reketo @ izay fa ela loatra e
41. AndriambyII
(
17/12/2009 19:11)
Raiketo @ izay ary ny debat politique é ! iza no tiana hamono an' iza ?? :?: :?:
43. fijo
(
17/12/2009 21:06)
efa lasa gaigy mihintsy izao ny frantsay ko,io le hoe"kekerin'ny amboakely tiany"
44. ifiona
(
17/12/2009 21:28)
ary sao dia i Andriambilona aza ilay mpanao copier coller tato talouuuu
:P :P :-D :-D :evil: :-* :miam: :@ :snif: ^:^
:P :P :-D :-D :evil: :-* :miam: :@ :snif: ^:^
45. AndriambyII
(
17/12/2009 21:46)
ifiona:
ary sao dia i Andriambilona aza ilay mpanao copier coller tato talouuuu
:P :P :-D :-D :evil: :-* :miam: :@ :snif: ^:^
Nnnnooonnn hein !!! anontanio aloha i wui wui fa izaho sur fa mety izy no nanao ireny , na i bazylou , !! na tonga dia anontanio ny mpiandraikitra !!!ary mba soraty tsara re ny ps -ko ra ifioana a! aza asiana araka ilay resaka sarina ps ndramosenao iny !!
:lol: :lol:
47. ifiona
(
17/12/2009 22:39)
andriambyll >> haiii! azafady re fa noeritreretiko fotsiny ilay izy fa kay voasoratro koa! :-D :-D :-D varina beuh za zany kleu
50. milamm
(
18/12/2009 02:31)
:-D :-D napone ko le koziny toumba oe ajedaka i lavanify :-D :-D :-D zay no iafaran'io,kofa kely mbola tsy afaka @ moly iny,manaotao foana, firy @ reo manohana azy aza no hitomany @ zany refa mipoaka famonoana azy mety koa avy @ frantsay zay anampiana ny fanendrikedrehina an-Ravalomanana satria samy mahafantatra fa saosy tsy aharitra neny lavanify,de avy eo tonga saina ny pokn kofa ratsy marina iny lavanify iny fa tafatsoaka any frantsa na maty2 foana ao @ tanana tsisy nahatsiaro tsony,efa scenario eritreretiny frantsa nefa izao ka misy ol efa voatily any afaka hanao fifanarahana atsokosoko 50 taona indray saimy mailo dolidoly isika rehetra maheno :wink:
51. pikatti
(
18/12/2009 17:27)
O leity Billy lava loatra kosa zany copie-coller zany bainn a, zah ndray mahita fa izao no tetika nianga tao , ampiasaina Rajoelina hamono an'i Ravalomanana ,tsy vitan'i Rajoelina anefa io mission'io ka lery ndray izao no lasibatra
52. fijo
(
18/12/2009 20:46)
lery mihintsy no vita mahia eo ny hiafarany.ary ireo akamany ireo ihany no hanimba azy eo
