reketo @ izay fa ela loatra e

21. Robie ( 16/12/2009 13:04)
:lol:
22. dadabe ( 16/12/2009 13:05)
ahan ...hay mahay miteny anglisy be elah ry milamm a hahahhahaa masaka less bainn a =D>
23. andevo ( 16/12/2009 13:09)
Ataovy teny gasy ry lelenreto fa aza masisopoury eo :twisted: :twisted: :twisted:
24. Toumba ( 16/12/2009 13:43)

GENDARMERIE NATIONALE : le général Bruno Razafindrakoto déclare que les 9 officiers qui se sont exprimés sur la situation politique actuelle vont étre sanctionnés, que les forces armées condamnent leur acte. Aucun officier n’est plus habilité à s’exprimer en public sans l’aval des premiers responsables auprès du CEMGAM

efa misy projet masaka be any e,kely sisa ry zalahy an
25. milamm ( 16/12/2009 13:49)
dadabe,sali les ela :D tsy mahay les za fa mianatra a toy ny hafa tsy manaiky ambakainy frantsay lava @ teniny foana ,io no antony tsy iainako any @ tany frantsay mba mila mila misokatra kely @ kolotsaina hafa any ivelany e :lol:
26. AndriambyII ( 16/12/2009 13:56)
andevo:

Ataovy teny gasy ry lelenreto fa aza masisopoury eo :twisted: :twisted: :twisted:

Ka izay mihintsy anie no mahavoa anao ty andevo é atao lavabe tsy miditra , atao antoniny tsy mivoaka ho azy , atao fohy kely very andàlana ,dia ahoana ihany izany ??

27. patrick2002 ( 16/12/2009 14:21)
hery:

naritsimba> Hafahafa mihitsy ilay dinik'i naritsimba. Resaka ra8 foana. Marina fa nataon-dRa8 namay ianao fa anareo sy Ra8 izany. Efa tsy miresaka Ra8 intsony izahay izao fa efa miresaka ny hampandrosoana an'i Madagasikara amin'izay. Efa miresaka ny hanafainganana ny hisian'ny fifidianana milamina mba hanalàna ny fahantrana eo amin'ny Malagasy. Sa tsy mba tratran'izany fahasahiranana izany tokoa ianareo ka tsy mampaninona anareo na dia toa izao aza ny situation?

Aza takontakonana amin'izany hoe "Ra8 ratsy teo ka manao ratsy koa izahay" satria amiko dia tsy fitiavan-tanindrazana izany. Mbola hiteny koa angamba i naritsimiba hoe "Ka i Ra8 tsy tia tanindrazana ka maninona izahay no ho tia tanindrazana?"

Dia i Ra8 efa hitanareo fa tsy mety sy tsy tianareo izany ve no ATAONAREO MODELY? sy alainareo tahaka?

Koa raha tena te hanao zavatra ianao dia manaova tsara lavitra noho i Ra8 izay hitanao fa tsy mety.

Miverina amin'ity resaka ity aho:

Izaho dia miantso hatrany ny hisian'ny fitoniana sy ny filaminana. Tsy mba jiolahimboto ny tenanay ka ho faly amin'ny ady. Koa tokony hapetraka amin'izay ny basy na avy aiza na avy aiza dia hifanatona eo ambony latabatra.

Tsarovy fa izay tsy sahy miady hevitra dia matahotra ny hifanatrika sy matahotra ny hifoteran'ny zavatra ratsy nataony izy izay.


Ny firesahana an`i Ravalo dia sanatria tsy fanaovana azy modely akory ,fa arguement ho entina eo anatrehanareo dadiste fa matoa nisy ny tsy fanarahan-dalana ,matoa nisy ny fanonganana an`i Ravalo teny andalambe nampiany tafika malagasy nataony TGV , dia satria noho ireo didy kofehy lehibe nataony Ravalo .tsy hiverenana izany fomba fitatanana mivoana @ lalam-panorenana nataony Ravalo izany .
Raha miteny ianao hoe Fampandrosoana ,dia mazava fa tsy hisy fampandrosoana raha tsy misy filaminana ,miara miaiky isika sy ianao fa tsy misy ny filaminana ao madagasikara amin`izao ,ianareo dadiste milaza fa tsy hisy ny filaminana satria tsy nanara-dalana i TGV naka ny fitondrana ,izahay kosa milaza fa hazonay ny fitondrana ary hanao izay hampilamina azy izahay TGV ,natao izany nanandrana ny gouvernement hiaraha mitantana,tsy nahomby satria mbola tsy tafatsangana ny governemanta dia efa hita no nataony 3 mouvances fa fanakorotanana ,ary vao maika miha mahery vaika ny fanakorotanana ,haleo izahay handamina ary hanisany fandaminana ny tsy fanekena ny 3 mouvances hiditra ao madagasikara mba hisiany fampandrosoana .
Raha miteny ianao hoe aiza ny fampandrosoana nataony TGV 10 volana izay ,dia haveriko fa mbola tsy manana fahefana feno an`izany ny TGV satria mbola tsy milamina i Madagasikara ,mbola korontaniny Ravalo ,hitantsika ny mbola tanjaky Ravalo na dia tsy eo intson y aza izy ao anatiny SADC ,
Ny OUA izay ny frantsay no ao ambadiky ny manohana an`i mouvance Ratsiraka izay tsy nisy kabary intsony teop aloha raha resaka politika tao madagasikara no tenenina ,tafapetraka ny PM Mangalaza ,dingana voalohany @ hangalana fitondrana vitany frantsay izay .
28. Toumba ( 16/12/2009 16:43)
may ambondrona e
16h56 Le NOTAM interdisant l'espace aérien de Madagascar aux avions en provenance du Mozambique a été levé hier à 8.46
selon sobika

19h00
DELEGATIONS DES 3 MOUVANCES : le ministre de l’intérieur Organès Rakotomihantaharizaka a affirmé lors d’un point de presse que la mesure d’interdiction d’entrée des délégations des 3 mouvances sera bientôt levée mais sous réserve de certaines conditions
orange
29. Toumba ( 16/12/2009 16:46)
tsy misy cohabitation vanona izany eto ,surtout hoe mbola hifampidinika soit miady une fois pour tous soit milavo lefona ,soit miady
:evil: :evil: :evil:
30. fijo ( 16/12/2009 21:33)
ny ahy ny mampiomehy ahy,dia ilay filazan'i naritsimba hoe malalaka izao???????asa inona no famaritana ilay antsoina hoe "fahalalahana" amini nary fa somary teritery le hevitra
31. naritsimba ( 17/12/2009 10:42)
Ny tsy fantatrareo dia betsaka ny tetik'asa fampandrosoana izay efa novolavolainay ho entina hampandroso ny firenena nefa dia nosakanana satria tsy nety nanao TIM, @ izao fotoana dia malalaka ny fanehoan-kevitra, tsy voatery TGV vao afaka mandroso soso-kevitra, malalaka ny fandraharahana ho an'izay te hanangana orinasa.
Maro ny zavatra niova e!
Ny zavatra tsy hainareo dia tapitra @ io 2010 io ny fahefana ananan'ny Frantsay @ Madagasikara izay nanaovan'ny Ranavalona sonia ary dia nohavaozina t@ taona 1960, dia mbola nahintsy ihany koa ny 1975, ary dia tapitra @ io 2010 io, ilay fifanarahana miafina izay maharitra 50 taona.
Ny tena mampatahotra ny frantsay dia ny amerikana, ny atahoran'ny amerikana dia ny sinoa sy ireo aziatika izay efa sahy mifaninana @ ireo firenena tandrefana.
Tsy sahy manavao io sonia io i Rajoelina, ary Ravalo saika hanavao an'io sonia io ihany koa fa saingy t@ amerikana no saika hifanarahany, mazava araka izany fa samy miaro ny tombotsoany na ny amerikana na ny frantsay, misy noho izany fifanarahana izay ataon'ny amerikana sy ny frantsay manokana any ambadika any izay ahafahan'izy ireo tsy ho very tombotsoa eto Madagasikara.
Amiko mbola averiko eto hatrany fa tsy ilaiko ny vahiny hanjakazaka eto @ tanindrazako.
hery> tsy hoe tsy mahatsiaro fahantrana aho, fa efa zatra ny tsy manana hatramin'izay, ary miasa vao homana fa tsy mipetra-potsiny, ny halako t@ ra8 dia ny fanelingelenana ny zavatra izay kasaina atao nefa dia sakantsakanana ary indrindra alaina am-pitaka izay tetik'asa heverina fa manelingelina ny azy. Ary eo ihany koa ny fanaparam-pahefana diso tafahoatra.
32. AndriambyII ( 17/12/2009 10:55)
naritsimba:

Ny tsy fantatrareo dia betsaka ny tetik'asa fampandrosoana izay efa novolavolainay ho entina hampandroso ny firenena nefa dia nosakanana satria tsy nety nanao TIM, @ izao fotoana dia malalaka ny fanehoan-kevitra, tsy voatery TGV vao afaka mandroso soso-kevitra, malalaka ny fandraharahana ho an'izay te hanangana orinasa.
Maro ny zavatra niova e!
Ny zavatra tsy hainareo dia tapitra @ io 2010 io ny fahefana ananan'ny Frantsay @ Madagasikara izay nanaovan'ny Ranavalona sonia ary dia nohavaozina t@ taona 1960, dia mbola nahintsy ihany koa ny 1975, ary dia tapitra @ io 2010 io, ilay fifanarahana miafina izay maharitra 50 taona.
Ny tena mampatahotra ny frantsay dia ny amerikana, ny atahoran'ny amerikana dia ny sinoa sy ireo aziatika izay efa sahy mifaninana @ ireo firenena tandrefana.
Tsy sahy manavao io sonia io i Rajoelina, ary Ravalo saika hanavao an'io sonia io ihany koa fa saingy t@ amerikana no saika hifanarahany, mazava araka izany fa samy miaro ny tombotsoany na ny amerikana na ny frantsay, misy noho izany fifanarahana izay ataon'ny amerikana sy ny frantsay manokana any ambadika any izay ahafahan'izy ireo tsy ho very tombotsoa eto Madagasikara.
Amiko mbola averiko eto hatrany fa tsy ilaiko ny vahiny hanjakazaka eto @ tanindrazako.
hery> tsy hoe tsy mahatsiaro fahantrana aho, fa efa zatra ny tsy manana hatramin'izay, ary miasa vao homana fa tsy mipetra-potsiny, ny halako t@ ra8 dia ny fanelingelenana ny zavatra izay kasaina atao nefa dia sakantsakanana ary indrindra alaina am-pitaka izay tetik'asa heverina fa manelingelina ny azy. Ary eo ihany koa ny fanaparam-pahefana diso tafahoatra.

Voaray ilay hoe fanaovan-tsonia tany Berlin (1810 )ni-attribuer -na an' i Mada .
Mbola ny systeme babylonien no mangeja ny constitution Malagasy hatramin' ny 1960 ka hatramin' izao , basy atifi-kavana de la part Du PADESM .
- 1856 : La rivalité franco-britannique gagne en intensité avec le retour des Britanniques sur l'île. Les Français, accusés de complot contre la reine, sont expulsés - ainsi que les autres étrangers. Leur absence est brève.
- 1862 : Radama II, monté sur le trône, est assassiné l'année suivante pour avoir encouragé l' implantation des Français.
Le pouvoir échoit alors au Premier ministre Rainilaiarivony qui épouse les trois reines successives du pays : Rasoherina, Ranavalona II et Ranavalona III.
Il réorganise le pays mais ne peut résister à la pression de la France qui s'est fait attribuer Madagascar au congrès de Berlin en 1885.
Elle a donné en contrepartie toute liberté sur Zanzibar à la Grande-Bretagne. L'unité du pays est achevée contre la France.
La période d'après-guerre est marquée par la reprise de l'agitation nationaliste.
- 1946 : Madagascar obtient le statut de territoire français d'outre-mer et est dotée d'une assemblée élue, aux pouvoirs limités.
- Mars 1947 : Les nationalistes organisent un soulèvement armé dans la région orientale. La rébellion n'est réduite qu'au mois d'août, et la répression fait près de 150 000 morts. Le gouvernement colonial multiplie dès lors les efforts pour améliorer l'économie, développant le réseau routier et exploitant plus méthodiquement les gisements de charbon. Toutes les tentatives de réformes politiques se brisent en revanche sur les intéréts coloniaux.
- Durant les années 1950 : L'autonomie de l'île est renforcée.
- 1958 : La Constitution de la Vème République française est approuvée par 78 % de l'électorat malgache et Madagascar devient une république autonome dans le cadre de la Communauté française." Philibert Tsiranana", chef du Parti social démocrate, en devint le président.
Le gouvernement militaire et la démocratisation

Après une décennie de stabilité politique, l'île est ébranlée par de graves troubles politiques et sociaux, révélant l'usure du pouvoir.
- 1972 : Tsiranana est néanmoins réélu pour la seconde fois en janvier . Au printemps de la méme année, une grève estudiantine se transforme en grève générale. Le gouvernement donna l'ordre de tirer sur les manifestants. Tsiranana est contraint de laisser le pouvoir au chef de l'état-major, le général Gabriel Ramanantsoa. Celui-ci lance une révolution visant à la "malgachisation" des moyens de production et de la société.
- Février 1975 : Le colonel Ratsimandrava le remplace ; il est assassiné six jours après avoir pris ses fonctions. En juin, un Conseil supréme de la révolution (CSR), présidé par le capitaine de frégate Didier Ratsiraka, prend le pouvoir.
- 30 décembre 1975 : Le pays devint la République démocratique de Madagascar.
- 4 juillet 1976 : Ratsiraka accède à la présidence pour sept ans. Le gouvernement révolutionnaire engage une politique d'étatisation de l'économie et se rapproche du bloc communiste, rompant avec la position modérée que le pays a toujours adoptée dans les instances internationales.
La fin de la décennie est marquée par de graves difficultés économiques qui relancent la contestation; le gouvernement réagit par des arrestations et décrèteà plusieurs reprises l'état d'urgence, prétextant des complots (1977, 1980, 1982). Réélu sans opposition en novembre 1982 et en mars 1989, Ratsiraka prévint une nouvelle tentative de coup d'État en mai 1990.
- 1991 : Après une série de grèves générales et de manifestations massives dans les rues de la capitale - violemment réprimées par les forces de l'ordre, le président malgache amorce une démocratisation du régime et l'arrivée à la présidence du professeur en médecine Albert Zafy, choisi pour son intégrité.
- 1995 : La démocratisation demeure fragile, comme en témoigne le retour à un régime présidentiel fort, entériné par un référendum en septembre. La tâche des nouvelles autorités civiles est rendue plus difficile par la situation économique, laquelle a nourri le conflit entre le président Zafy, son Premier ministre et les institutions de Bretton Woods (Banque mondiale et Fonds monétaire international). La popularité des dirigeants malgaches est entamée par des affaires financières, liées au "financement parallèle" de la dette et causée notamment par le manque d'autorité du président Zafy et son impuissance à combattre la corruption.
- 1996 : Mécontente de la réforme constitutionnelle permettant au président, et non plus à l'Assemblée, de nommer le Premier ministre, l'Assemblée destitue Zafy. C'est également l'année de la destruction par un incendie du palais de la reine, un symbole national.
- Décembre 1996 : L'élection présidentielle voit l'affrontement des deux anciens présidents, et Didier Ratsiraka l'emporte de justesse face à Albert Zafy (50,7 %), mais le résultat est contesté par l'opposition.
- Avril 1998 : Le résultat des élections législatives est contesté, les partis de l'opposition réunis au sein des Forces vives accusant le pouvoir d'avoir manipulé les listes électorales. Tentant de faire oublier son passé, le président Ratsiraka s'est lancé dans une nouvelle politique visant à promouvoir une "république humaniste et écologiste" et fait voter une nouvelle Constitution. Il a également renoué avec les grandes institutions financières internationales pour solliciter un réaménagement de la dette.

33. AndriambyII ( 17/12/2009 11:10)
Tsy dia ny Amerikana loatra no tena fositra eto fa ny ambiny mba jereo ihany , misy pôles politiques tsy miraharaha ny antsonjay mahazo ny vahoaka malagasy @ izao fotoana izao .
- Mai 1942 : Deux ans après la débâcle française face à l'armée allemande, les Britanniques, craignant que le Japon ne s'empare de Madagascar - alors aux mains du gouvernement de Vichy - envoient dans l'île un corps expéditionnaire.
- 1943 : La Grande-Bretagne remet le contrôle de l'île au gouvernement de la France libre.( accord de protectorat Anglo- Malgache de New hamsphire )
Ny malagasy kely voahilika havia sy havanana .
Aza manontany basy @ angalisy hoy ny fitenenana izay !!
34. AndriambyII ( 17/12/2009 11:30)
Toumba:

efa matahotra mafy ny cemgam dia mody niaro ,efa vonona ireo rasil ireo matoa nanao fanambarana sady porte parole ireo fa ny tena izy mbola any andakazerina e,reketo dia aza atao tara e


''J'ai tiré sur lui parce qu'à un certain moment, il y a eu trahison totale à mon égard, une trahison totale de la démocratie.... Il (NDLR..Dadis Camara) a essayé de reposer toutes les charges des évenements du 28 septembre à personne... C'est un acte de trahison qui m'a poussé à faire signe avant que ce ne soit mon tour... Les événements du 28 ont été montés. Des projets ont été montés, c'est moi qui devrais répondre à tout cela...''

Ces paroles de Toumba Diakité dont les proches reconnaissent la voix, apportent un éclairage personnel à l'acte du 3 décembre 2009, et permettent de nouvelles analyses, surtout que Toumba ne compte pas se livrer.

Miaro ny rambony tsy ho tapaka daholo ry zalahy na dia hita izao aza fa nandray anjara t@ fanantaterahina baiko maloto !! Loza .
35. pikatti ( 17/12/2009 12:53)
Aleo hiverina ny politika eto @ tanàna aloha fa ny eto aza tsy hita zay anaovana azy k'elah isany mitsontsoana any Guinée KONE(AK)RY any

Tsy dia ny Amerikana loatra no tena fositra eto fa ny ambiny mba jereo ihany , misy pôles politiques tsy miraharaha ny antsonjay mahazo ny vahoaka malagasy @ izao fotoana izao .

Slt elah Billy , tohizo heo lesy ioresak'elah io fa hoatran'ny tsy mbola vita tsara raha ny fahitako azy
36. terrywui ( 17/12/2009 13:20)
ze itiavan oul hanaovana politik letsy io rapique fa aza raranlah amze reviny ny pokna seraera a ,sady vo ts manaiky ze sitraponlah de ompainlah varirararka ny mpisera hin hin hin sad handefasanlah sary porno hin hin hin
37. pikatti ( 17/12/2009 13:36)
sady vo ts manaiky ze sitraponlah de ompainlah varirararka ny mpisera hin hin hin sad handefasanlah sary porno hin hin hin

Ary tian'elah mihitsy mantsy io miteny ny fomban'elah io rawix an, tsy aleo ve lesy débat no aroso toy zay resaka tsy manorina zany klé
Ary taiza foana aloha elah ty fa tsy fantatra maty na velona, rabatista manontany an'elah foana,fa tsy Rajoelin'elah ty aloha vitamatavy e
38. AndriambyII ( 17/12/2009 14:45)
Rapport confidentiel.
Service RG 0045 -AT .
Ministère de la défense.

Retranscription d’une conférence donnée en 2003, ce texte présente la politique franco-africaine, domaine réservé de l’Elysée, donc peu connu et propice à la désinformation.

L’auteur de ce texte

François-Xavier Verschave n’est pas un illuminé de plus criant au complot. Aujourd’hui décédé, il a présidé l’association Survie, créée à la suite du manifeste-appel de 53 Prix Nobel demandant que des actions politiques soient menées par les citoyens pour lutter contre l’extermination par la faim et militant entre autres, sur les questions de relations franco-africaines et de biens publics mondiaux.

L’impossibilité de parvenir à mettre à l’ordre du jour une loi visant à réformer en profondeur l’aide publique au développement, en dépit du soutien des parlementaires mais aussi de personnalités médiatisées, lui a fait prendre conscience que la corruption, dont il connaissait l’existence, jouait un rôle majeur. Ses publications « Noir Silence » (600 pages avec 10000 faits pour lequel il a été débouté du seul procès pour « offense à chef d’état » , autrement dit « crime de lèse majesté », intenté par trois dictateurs africains) , « Noir Chirac » et « La Françafrique » explorent les responsabilités françaises, les responsabilités africaines et Malgaches étant déjà connues.

Les mécanismes "proprement" dits

Au lendemain de l’indépendance accordée de proche en proche aux Colonies, la France a besoin de maintenir de façon occulte la dépendance de l’Afrique au sein de la nouvelle légalité internationale : pour renforcer sa position à l’ONU, accéder à des matières premières stratégiques, et financer sa vie politique.

La méthode consiste à placer des chefs d’Etat, de couleur noire, mais « amis » à la tétes de ces pays, en recourrant si nécessaire à la répression, à l’assassinat politique, ainsi qu’à la fraude électorale massive. Mais elle s’appuie aussi sur de multiples réseaux : politico-affairistes comme le réseau Foccart (créé par De Gaulle et repris par Chirac, Pasqua puis Mitterand), militaires, Services Secrets, Grandes Entreprises , Initiés, ministères …

Ces réseaux sont les leviers de la politique française :

Financiers, comme le franc CFA permettant l’ évasion des capitaux (en rapatriant les «aides» accordées en Suisse, pour les partager entre le chef d’Etat et le décideur politique français désireux de financer la campagne électorale de son parti), augmentant au passage démesurément la dette du tiers monde.

Policiers : « on a recyclé les anciens de l’OAS dans les polices politiques » aux mémes méthodes tortionnaires, et en mettant à disposition des officiers des Services Secrets auprès des chefs d’Etat, permettant aussi de les «relever» s’ils entendent changer la donne.

Militaires en recourrant à des mercenaires de la République (parfois recrutés dans les milieux de l’extréme droite), mais présentés comme des électrons libres.

Economiques, comme ces entreprises « faux-nez » noyautées par les Services Secrets et dont « une partie des ressources alimente des fonds parallèles ».

La conséquence de cette politique, c’est la disparition des biens publics, et l’absence de développement économique dans ces pays, car le développement productif par des entrepreneurs non corrompus réduirait la dépendance des populations envers l’Etat.

Cette situation va s’aggraver avec l’augmentation démographique, et la Dette va enfler par le détournement des préts accordés, jusqu’à pouvoir étre supérieure à la production annuelle en ressources ! Et quand, comme c’est parfois le cas, « c’est la méme personne qui gère à la fois la dette, achète les armes, et vend le pétrole », la boucle est bouclée.

Apres la chute du mur de Berlin, accompagnée d’un nouvel élan démocratique, les dictateurs, sous les feux des critiques, en allument un autre pour faire diversion : ils désignent l’autre ethnie comme bouc émissaire. Ou alors ils sont légitimés démocratiquement … en truquant les élections, sauf les rares fois où la population veille au grain. Enfin il reste la solution du coup d’Etat …

Suivant la mondialisation, la Mafiafrique se développe alors, car « le pétrole et les armes sont les secteurs de plus grande corruption », et génèrent des flux financiers opaques, transitant dans les diverses chambres de compensation comme Clearstream, dont beaucoup comptes se trouvent dans des paradis fiscaux, ces trous noirs où tous les mécanismes légaux mis en place s’effondrent, en particulier l’impôt.

Une perspective plus positive

Dans ce contexte où le légal est mis en péril par l’illégal, la seule perspective plus positive selon Verschave, c’est la conquéte de biens publics à l’échelle mondiale, arrachés à la logique marchande, entretenant un jeu à somme positive : tout le monde pourrait y gagner en partageant un gâteau plus gros.

Ainsi que de grosses suspicions dans diverses affaires : le trafic de drogue ( French Connection ) lorsqu'il était cadre dirigeant chez Ricard, l'affaire Ben Barka, l'affaire Ali Bourequat, l'affaire Robert Boulin, l'affaire de l'Ordre du Temple Solaire, l'affaire Elf, l'affaire Sasou-Nguesso au Congo, l'affaire Bongo au Gabon, Carlos et le Soudan, l'affaire Schuller-Maréchal, l'affaire de l'office des HLM des Hauts-de-Seine,l' affaire guy andré kieffer ,l'affaire thomas sankara ,l'affaire Habiarimana ,l' affaire R.Ratsimandrava , etc...
Personnellement, je doute très sérieusement qu'il ne passe jamais une seule nuit en prison, en tout cas temps que notre nabotléon sera au pouvoir.

Ka ho afaka ho aiza ary i Mada lé aza ??
39. dadabe ( 17/12/2009 14:59)
VIZANO ANY RANGAH REO FRANTSAY IREO A
40. AndriambyII ( 17/12/2009 15:06)
dadabe:

VIZANO ANY RANGAH REO FRANTSAY IREO A

Ka efa drodroka hono ry lerony kou !!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079