vitamatavy______
aza manao izany hianao anaka fa eto no mety hametrahana ilay dinika , ny antony dia voasingotra amin'ny resaka politika sady olon'ny politika ary mbola manao politika ilay olona resahina ,aza manao fijerin'ny soavaly hianareo fa miovĂ amin'ny fanavaozana ny saina ! dia ho takatrareo tsara rankizy ny tianko tenenina eto ,mila fitoniana tsara anefa , filaminana maharitra vao ho azonareo tsara fa zavatra tena izy ary niseho tamin'ny fiainatsika andavan'andro daholo ny zavaboalza rehetra