TSY NY TGV AKORY ANEFA NO IDEAL RAHA NY HEVITRO

1. antimpanahy ( 03/12/2009 13:46)
Mamoaka ireo zavadoza rehetra nataondravalomanana tamin'ny fotoana rehetra niarahako taminy aho fa kosa izany tsy milaza mihitsy hoe TGV ny tenako ,
-satria raha ny fahatsapako (hevitro manokana ity) dia tsy natao ahavaha na ahatafita an'i Madagascar mihitsy raha ny fomba fiasan'ireto TGV ireto ,hita eo amin'ny Fanaovana barofo izany , ny famonoan'olona , ny didin-ko fe lehibe ,ny tsy fahaiza-mitantana ,
-ka mino isika fa hisy MPITONDRA tena vanona homen'Andriamanitra an'i M/car ary irintsika ny hiavian'izany haingana


misaotra tompoko
2. Noue ( 03/12/2009 13:48)
rien à faire !! resaKé :evil: :evil: :evil: :evil:
3. pikatti ( 03/12/2009 13:51)
ChpII
resak'hehy :-D :-D :-D :-D
4. antimpanahy ( 03/12/2009 13:52)
noue ! azafady mba afaka manao resaka mifanaja ve raha azo hatao ? tsy hoe tsy tia tevatevaina aho fa ny fifanajàna no tena ahitana vahaolana ary resaka hiadiana no atao eto fa tsy hevitr'olotokana satria tsy hevitra ny ahy fa zavatra hitako sy natrehako marina tokoa .

misaotra anao !
5. Rajakoo ( 03/12/2009 14:05)
olona marary saina efa vitan'ny devoliny ihany
6. antimpanahy ( 03/12/2009 14:14)
azafady mba afaka manao resaka mifanaja ve raha azo hatao ?
7. pikatti ( 03/12/2009 14:43)
rawix marary saina elah bainn, koa antimpanahy antimpanahy :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 03/12/2009 14:54)
fa ahoana koa ary izany e??? :roll: :roll:
ka mino isika fa hisy MPITONDRA tena vanona homen'Andriamanitra an'i M/car ary irintsika ny hiavian'izany haingana
Rehefa tonga ny Noely zany dia miaramitraka isika fa iny misy olona hatsipin'Andriamanitra hitondra atsika. :} :}
9. antimpanahy ( 03/12/2009 14:55)
mbola mangataka anao ihany aho anaka, azafady mba afaka manao resaka mifanaja ve raha azo hatao ?
Ny marina no holazaiko eto ka raha tsy zakanao ny resaka marina dia mamakia fotsiny ianao fa aza mamaly satria betsaka ireo namantsika liana eto


misaotra anao !

10. patriick2002 ( 03/12/2009 15:09)
TGV ihany no ady eo e
zay olona marary saina aleo ho eo
11. antimpanahy ( 03/12/2009 15:15)
-Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "matoa tsy nitohy iny Fitondrana Fito taona dia nidoboka iny dia nisy Fangatahana zavatra tsy tanteraka nilain'ilay devoly tao , minoa ahy hianareo ,izy tsy mila afatsy rà'olotiana ,mangataka rà aloha izy ràn'olona fa mety daholo , rehefa miakatra ny zavatra tadiavinao dia mila ny ràn'ny olotiana amin'izay izy , toy ny rahalahy , anabavy , zanaka , vady , reny , ray ... eo no mipetraka ny olana satria mamy ireo , dia eo koa no mifarana ilay harena na zavatra nampanantenainy ary mbola arodany mihitsy ny paix sy ny honneur , richesse tonga taminao satria avy aminy ireny ,
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ny zavatra nangatahiny dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina
12. patriick2002 ( 03/12/2009 15:20)
Vizana be ry antitra zany 8O
13. antimpanahy ( 03/12/2009 15:49)
Ny marina no holazaina , ny zavanisy tsy azo hafenina mandrakizay
14. nancy ( 03/12/2009 16:01)
Resaka mifanaja ve no tadiavinao nefa io ataonao manaratsy olona io nge dia efa tsy fifanajana velively e.
K'inona no nanakana anao tsy niteny tamin'izany fotoana izany raha marina tokoa ireo fa firy volana sa firy taona aty aoriana vao miseho mifosafosa olona eto.

antimpanahy:

azafady mba afaka manao resaka mifanaja ve raha azo hatao ?



15. belaza ( 03/12/2009 16:34)
mbola teo aminy fitondrana i ravalo ry antidahy raha tsy voavidy vola ny miaramila a, izany no tena marina, sa fatany miaramila hoe tsy nataondra8 le zavatra nangatahinilay devoly de nivadika tamindra8 ny miaramila????. ndana aloha midôzy kely fa tsy ampy môly ianao de be imagination e!!
16. antimpanahy ( 03/12/2009 16:45)
Belaza______
izay filazanao momba ahy dia tsy maninona fa hamaly anao ihany anefa aho , raha ny tiako dia fanotaniana nonapetrakao !

-Ny pactes Satanique dia zava-panahy: izany hoe ady amin'ny Fanahy raha hanohitra azy
-Ny miaramila lazainao kosa anefa dia ady ara-nofo

ka matoa Ravalomanana aniala teo dia tsy niaro azy tsony ilay Fanahy Ratsy ,dia mazava ho azy fa afaka niditra ny miaramila : hevitro manokana izany fa tsy tao anatin'ilay tantara a, sao misy diso hevitra
17. AndriambyII ( 03/12/2009 17:07)
Mba efa namaky ny verset satanique boky nosoratan' i salman rushdi angaha i antimpanahi ?? :idea: :idea:
18. belaza ( 03/12/2009 17:08)
ny miaramila dia novidiany TGV, alefaso alavidavitra kely ny sainao e,ny pôlitika anie misy lôjika fa tsy imagination e! de rehefa tsy hivoaka ianao fa mandreraka beu de aleoko manajatena miala kely aloha fa leo anle rediredinao ny ankizy e
19. antimpanahy ( 03/12/2009 17:10)
Andriambyll ____ tsy mamaky zavatra nosoratan'ny olombelona aho raha zavapanahy fa izay lazain'ny baiboly ihany no hajaiko sy ekeko satria : mamy ny Tenin'Andriamanitra ary manoatra noho ny tantely ao ambava aza ! ny zavatra soratako koa anie tsy misy tokony hidirany amin'ny olona hafa any fa zavatra marina daholo ary voaporofoko tsara daholo raha mametraka fanotaniana hianareo
20. fijo ( 03/12/2009 20:31)
aza dia mivavaka loatra letsy ,fa manjary maizina daholo izya jerena an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512