Proposition de Code électoral : avoir 21 ans mini et 65 ans
21. milamm (
09/01/2010 00:26)
tratrany ny 2010 les ela ry lefijo :lol: ,samy ho el avelona lesy isika Malagasy ho reharehan\'ny Tanindrazana =D> ,tsy Tim za fa ela no asa ,misy tsy reviko mintsiny nataony Ravalomanana izay natao ho kiady reharehany firenena ,nambotry ireo mpiray tanindrazana izy ary nangalatra ny fananampirenena ohatrany Itpkl.Tsiranana,ilay kapiteny nitondra ny revolisiona mena ny marxism jamba lokondra(Rosia sy Sina no oh.),ny ra-ny olompirenena novonoiny na ireo niara-niasa taminy mivantana na mpanohitra na mpilahatra andalambe,nampahory firenena 1 manontolo ratsy iraka didier ignace no anarany1975-1991/1996-2001,namorona ny 4mis tao amintsika nefa ny velarantany 587.360 km2,i Ravalomanana irery no tsy nokaramainy frantsay satria afaka namelona fianakaviana 40.000(raha atao oe ankohonana 1 isambatan\'olona 4 )tsy nangataka na ariary aza t@ frantsay na hevitra nahaforona asa 10.000 an\'ireo mpiray tanindrazana,nanao hadisoana izy tsy nihaino ny hevitry ny hafa nefa tsy mbola nandripaka olompirenena teny andalambe .Ny rehetra no mahalala izany ,tsy mbola vitako ny vitany hatr@ zao
na inona lazaiko eto na inona.Tsotra ny hevitro,biby tsy manan-doha tsy mandeha.Mila miseho @ zay Ravalomanana kapiteniny indostria Malagasy na any alavitra aza izy raha afaka maneho ny heviny mivantana @ fikasany sy ny heviny voafaritra ao anatiny fandraisany anjara manaraka @ raharaha miseho,za manokana tsy tia azy efa afaka mivelona tanteraka any ivelany tsy misy raorao izy manana ny safidiny miantso azy ny adidim-pirenena ,anisan\'ireo manatsofina aho miandry zay lazainy.