamirapiratra ny Tavany sy Hanandratra ny Tavany amintsika anie Andriamanitra". Izy no ianantsika hoy Paoly ao amin'ny asan'ny Apostoly raha niresaka tamin'ireo olona mivavaka amin'Andriamanitra tsy fantatra ny olona tao amin'ny toerana iray nalehany. Matoa isika misaina sy mifandray dia efa isika izany isika (Iray ao amin'ny Ray hoy Kristy). Mody any amin-dray araka ilay tantaran'ny zanaka adala. Koa raha ny Ray no niteraka antsika dia mitovy Aminy isika ary mandova ny fahafenoany rehetra, anisan'izany ny maha-mandrakizay Azy satria hatramin'ny voalohany dia efa Teny Izy ary isika dia fofonainy avokoa.
Ny mecanique quantique sy ny sisa rehetra dia fianarantsika ny ivelan'ny voary avokoa fa ny vontoatiny dia efa voalaza ao amin'ny Teny avokoa.

22. AndriambyII
(
15/07/2010 11:39)
Trois astrophysiciens ont découvert qu’un trou noir souffle une énorme bulle dans le milieu interstellaire: une bulle remplie de gaz et de particules accélérées à très grande vitesse, qui grossit à la vitesse ahurissante d’un million de kilomètres par heure !
Pourtant, le trou noir étudié par Manfred Pakull (Observatoire astronomique de Strasbourg, CNRS) et ses collègues ne fait pas partie de la catégorie ‘poids lourds’ : ce n’est pas un trou noir supermassif de galaxie mais un microquasar, né de l’effondrement d'une étoile. Situé dans la constellation du Sculpteur, ce trou noir ne fait que quelques masses solaires et dérobe de la matière à une étoile compagnon.
Habituellement, l’énergie émise par ce type de trou noir est observée sous forme de radiations, principalement de rayons X. Cependant, dans le cas présent, les chercheurs ont détecté de puissants jets de particules (accélérées à une vitesse proche de celle de la lumière), s’étendant sur plus de 1.000 années lumière, émis par le trou noir. Une telle paire de jets de matière n’avait jamais été observé pour un microquasar, précisent les chercheurs, qui ont combiné des observations menées avec le VLT au Chili et des données de l'observatoire spatial Chandra (rayons-X).
Ces jets créent une onde de choc et échauffent le gaz du milieu interstellaire, gonflant toujours plus l’énorme bulle. Ce manège aurait commencé il y a 200.000 ans, d’après les astrophysiciens, qui publient leurs travaux dans la revue Nature (datée du 8 juillet).
Les trous noirs massifs situés au centre des galaxies produisent également des jets de particules. L’observation du microquasar devrait permettre de mieux comprendre ce phénomène.
Raha ohatra ka zavatra bitika kely tahaky ny loha-paingotra miseho @ ity rohy ity no toerana misy ny Nahary dia ataoko fa lainga marivo tototra .
http://www.cnrs.fr/cw/dossiers/dosbig/decouv/xchrono/trous/niv1_1.htm

23. Miharena
(
15/07/2010 13:40)
Raha ohatra ka jerena araka ny lafiny telo ananantsika na 3 dimensions ny fomba fijery dia manjary lasa milaza isika hoe ao anaty lohapaingotra ve ny Mpahary?
Isika izao dia milomano anaty erana lehibe dia lehibe ary ny mpahary dia tsy hita faritra kosa no toerana misy Azy satria Izy no manerana izao rehetra izao no sady ao amin'izao rehetra izao.
Mety matahotra isika amin'ny hoe lasa any amin'ny varo-tsy mifody izay lasan'ny trou noir, nefa raha dinihina dia mody ao amin'ny rainy izay lasa ao hanamboatra indray tontolo hafa.
Ny fandraisana ny trou noir no mety tsy mitovy ho antsika izay nofo sy rà sy ho an'ny Mpahary izay Fanahy sy Teny.
Koa aza mitady an'Andriamanitra lavitra na amin'ny toerana iray isika fa Izy dia sady manerana no ao anatin'ny zava-drehetra, ary isika olombelona no manana fanahy afaka mahafantatra tsara Azy sy ny Voariny.