Afaka mihary ve ny tenanao?

21. soanja ( 01/11/2009 20:44)
Cutie> :D :-* :-* (l)
22. mia ( 05/11/2009 11:09)
Miainga @ zava-misy, zavatra efa nohariana daholo ny création humaine rehetra!! isika rahateo moa création fa tsy créateur

Ny rivotra, rano, tany, notre univers, ny lanitra sy ny tany, ranomasina, izao tontolo izao sy izay rehetra ao aminy dia création daholo, nohariana avokoa.

arak'izay tenin'olo-malaza iray izay hoe s'il ya un horloge, c'est qu'il y a avait un horloger
23. soanja ( 05/11/2009 22:53)
mia:

isika rahateo moa création fa tsy créateur



Sady created isika no sady afaka koa mi-create avy amin'ny alalan'ireo efa misy. Isika no manorina ny ho avintsika avy. You can create your own fate. Createur koa ny olombelona.




24. cutie ( 07/11/2009 00:40)
Sady created isika no sady afaka koa mi-create avy amin'ny alalan'ireo efa misy. Isika no manorina ny ho avintsika avy. You can create your own fate. Createur koa ny olombelona.

ie efa Atra no nanome antsika fahafahana ahafahana mihary de anjaratsika sisa :D
25. andry08 ( 07/11/2009 12:42)
soanja:

Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy.

Mpihary isika fa samy manana ny nohariany isan-tokony avy. Aza hadino fa afaka ianao raha fantatrao izany fahafahanao izany. Ahoana ny fomba isehoan'izany dia ny fampiasana ny saina mavitrika sy matomboka ary feno fifantohana.

Ny fifantohana feno anefa dia ilaina fametrahana fahatokisana amin'Andriamanitra avo indrindra izay miara miasa amin'ny Universe.

Tohizo ny fihariana fa izay vitanao dia ho fiderana an'Andriamanitra avokoa!






oui, i can!!!
26. ikaretsaka ( 07/11/2009 12:51)
afaka mihary izay voahary isika e :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2613