Proposition de Code électoral : avoir 21 ans mini et 65 ans
1. katrikatry
(
08/01/2010 00:57)
Very saina sy very fanahy ve ry Malagasy ireto e,dia efa atao sur mesures ho an'i rabadolahy TGV iny dia mihinana ny lotony daholo tsy antitra tsy tanora fa izay tadiaviny dia atao daholo,mafy marina ve rehefa mahita vola e,mba erotrereto ihany ny atao
Soa ihany fa direct zaoridira
Soa ihany fa direct zaoridira
novalian'i milamm ny 09/01/2010 00:26
4. wxxx
(
08/01/2010 07:42)
Asio ady varotra farany e,ataovy 15ans efa Samy ho te prez daholo ny pokna
5. wxxx
(
08/01/2010 07:47)
Asio ady varotra farany e,ataovy 15ans efa Samy ho te prez daholo ny pokna
6. wxxx
(
08/01/2010 07:52)
Asio ady varotra farany e,ataovy 15ans efa Samy ho te prez daholo ny pokna
8. Bazilou
(
08/01/2010 08:09)
Beuuuuuuuuuuuuuuuuurrrrrrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
Beeeeeeeeeeeeeeeeeeeuuuuuuuuuuuuurrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkk
sankalitéééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

9. Bigmaman
(
08/01/2010 08:40)
Manahoana daholo tompoko,
Izaho dia tsy sasatra ny mamerimberina ireto :
« Faux problème » io resaka fifidianana @ 20 martsa 2010 io. Fandrebirebena sy famitahana ny olona tsy dia nianatra loatra io resaka hoe « haverina @ vahoaka ny fahefana @ 20 martsa ». Ny antony dia tsy misy tsy miaiky, izaho koa anisany, fa ny fifidianana irery ihany no hahafahana manendry ny olona tena mamim-bahoaka. Koa tsy misy mitsipaka fifidianana mihitsy eto tompoko. Fa izao : « Atoa Rajoelina aloha no mila tsapaina na ekem-bahoaka na tsia ». Tena tsy mety mihitsy mantsy fa toy ny hoe efa « tsy azo iadin-kevitra » na « acquis » ny maha-filoha azy ankehitriny NEFA tsy nisy fifidianana nanome azy izany fahefana izany. Nanontany ny hevi-bahoaka ve izy raha naka fahefana ? Koa izaho dia manohitra tanteraka ny vontoati-pifidianana @ 20 martsa raha solombavam-bahoaka no hofidiana. Raha fifidianana mahakasika ny prézidansa kosa dia MANAIKY 100% aho.
Momba ny fivoriana natao teny Ivato : TSY MISY MITSIPAKA ny vontoati-kevitra nodinihina tao akory eto. Tsara ny maka hevitry ny daholobe. SAINGY, nety ve ny fomba nanatanterahina azy ? Tena Inclusif ve ? Représentatifs ve ireo mpandray anjara ? Tokony hipetraka ery anoloana toy ny « mpampianatra » ve ny Ministère de facto ary ny mpandray anjara mipetraka toy ny « mpianatra » ery am-pitoerana ambany ? Tsy mety izany tompoko. Izaho dia manam-pahaizana momba ny fakana hevitry ny maro toy izany ary mahita fa tsy mahay (sa misy mauvaise foi) ny mpikarakara iny atelier iny. Fanampin’izany, tsy mazava tany am-boalohany ny « portée »-an’ny fehin-kevitra hotapaka tao. Hay ve ka mbola azon’ny governemanta de facto hovaina avy eo e ? MAty antoka fotsiny ny mpivory tao. Havoaka @ alalan’ny ordonnance koa ny fehin-kevitra farany avy eo ka inona no maha-lanim-bahoaka an’izany ? Ny solontenam-bahoaka ofisialy (députés, sénateurs, congressistes) moa efa nofoanan’i tgv satria tsy tiany hitsikera izany lalam-pifidianana de facto izany ka inona fa tsy « dictature » tian-kano tsy tian-kano no fetra e !!
Mikasika ny CENI : Inona no maha-indépendant azy raha mbola hisy solon-tenam-panjakana de facto ihany ao anatiny (4 be izao !) ? Mahatoky ve ianareo fa hahaleo tena io rafitra io raha volam-panjakana de facto avoakan’ny ministera de facto no hiasany ? Ny fanjakana de facto izany no hanome « indemnités na salaires » ireo mpiasa ao ? Koa tsy lasa relation « employeur-employé » no hiseho ? Ho raikitra ny hoe : mody tsy omena aloha ny indemnité raha tsy 3 na 4 volana niasana aty aoriana, dia avy eo omena @ fomba ofisialy (toy ny nataon’i PDS t@ Chefs Fokontany teto Tanà), dia amin’izay lasa manana « dette morale » ho azy ireo membres n’ny CENI. Fantatrareo @ zay izany izao hoe fa naninona no niadivan’Atoa Rajoelina mafy ny Ministeran’ny atitany ???
Ny hevitro dia izao : Avelao tena hahaleo tena tanteraka ireo CENI ireo ka na ny vola iasany , na ny mpikambana dia tena tsy misy idiran’ny fanjakana mihitsy. Mpanara-maso (exécution des suivis) sy mpanamora (facilitateur) no asan’ny fanjakana.
Averiko foana, tsara ny vontoati-kevitra .... fa tena famitahana ireo tsy dia nianatra loatra ny fomba nanatanterahana azy....
bigmaman

10. ifiona
(
08/01/2010 09:41)
ôtran' efa hevitra hitako ao @ tribune io an! sa aona ry bigmaman?
http://www.madagascar-tribune.com/Unanimite-sur-le-bulletin-unique,13329.html
iza no nandika volou :lol: :roll: :roll: :roll:

14. terrywui
(
08/01/2010 16:23)
Bigpapa a....!! raha tena tian'olona sy lanimbahoaka marina nareo de midira ho fidiana ho hita amin marsa e..! mba te hijery ny TIM 2,50% zany ah manko ry zalah a..!!
15. milamm
(
08/01/2010 16:24)
famoasaboasan-kevitra mazava tsara zany voalazany Bigman zany,tery vay manta ireto fifidianana ao anaty fiaraha-monina mandry tsy lavo loha ,satria ny kibo noana tsy manana fotoana isainana be loatra de araraotina ny fangalarana bebe koko ny safidimbahoaka@ ty lalampifidianana namboarina(code electorale,loi organique,sy reo ordonnance...) teny Ivato ty ahitana an\'i landivola,drafitra no nikaonan\'izy reo loha teny dingana tsy maintsy hatao nefa mbola vaindohan-draharaha atrehina ny tsy hitsabahany ireo mpndroba fanjakana,hanomanana ny fifidianana iatrehana ny rep faha.4
-raha ny situation institutionnelle no jerena dia voabango eto ny asany CENI,
Le pouvoir judiciaire est exercé conformément à la Constitution et à la loi, par la Haute Cour Constitutionnelle, la Cour Supréme (qui comprend la Cour de Cassation, le Conseil d’Etat et la Cour des Comptes), les Cours d\'appel, les tribunaux et la Haute Cour de Justice (art. 97). Le Président de la République nomme et révoque les magistrats par décret (art. 98.1). Les magistrats sont indépendants dans l’exercice de leurs fonctions (art. 99).Le système judiciaire est fondé sur le double degré de juridiction, l\'indépendance du juge et l\'autorité de la chose jugée. Depuis l\'indépendance, l\'unification législative a été menée avec la codification du droit moderne et la nouvelle organisation judiciaire. Mais depuis la fin de la première République, l\'oeuvre de codification semble suspendue. La jurisprudence est inaccessible faute de ressources pour en assurer la publication.
sy ny zavatra eritreretiny fat atao
L\'exercice de la justice est handicapé par la lenteur des procédures, l\'interférence de différentes autorités investies(hat) ou non de compétence de police judiciaire ou administrative dans le cours de la procédure pénale, l’absence d’informations juridiques et jurisprudentielles, sans parler des rumeurs de corruption
\"atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby,atsipy ny teny any am-pony mahalala\"

16. Papoose
(
08/01/2010 16:53)
Raha lany io ry havana dia miandry tao vitsivitsy Papoose dia afaka hilatsaka kounkou! :lol: :lol:
Misy raha ilay madagasikara!!! :lol:
Misy raha ilay madagasikara!!! :lol:
17. pikatti
(
08/01/2010 19:46)
Papoose koa mampiresaka an, efa firy taona izay no mbola papoose foana :lol: