Afaka mihary ve ny tenanao?

1. soanja ( 28/10/2009 22:05)
Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy.

Mpihary isika fa samy manana ny nohariany isan-tokony avy. Aza hadino fa afaka ianao raha fantatrao izany fahafahanao izany. Ahoana ny fomba isehoan'izany dia ny fampiasana ny saina mavitrika sy matomboka ary feno fifantohana.

Ny fifantohana feno anefa dia ilaina fametrahana fahatokisana amin'Andriamanitra avo indrindra izay miara miasa amin'ny Universe.

Tohizo ny fihariana fa izay vitanao dia ho fiderana an'Andriamanitra avokoa!

2. cutie ( 28/10/2009 23:59)
tsy haiko tsara alou le dikan'le we mihary eto ? :)
3. soanja ( 29/10/2009 17:27)
cutie:

tsy haiko tsara alou le dikan'le we mihary eto ? :)

Mihary= to create

:D
4. xxx ( 29/10/2009 17:31)

Mihary= to create

Mihary ve tsy midika hoe mitady e? looking for?
5. soanja ( 29/10/2009 20:36)
xxx:

Mihary= to create

Mihary ve tsy midika hoe mitady e? looking for?

Marina koa izany satria ny teny hoe "Harena" dia avy amin'ny teny fototeny hoe " hary" rehefa ndeha hitady harena anefa isika dia hiteny hoe mila mihary aloha aho ohatra. Mamorona zavatra vaovao avy amin'ny fototra mandrapahavita no atao hoe " mihary" - zany hoe avy amin'ny fahantrana ohatra ka hatramin'ny firoboroboana maharitra- fihariana izany.

Mila fitahin'Andriamanitra anefa ny fihariana raha tsy izay dia tsy maharitra sy tsy mandaitra ny fiodiny. Izay no finoako.

:D
6. cutie ( 30/10/2009 20:53)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-10-2009 18:27:25
Lohateny : Re : Afaka mihary ve ny tenanao?
Hoy i cutie:

tsy haiko tsara alou le dikan'le we mihary eto ?

Mihary= to create

ok :)
7. cutie ( 30/10/2009 21:18)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 28-10-2009 23:05:59
Lohateny : Afaka mihary ve ny tenanao?
Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy.

Mpihary isika fa samy manana ny nohariany isan-tokony avy. Aza hadino fa afaka ianao raha fantatrao izany fahafahanao izany. Ahoana ny fomba isehoan'izany dia ny fampiasana ny saina mavitrika sy matomboka ary feno fifantohana.

Ny fifantohana feno anefa dia ilaina fametrahana fahatokisana amin'Andriamanitra avo indrindra izay miara miasa amin'ny Universe.

Tohizo ny fihariana fa izay vitanao dia ho fiderana an'Andriamanitra avokoa!

namaste :)
8. soanja ( 30/10/2009 23:31)

Cutie, You look so so COOLLLL!!!!!!!

:-* :-* (l) (l) (l)
9. cutie ( 31/10/2009 01:54)
hihihihihi non efa reraka avy nanao hiking aza io :-D
10. xxx ( 31/10/2009 05:57)
Ny fihariana samirery tsy hita sy tsy manasoa ny hafa dia mikombona sy maty momoka. Ny fihariana mahasoa hitan'ny hafa fa mety mamono ny fihariany ka vitany tokoa ny mamono azy dia lasa mamono olona marobe (ohatra : fanafody sida hitan'i Zaranaina dia lazaina izy fa tsy apte fa sao very ilay volaben'ny medecine natosaka tao, ohatra koa, fanasitranana ny olona very saina tsy ilàna fanafody sy psychiatre fa ilàna ny herin'Andriamantira, dia manenjika ilay ilany ny psy miompana amin'ny intellect dia mamono olona marobe).
Fehiny: nateraka ho mpahary tokoa isika araka ny endrik'Andriamanitra fa ny direction no samihafa: na mamono na mamelona, koa mila mifidy hatrany ny mamelona isika, raha tsy izany dia mamono tena. Efa conséquencen'io fihariana diso lalana io avokoa ny zava-mitranga mahafaty marobe ankehitriny ka alao hery ny fanarenana ao anatin"ny MAZAVA sy ny fifampizaràna.
11. cutie ( 31/10/2009 13:53)
Tim Booth — Monkey God lyrics

We co-create our own fate
Everythings connected
God in man, man from ape
Everythings connected
We co-create our own fate
Everythings connected
Man from stars, man from ape
Everythings connected
My behaviours chemical, nurture biological
Determined by the stars in space
Don't rely on suicide
Meet you on the other side
Its not even your life to take
See things from the stratosphere
Were so unimportant here
What's the point in asking why?
Struggle of the underdog
Too much love or not enough
We die to live and live to die
Meanwhile in the stratosphere
Houston weve a problem here
Someones cut a hole in the sky
Planet in a Petri dish
Interference hit and miss
Soon there wont be rivers to cry
Gods pitch shift way out of time
Created an ape
Infected with the spark of divine
Mix X with the Y chromosome
One to destroy
The other tries to find a way home
We co-create our own fate
Everythings connected
God in man, man from ape
Everythings connected
12. rijadolly ( 01/11/2009 01:36)
Marina tokoa izany Soanja.Tsy afaka misaraka Ilay Mpanome isika satria tsinotsinona ny zavatra kely izay saintsaintsika raha tsy araka ny SitrapoNY.Tsy afaka mandeha irery isika noho izany fa manjary mitarika na miborioka any amin'ilay nolazain'xxx io ambony io.Hoy menafify izay :Ankino amin' i TOMPO ny lalanao.
Dia ho fitaratra,ho fahazavana, ary hanaporofo ny fisiaNY anie ny asa rehetra(...,fahendrena,...)Izay ataon' ny olona noforoniNY.
13. niryna ( 01/11/2009 04:39)
rijadolly:

Tsy afaka misaraka Ilay Mpanome isika satria tsinotsinona ny zavatra kely izay saintsaintsika raha tsy araka ny SitrapoNY.
Dia ho fitaratra,ho fahazavana, ary hanaporofo ny fisiaNY anie ny asa rehetra(...,fahendrena,...)Izay ataon' ny olona noforoniNY.

=D> ^:^
Ankino amin'i Andriamanitra ny lalanao ,aza miankina amin'ny fahaizanao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy avokoa izany fa izy no hitari-dalana anao amin'ny fahamarinana sy izay mahasoa anao
14. rakapy ( 01/11/2009 07:16)
Hoy Nirina
Ankino amin'i Andriamanitra ny lalanao ,aza miankina amin'ny fahaizanao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy avokoa izany fa izy no hitari-dalana anao amin'ny fahamarinana sy izay mahasoa anao

Na dia efa lany lasantsy aza ny fiaranao dia ankino @ fa ho plein indray ny reservoir-nao!
15. xxx ( 01/11/2009 07:20)
Na dia efa lany lasantsy aza ny fiaranao dia ankino @ fa ho plein indray ny reservoir-nao!
rakapy koa dia manao ariary zato am-pandriana foana!
16. rakapy ( 01/11/2009 07:34)
Inona no maha A100 an'izany e?
17. xxx ( 01/11/2009 07:46)
Inona no maha A100 an'izany e?
ataovy 500 ary e! :D
18. cutie ( 01/11/2009 15:10)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 01-11-2009 08:16:44
Lohateny : Re : Afaka mihary ve ny tenanao?
Hoy Nirina
Voalaza teo :
Ankino amin'i Andriamanitra ny lalanao ,aza miankina amin'ny fahaizanao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy avokoa izany fa izy no hitari-dalana anao amin'ny fahamarinana sy izay mahasoa anao

Na dia efa lany lasantsy aza ny fiaranao dia ankino @ fa ho plein indray ny reservoir-nao!

tsy misy miracle eo e, na le lasantsy lany aza mbola avy @ atra koa
19. soanja ( 01/11/2009 20:15)
cutie:

Tim Booth — Monkey God lyrics

We co-create our own fate
Everythings connected
God in man, man from ape
Everythings connected
We co-create our own fate
Everythings connected
Man from stars, man from ape
Everythings connected
My behaviours chemical, nurture biological
Determined by the stars in space
Don't rely on suicide
Meet you on the other side
Its not even your life to take
See things from the stratosphere
Were so unimportant here
What's the point in asking why?
Struggle of the underdog
Too much love or not enough
We die to live and live to die
Meanwhile in the stratosphere
Houston weve a problem here
Someones cut a hole in the sky
Planet in a Petri dish
Interference hit and miss
Soon there wont be rivers to cry
Gods pitch shift way out of time
Created an ape
Infected with the spark of divine
Mix X with the Y chromosome
One to destroy
The other tries to find a way home
We co-create our own fate
Everythings connected
God in man, man from ape
Everythings connected

Misaotra Cutie fa mahafinaritra ny voalaza.

:-*
20. cutie ( 01/11/2009 20:33)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 01-11-2009 21:15:01

efa haiko fa kopy njy @ io ka :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512