reketo @ izay fa ela loatra e

1. Toumba ( 15/12/2009 23:06)
voalaza fa solontenany officiers armée malagasy ireo teny @ carlton ireo izay nanao fanambarana,akoatran'izay anefa dia tonga koa ry lelison sy charla saika hisambotra an'ireo ,saika raikitra ny rombo tao @ carlton,indrindra moa fa nisy mpihambina ireto miaramila nanao fanambarana ireto
Efa miha tonga saina ny tafika tsy mbola tara anefa izao .Mila maromaro ny toa an'izao
novalian'i fijo ny 18/12/2009 21:13
2. Toumba ( 15/12/2009 23:15)
efa matahotra mafy ny cemgam dia mody niaro ,efa vonona ireo rasil ireo matoa nanao fanambarana sady porte parole ireo fa ny tena izy mbola any andakazerina e,reketo dia aza atao tara e
3. milamm ( 16/12/2009 00:44)
efa tsy mampino tsony tsy azo antoka hatr@ zay nge reto foloalindahy reto e mody itabataba kely @ media sy ny vahoaka de ho voatsetsiny sosy avy eo ka la lasa moana sy marenina toy reo jeneraly 23 talohany"black monday" 26 jan 2009 nandorana ny tanana sy nanombohany fandrobana ny hany fitakiana lehibe nisongandina tao anatin'io fanambarana nolazainy reo kln 9 tao @ carlton ny talata 15/12/09 raha saika hananakombona vava azy reo ry sarla sy lilyson,nangataka tany @ lebany oe omeo anay ny sosy anamboaranay azy 9 lahy fa aza tslorana zany ry lerony(en tenue civile & armee iraky organes-ny atitany) fa tsy tafa lasa nipitsika nigafy teny ampasika 67ha avy eo takian'izy ireo tsy misy hatak'andro
-fampodiana ireo natao sesitany any ivelany raha namonjy ny fivoriana tany Maputo io de ny fanajana ny zo fototra sy ny zony reo olompirenena Malagasy @ maha tany demokratika an'i Madagasikara
asa in ndray no vato mafana atolotry joyandet sy chataignier avy @ maitre-ny kouchner sy ny quai d'orsay an'i lavanify sy ny tgv ao,ilaina ihany Ravalomanana handefa intervention na barbouzes aza tsy olana,amongotra an'ireo mpikomy reo ka ,tsy vitany resaka ambony latabatra tsony ty raharaha ty
4. patrick2002 ( 16/12/2009 01:58)
ho hitantsika ny tena miaramila marina :lol: :lol:
5. naritsimba ( 16/12/2009 06:13)
Tairo ny gidra fa vonona handray akanjo zahay e!
efa maro ny vonona ny ex fa aleo hiseho izay sahy hanohana an'ny Ra8, dia ho hita eo izay mafy.
T@ fifidianana filoham-pirenena farany tsy navela niditra ingahy Pierrot Rajaonarivelo, iza no sahy niteny na sahy nanohitra, nony injay tsy mahazo miditra ireo lasa tany Maputo dia mivovo tahaka ny tôtô daholo ireo voatampim-bava t@ andron-dra8,
tonga @ ilay fiteny hoe ririnin-dasa tsy tsaroana tokoa an!
6. ifiona ( 16/12/2009 07:19)
o ry naritsimba a zavatra samihafa be no manjo an'i Pierrot sy ireo mouvances telo, i Pierrot nenjehin'ny fitsaràna, ireo mouvances efatra kosa dia no-inviten'ny communauté internationale nankany Maputo, fa tsy hoe nandositra tany akory, ka normal ny rehetra (ankoatran-dRajoelina) raha mitady vaahaolana hampodiana ireo 3 mouvansa satria zony tanteraka ny mody, fa fidongian'i Rajoelina sy ny miaramilany zao zava mitranga zao.

7. naritsimba ( 16/12/2009 07:39)
ifiona> firy moa no tsy nahazo nody t@ andron'ny ra8? ary maninona no efa voasambotra i Tantely Andrianarivo nefa mody nalefa nitsabo tena dia tsy sahy nosamborina intsony satria tsy nanana porofo ilay vola izay nolazaina fa napetraka tany @ banky soisa? ho ahy izay voa aleo mangina, voa izahay teo aloha dia nangina, niezaka ny nilaza ny marina saingy voatampim-bava, tsy nahazo naneho hevitra an-kalalahana t@ Radio sy Tele raha vao milaza ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalana t@ andron-dra8.
Tsy mpanao pôlitika ny tenako fa mpitarika sendika, ary mpiaro ny zon'ny mpiasa, tsy mitana toerana ambony ihany koa, fa mijoro milaza ny zava-misy marina t@ izany sy hatramin'izao. Ny iainako aloha dia malalaka ankehitriny ny fanehoan-kevitra na ara-politika na ara-tsendikaly.
Tohizo hatrany ny fahalalahana maneho hevitra ry zareo fa izay no atao hoe DEMOKRASIA, aoka kosa anefa hananana porofo raha toa ka fanenjehana na fanaratsiana olona.
8. dadabe ( 16/12/2009 08:12)
kay leuleu ...raikitsa ty sann a
9. hery ( 16/12/2009 08:38)
naritsimba> Hafahafa mihitsy ilay dinik'i naritsimba. Resaka ra8 foana. Marina fa nataon-dRa8 namay ianao fa anareo sy Ra8 izany. Efa tsy miresaka Ra8 intsony izahay izao fa efa miresaka ny hampandrosoana an'i Madagasikara amin'izay. Efa miresaka ny hanafainganana ny hisian'ny fifidianana milamina mba hanalàna ny fahantrana eo amin'ny Malagasy. Sa tsy mba tratran'izany fahasahiranana izany tokoa ianareo ka tsy mampaninona anareo na dia toa izao aza ny situation?

Aza takontakonana amin'izany hoe "Ra8 ratsy teo ka manao ratsy koa izahay" satria amiko dia tsy fitiavan-tanindrazana izany. Mbola hiteny koa angamba i naritsimiba hoe "Ka i Ra8 tsy tia tanindrazana ka maninona izahay no ho tia tanindrazana?"

Dia i Ra8 efa hitanareo fa tsy mety sy tsy tianareo izany ve no ATAONAREO MODELY? sy alainareo tahaka?

Koa raha tena te hanao zavatra ianao dia manaova tsara lavitra noho i Ra8 izay hitanao fa tsy mety.

Miverina amin'ity resaka ity aho:

Izaho dia miantso hatrany ny hisian'ny fitoniana sy ny filaminana. Tsy mba jiolahimboto ny tenanay ka ho faly amin'ny ady. Koa tokony hapetraka amin'izay ny basy na avy aiza na avy aiza dia hifanatona eo ambony latabatra.

Tsarovy fa izay tsy sahy miady hevitra dia matahotra ny hifanatrika sy matahotra ny hifoteran'ny zavatra ratsy nataony izy izay.
10. remahity ( 16/12/2009 09:53)
o ry naritsimba a zavatra samihafa be no manjo an'i Pierrot sy ireo mouvances telo, i Pierrot nenjehin'ny fitsaràna, ireo mouvances efatra kosa dia no-inviten'ny communauté internationale nankany Maputo, fa tsy hoe nandositra tany akory, ka normal ny rehetra (ankoatran-dRajoelina) raha mitady vaahaolana hampodiana ireo 3 mouvansa satria zony tanteraka ny mody, fa fidongian'i Rajoelina sy ny miaramilany zao zava mitranga zao.


samy diso na i naritsimba na ifiona:

1)hadisoan'i IFIONA: taiza nisy olona enjehin'ny fitsarana, ka izy mitolo-tena mody indray (i pierrot io) no handeha ho sakanana indray, fa hoe tsy afaka miditra indray ianao, c'est koi cette aberration?

2)hadisoan'i Naritsimba: on a tout proposé à rajoelina et à ses militaires, mais il a fait la sourde oreille:
-Zafy a proposé la directoire militaire
-on a proposé la reunion des chefs de mouvances à Tananarive (Ravalo, zafy, ratsiraka, TGV), Andry a refusé.

-on invitait rajoelina à Maputo, il refusait.

alors que faire?

finalement, ils (les 3 mouvances) ont pris leurs responsabilités, car il faut que ça bouge, que ça avance.....





11. Toumba ( 16/12/2009 11:20)
Après l’annulation de la réunion du GIC programmée à Madagascar pour demain 17 Décembre, les diplomates étrangers, à l’instar de Jean Marc Chataigner, se disent très « pessimistes » sur la situation à Madagascar, ce qui en termes moins diplomatiques, signifie que la situation est grave, très grave. Le point de non retour est-il atteint ? D’un côté Ambotsirohitra qui annonce que la cohabitation n’est plus possible. De l’autre, ceux qui sont bloqués à Maputo et qui annoncent que le dialogue s’annonce impossible dans ces conditions. Quand le dialogue n’est plus possible, la logique d’affrontement, de la force et des armes en sont la suite logique. A propos des armes, la scission de l’armée s’annonce là aussi inéluctable, après cette réunion de 9 officiers hier au Carlton. A l’image des citoyens, l’armée se divisera elle aussi : d’un côté ceux qui sont pour Andry Rajoelina, de l’autre ceux qui sont contre Andry Rajoelina. Arrivés à ce stade, quand les citoyens et l’armée sont divisés en 2 camps bien distinct, cela s’appelle tout simplement la guerre civile.
12. pikatti ( 16/12/2009 11:20)
T@ fifidianana filoham-pirenena farany tsy navela niditra ingahy Pierrot Rajaonarivelo, iza no sahy niteny na sahy nanohitra, nony injay tsy mahazo miditra ireo lasa tany Maputo dia mivovo tahaka ny tôtô daholo ireo voatampim-bava t@ andron-dra8,

Resaka tsisy hitovizana zany le aka ty a,zay alahelo ny tanin'elah tany no ndradrain'elah eto nefa ny olona 25000 very asa @ zone franche nataon'elah fa tsisy dikany ao ambany ao!!! Aiza leity no lojika @ zay resakelah zany lé
13. milamm ( 16/12/2009 11:50)
tratrany manipulations ideologiques i naritsimba,boda ny lainga nafafiny taminy ka tsy mahita ny marina,io resaka impunité diplomatique io tsy afaka manala ny sazy miandry an\'iza2 rehefa voaporofo ny dossier iampangana anao io no nahazo an\'i pierrot sy tantely t@ reo fanodikodinambolampanjakana nataony hatrizay anisany fototry ny lavaka t@ fitondrany ratsy iraka

-pierrot jocelyn rajaonarivelo (teraka 1946 tao analajirofo St Marie) malagasy politisiana SG ny arema deputy Prime Minister 1997-2002,ambasadaoro tany etazonia ny 89-97,taorinany op.ramses 96 de nitana ny minisiterany fitantanambola sy fanapariahampahefana/ budget and decentralization 97,tao koa i tantely @ raharahambarotra sy toekarena/ finance & economy ary itpkl herizo raharahambahiny/foreign affair.Voampangany fitsarana ambony(constitutional court malagasy) i pierrot ny marsa 14,2003 noho ny fanararaotampahefana fanodikodinambolampanjakana ny Aogostra 2006 ,15 taona asa anterivozona ary tsy mahazo mitazona andraikimpanjakana intsony
i rene tantely gabrio andrianarivo(teraka ny 1954 tao ambositra,amoron\'iMania)ndray zay nisolo toerana an\'i pascal rakotomavo anisany voapanga @ raharaha maloto toa an\'i pierrot nanodina ny karamampanjakana sy volany public administration satria i sylla no voatendriny Ravalomanana iarahiasa aminy ho PM ary tsy nanana fahefana @ zany intsony,12 taona asa anterivozona no sazy navoakany fampanoavana ary $ 2,3 millions ihany no tratra tao @ banky soisa vola @ anarany izay niadivany fanjakana malagasy nefa tsy azo

diso ihany koa i remahity fa i ifiona no marina,nilaza fa nitolotena nody i pierrot,samy mahalala ny 2006 saika hanongampanjakana niaraka t@ dadapasy sy landivola @ reo dossier namboarina tao @ HCC fa tsy tanteraka,nanao forcing hiditra avy any toamasina via la reunion fa tsy tafa,ary voasakana nanandrana tao Maorisy nefa voasakany manampahefana tao ihany koa,na ny fiverenany t@
ty 2009 ty aza tsy nekeny roindefo koa ankoatry zay de ekena ny voalaza
14. Toumba ( 16/12/2009 11:55)
efa niakatra be tabera ary efa nanao menace mihitsy ,efa misy generaux 4 amperinasa nanohana ny fanambarana nataon'ireo 9 colonels hiers,tsy hisy fety ho vanona eto hoy i tabera tao radio gtt
15. milamm ( 16/12/2009 11:57)
tratrany manipulations ideologiques i naritsimba,boda ny lainga nafafiny taminy ka tsy mahita ny marina,io resaka impunité diplomatique io tsy afaka manala ny sazy miandry an\'iza2 rehefa voaporofo ny dossier iampangana anao io no nahazo an\'i pierrot sy tantely t@ reo fanodikodinambolampanjakana nataony hatrizay anisany fototry ny lavaka t@ fitondrany ratsy iraka

-pierrot jocelyn rajaonarivelo (teraka 1946 tao analajirofo St Marie) malagasy politisiana SG ny arema deputy Prime Minister 1997-2002,ambasadaoro tany etazonia ny 89-97,taorinany op.ramses 96 de nitana ny minisiterany fitantanambola sy fanapariahampahefana/ budget and decentralization 97,tao koa i tantely @ raharahambarotra sy toekarena/ finance & economy ary itpkl herizo raharahambahiny/foreign affair.Voampangany fitsarana ambony(constitutional court malagasy) i pierrot ny marsa 14,2003 noho ny fanararaotampahefana fanodikodinambolampanjakana ny Aogostra 2006 ,15 taona asa anterivozona ary tsy mahazo mitazona andraikimpanjakana intsony
i rene tantely gabrio andrianarivo(teraka ny 1954 tao ambositra,amoron\'iMania)ndray zay nisolo toerana an\'i pascal rakotomavo anisany voapanga @ raharaha maloto toa an\'i pierrot nanodina ny karamampanjakana sy volany public administration satria i sylla no voatendriny Ravalomanana iarahiasa aminy ho PM ary tsy nanana fahefana @ zany intsony,12 taona asa anterivozona no sazy navoakany fampanoavana ary $ 2,3 millions ihany no tratra tao @ banky soisa vola @ anarany izay niadivany fanjakana malagasy nefa tsy azo

diso ihany koa i remahity fa i ifiona no marina,nilaza fa nitolotena nody i pierrot,samy mahalala ny 2006 saika hanongampanjakana niaraka t@ dadapasy sy landivola @ reo dossier namboarina tao @ HCC fa tsy tanteraka,nanao forcing hiditra avy any toamasina via la reunion fa tsy tafa,ary voasakana nanandrana tao Maorisy nefa voasakany manampahefana tao ihany koa,na ny fiverenany t@
ty 2009 ty aza tsy nekeny roindefo koa ankoatry zay de ekena ny voalaza
16. kidoropamba ( 16/12/2009 12:17)
Mitandrema ihany ela ry Toumba fa efa mihaodihaody any "le tigre, jenerale Sekouba" sy ilay mpanao sikidy gagilahy antsoina hoe, Coplan ka ny kapiteny Claude Pivi izany, hisambotra an'ela.

Ny eto dago aloha dia aleo tsorina ny resaka e:
- Ra8, tsy nifidy ary tsy hifidy azy mihitsy aho ary anisan'ny nanosika azy tsy hiverina eto dago raha hiverina @ fitondrana. Io no nanohana an'i Tgv. Nefa efa nanelina "grenouille" lery tany Maputo, norerahan'ny virja (hin hin hin reveko hoa iny resak'iny an), ary laa resak'eh ihany sisa ny amiko momba azy fa tsy misy fankahalana mihitsy satria efa tsy misy fahefana "hanapotika" ny firenena aloha izy @ izao. Fa raha fidimbahoaka indray izy rahampitso dia bleman'ny vahoaka izany ary eo indray angamba vao hiverina ny opaoziSion raha toa ka hamerina jadona izy. Raha vao nanaiky ny Maputo, addis abeba, ingahy Le8 dia tsy azoko kianina loatra izy raha resaka politika. Raha resaka virja indray dia zavatra hafa iny.

- Pierrot rajaonarivelo. Nahatadidy an'iny zistoire iny ahay. Na inona aloha lazaina dia Tsy azo nekena koa iny na dia hoe olona notsaraina, voafonja etsetra estetra iny. Tsy azo justifié-na iny fanakanana azy iny. Saingy kosa TSY MISY VELIVELY ny hitovizany amin'izao raharaha misy ao Maputo ao izao. Loza in-jato heny no zavatra misy amin'izao: Olona nahazo fiantsoana @ groupe de médiation ry zafy lebera fa tsy nitonantonana tany Maputo fahatany. Nanaiky an'izany TGV satria na izy aza nilaza fa ataovy cyber conférence. Indrindra fa nanaraka ankaiky ny fizotran'ny fivoriana tany TGV satria omena azy daholo ny rapport, miantso azy tsy tapaka ny naman'ny Mandela, Joaquim Chissano. Olona tsy very zo fa manana zo tsara ireo olona ireo. Kinanjo, iny no fandehany. Novonoina, notifirin'ny Toumba t@ lohany Dadis Camara fa tsy maty. Novonoin'ny Andry Rajoelina ny ekipan'ny Maputo avy @ alalan'ny kirizy kardiaka, fa mbola tsy maty. Ny zanaky Raheritafika no nodimandry aloha.

Izao zavatra izao dia toa manamarina ny filazana fa TGV ihany no nitifitra t@ 7 février 2009 SATRIA TSY TAO @ FILAHARAM-BE ange lery e. Kanefa zafy lebera teny Iavoloha niaraka t@ vahoaka. Izao FITIAVAN-DRAJOELINA milalao faty izao dia toa porofo fa mety lery marina no nitady hanajedaka an'i Roindefo tao.

- Mbola tsy tonga saina ihany rajoelina (tsy mahagaga e: raha ny hajejojejoana any @ kaopenagy no ambony toy izay ny fiainan'ny ray amandreniny) fa vaky ange io miaramila io e. Nanambara ny CEMGAM tao @ lexpress fa tsy nahafantatra an'i Rajoelina izy talohan'ny 17 mars. Efa nolazaiko teto foana fa Ratsiraka Didier sy olona hafa exilé tany frantsa no NANETSIKA NY CAPSAT satria EFA NITSAOKA tao ambalahan'ny Lafrantsa Rajoelina miandry Billet Tanà-Roissy. Tsy misy fandinihana ny amin'izay hanjo ny vahoaka intsony lery fa tonga dia NANAO TONGOTRA AN-KATOKA TANY @ ambassady frantsay HAMPIASA ny nasionalité frantsay an'i lery. Monja Roindefo no "mpanelanelana" teo @ ekipan-dRatsiraka sy ireo miaramila tamin'izany. Tsy nisy voay matin-drajoelina izany teo e. Tsy ANY AMBALAHAN'NY LAFRANTSA raha hamono ny voay fa eny @ terrain misy an'ilay voaya.

Nivoatra anefa ny tantara ka tokony ny hampadroso ny firenena, hitsinjo ny tombotsoam-bahoaka no tadiavina raha olom-panjakana sy tompom-pahefana ianao, fa tsy ny hanao hengitrengitra eran'ny interonety ka ny dada, dadabe, ray amandreny no tadiavina vonoina hatao sorona.

Farany: Ny Miaramila no nanome fahefana an-drajoelina fa TSY NY VAHOAKA MALAGASY. Tokony masahana ao anaty ati-dohany izany satria midradradradra mantsy lery fa nohon'ny "fitakiam-bahoak" dia azoko vonoina ny ray mandreny sy azoko potehina ny firenena.

Mitandrema hoa ela TGV fa manana sikidy tsy fantatr'ela ange ny aty e. Efa maromaro ihany ny "volana hitanay talohan'ny biby" izay ka mampitandrina an'ela izahay.
17. milamm ( 16/12/2009 12:20)
ol mankatoa filaminana ny tenanay indrindra momba ny raharampirenena fa raha izao fihetsiky lavanify izao ry hery de tsy hisy zany resaka ambony latabatra zany a,ny marina mitavozavoza hono resiny lainga tsara lahatra efa impiry izay no nandalo t@ zany(maputo1.2.3,acte additionnelle addis abeba) ny vava basy no lalana aminy efa dila ny fotoana ilaina ny fampandriantany amongorana reo mpikomy sy ampiverina ny aradalana,mikasa ny hanao toa an'i khadaffi ao lybia sy mugabe zimbabwe izy efa fantatra ny tanjony hat de ampitohy ny fitondrana mpampihorohoro sy mampahantra ny firenena
18. remahity ( 16/12/2009 12:30)
diso ihany koa i remahity fa i ifiona no marina,nilaza fa nitolotena nody i pierrot,samy mahalala ny 2006 saika hanongampanjakana niaraka t@ dadapasy sy landivola @ reo dossier namboarina tao @ HCC fa tsy tanteraka,nanao


premierement, , aza hors sujet, teraka 1954 tantely, teraka 1946 pierrot, sainte marie e , amoron'i mania e!, on n'en a rien à foutre.....recentre-toi

deuxièmement, na hanongampanjakana na tsia ny nahatongavan'i Pierrot, quand quelqu'un est poursuivi par le tribunal, et qu' il y avait un mandat d'arrét contre lui, on respecte le tribunal, l'exécutif n'a rien à dire, ce n'est pas une affaire entre ravalo et pierrot, c'est l'argent public qui a été détourné, on arréte la personne mise en cause.

Hanankorotam-panjakana kea no but ny pety sy voninahitse t@ 2005 sy 2006, on ne les a pas laissés libre ni expulsés, on les a mis au mitard pour détournement et chèque sans provision.

It is what we call, be accountable to justice, but not for Ravalomanana

mavandivandy avao

19. dadabe ( 16/12/2009 12:55)
ouayy leuleu inn doly ty leuleu :roll:
20. milamm ( 16/12/2009 13:01)
remahity,you get lost... filazana antsipirihany @ reo ol nolazain'ela reo sy ny momba azy ,ratsy vitany nitsarana azy no voalazako ao anaty resaka tsara raha tsy azon'ela.We all know what is a crime against the nation,such as they did those 2 mentionned above,the history tells us all the truth in which excluded your personal opinion that nobody cares at all :-D :-D tsy ela no ampianatra anay ny tantarampirenena eto fa mangingina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3405