Tara @ olona @ telephone

1. xxx ( 10/10/2009 08:35)
Vehivavy le manoratra
Misy olona izay, transitaire-nay any Tana, zah aty Tamatave, matetika izahay roa mifampiantso, resaka asa, fa tato ho ato tsy haiko fa ohatran'ny te-hiresaka be aminy foana zah, faly be zah reefa miantso ahy izy,
Nefa rah vao ny mpiara-miasa aminy de tsy de tiako ny miantso ahy na dia samy tsy mbola hitako tarehy aza ry zareo, satria matetika reefa miantso ry zareo de resaka probleme foana foana,...fa reefa izy miantso na probleme aza de reveko manja eny foana.
Fa feon'olona re izao, Mamamia a, zany le lehilahy mahafinaritra be ireny ny feony, ilay somary bebe feo mahafinaritra ireny e, tsy haiko ny miteny azy fa rah misy olona mitovy fitiavana amiko @ izay feo izay de tonga de hainy ny tiako tenenina ........... fa tonga de tara be aminy zah @ alalan'ny feony fotsiny,
Mifampiantso sy mifandefa mail foana zahay : FA ...RESAKA ASA, eny e, misangisangy fa sangisangy kely fotsiny, Ndraindray zy miteny we, reefa mandeh aty Tamatave izy de mba hijery ahy, na koa zah reefa mankany Tana de mijery azy, fa mahakamo be zany mpiara-miasa tsy mifankahafantatra tarehy izany. Fa @ fo madio, tsisy n'inon'inona,marina kosa zany koa.

Tsy sahiko ny manao resaka hafahafa aminy,
t@ volana lasa teo zao niakatra tany Tana zah (1semaine), dia saika antsoiko fa tsy sahiko dia naleoko navela @ zao sao de handiso fanantenana an'ah eo, sao de tsy araka ny imagination-ko ny mombamomba azy, moa koa rah araka ny imagination-ko ihany sao dia hita be we tara aminy zah nefa izy tsy mieritreritra n'inon'inona ny amiko akory, dia lasa manimba zavatra.

Dia aleoko mitia mangina azy ato am-poko fotsiny.
(l) =(( =((
novalian'i xxx ny 19/10/2009 18:38
2. ni81 ( 10/10/2009 08:54)
Fa feon'olona re izao, Mamamia a, zany le lehilahy mahafinaritra be ireny ny feony, ilay somary bebe feo mahafinaritra ireny e, tsy haiko ny miteny azy fa rah misy olona mitovy fitiavana amiko @ izay feo izay de tonga de hainy ny tiako tenenina ........... fa tonga de tara be aminy zah @ alalan'ny feony fotsiny
:D tena hita mihitsy i xxx hoe tena tara aminy aloha e!

Fa tena misy olona tsara feo mihitsy rehefa miteny ka! Asa raha fantatrao i Solofo José ilay mpanao tantara tao @ Radio iny fa tena mahafinaritra ny mandre ny feony, indrindra izy rehefa miaraka @ Clara! :D
3. simplex ( 10/10/2009 10:03)

ozy ny voanjo hoe: "l'apparence est trompeuse"
zany hoe: moramora sofera aaa :)

manina ra tenenina hoe tiako be ny feonao :P
Zay fotsiny anie dia ampy ra hoe bandy normale izy ee... sady tsy manin koa anie na fatany aza hoe tara aminy enao. Tsy hitako ze olana @ izany... ra mbola kopy ihany izy dia anotanio mintsy hoe efa manam-bady nga enao :)

zany hoe ny lojika @ izao aloha dia tokony mitady bandy hafa any Tamatave enao ee. Feo fotsiny ve no fantatrao momba azy... sady izay mifanalavitra nareo. Tsy hoe impossible izany fa matetika fotsiny dia hoe ra tsy @ gout-ny enao dia hiarahany any tamatave fotsiny dia ipitsiany avy eo... eny e, mety hoe pessimiste be ngambany zany fa ny tena tiako tenenina dia hoe tsy mba misy bandy revenao mintsy any @ manodidina anao any?
ra misy olon-kafa manodina ny sainao anie dia adinonao tsikelikely wazy ao ny feony manja be ee...

;-)
4. maeva74 ( 10/10/2009 10:45)
ni81:

Fa feon'olona re izao, Mamamia a, zany le lehilahy mahafinaritra be ireny ny feony, ilay somary bebe feo mahafinaritra ireny e, tsy haiko ny miteny azy fa rah misy olona mitovy fitiavana amiko @ izay feo izay de tonga de hainy ny tiako tenenina ........... fa tonga de tara be aminy zah @ alalan'ny feony fotsiny
:D tena hita mihitsy i xxx hoe tena tara aminy aloha e!

Fa tena misy olona tsara feo mihitsy rehefa miteny ka! Asa raha fantatrao i Solofo José ilay mpanao tantara tao @ Radio iny fa tena mahafinaritra ny mandre ny feony, indrindra izy rehefa miaraka @ Clara! :D

I Solofo José mihintsy ilay saika ho lazaiko tena mampatory mitsangana ilay feony :oops: :oops: :oops: :oops: fa noho n'ny nahita azy aho tany ampianarana " surprise"
5. ni81 ( 10/10/2009 11:06)
I Solofo José mihintsy ilay saika ho lazaiko tena mampatory mitsangana ilay feony:oops: :oops: :oops::oops: fa noho n'ny nahita azy aho tany ampianarana " surprise"
zà koa efa nahita azy in-2.
Fa ny lehilahy hono ange ry maeva tsy mba ratsy e! surprise ahoana ary? :)

Dia nisy olona niantso ahy indray mandeha tany am-piasana, namako izy io; fa tena tsy naharitra ilay standardiste tao aminay niteny hoe: "tena tsara feo be ilay lehilahy niantso andry teo akia fa tena mitovy be @ feon'i Solofo José"; tena marina ny voalazany fa mitovy be ny feon-dry zareo.
6. xxx ( 10/10/2009 11:36)
tena hita mihitsy i xxx hoe tena tara aminy aloha e!

rah mba fantany manko izany an,

simplex:
ozy ny voanjo hoe: "l'apparence est trompeuse"
zany hoe: moramora sofera aaa

ka izay mintsy no tsy nasahiko niantso azy

Fa tena misy olona tsara feo mihitsy rehefa miteny ka! Asa raha fantatrao i Solofo José ilay mpanao tantara tao @ Radio iny fa tena mahafinaritra ny mandre ny feony, indrindra izy rehefa miaraka @ Clara!

iiiiiiiiiiiiiiiiiieeeeeeeeeeeeee zany ka feo,
7. ni81 ( 10/10/2009 11:57)
rah mba fantany manko izany an
ie, raha mpiditra @ sera² tahaka izao ataon-tsika izao izy dia ho hitany tokoa ny resan-tsika ary ho azoazony an-tsaina! Hum :D
8. cutie ( 10/10/2009 13:01)
Tara @ olona @ telephone

le titre alou de efa mampime ahy :-D
9. maeva74 ( 10/10/2009 13:15)
ni81:

I Solofo José mihintsy ilay saika ho lazaiko tena mampatory mitsangana ilay feony:oops: :oops: :oops::oops: fa noho n'ny nahita azy aho tany ampianarana " surprise"
zà koa efa nahita azy in-2.
Fa ny lehilahy hono ange ry maeva tsy mba ratsy e! surprise ahoana ary? :)

Dia nisy olona niantso ahy indray mandeha tany am-piasana, namako izy io; fa tena tsy naharitra ilay standardiste tao aminay niteny hoe: "tena tsara feo be ilay lehilahy niantso andry teo akia fa tena mitovy be @ feon'i Solofo José"; tena marina ny voalazany fa mitovy be ny feon-dry zareo.

ni81 shhhh! i Solofo ngeh ka ato e! maty eo isika roa :lol: :lol: :lol: :lol:
10. ni81 ( 10/10/2009 13:31)
ni81 shhhh! i Solofo ngeh ka ato e! maty eo isika roa :lol::lol::lol::lol:
ka zà ange tsy niteny n'in n'in e! :) njy nilaza fa "surprise" no nasiako resaka teo :^)
11. fahamarinana ( 10/10/2009 13:36)
:arrow: ni81 : mba tsy haiko arô zao solofo josé zao,iza no anarana nentiny rehefa manao tantara izy kay ?
Maeva : aza mapataotsa njy amin'ilay hoe "surprise" maheno foe an ! :-D
Fa efa naheno ny feon'ny ni81 sy i missa kosa za aloha fa tsy diso fanantenana na raika aza e! wink: (l) :
12. ni81 ( 10/10/2009 13:57)
ni81 : mba tsy haiko arô zao solofo josé zao,iza no anarana nentiny rehefa manao tantara izy kay ?
Toa tsy mba manana anarana mitokana tahaka an'i vahandanitra ireny akia izy rehefa manao tantara a! Fa tena tsara tokoa aloha ny feony ka! Mpampianatra no tena asany raha tsy diso aho.
Maeva : aza mapataotsa njy amin'ilay hoe "surprise" maheno foe an !
Fa efa naheno ny feon'ny ni81 sy i missa kosa za aloha fa tsy diso fanantenana na raika aza e! wink: :
:oops: aza manao izay maha boramena ahy eo akia marina moa! feon-kadradraka iny ny ahy knou...
13. endrika01 ( 11/10/2009 05:23)
xxx > tsika zany mitovy samy tara aminy feo,nisy bandy gasy zay an,any Frantsa,any Marseille hony izy no mipetraka,tantaraiko fa izy mety tsy mpikambana ato angamba! De tafaresaka zay an-taroby ,de tiko be ny feony,ny feony wa an,izy ary tsy fantatro akory! De tonga dia noteneniko face a face we tiako be ny feonao;angamba ianao animateur eh de tsa mba nipoipoitra tsotry izy taorianio.De ozizy zah we angamba tena animateur lery na ny manakaiky anizay de matahotra sao koboko ny tsiambaratelo keliny de nanao sambo milentika=)),fa zany eo iany,fa misy lhl zay namako be aty aminay,animateur amina-Radio miteny frantsay lery,izy frantsay fa nanambady teto(...)tiko be zany raha feo an,mazana aho miatso de mi-demande hira refa izy no ao,raha alaina sary an-tsaina de hotry ny we bandy bogosy be,sy tomady be,sy en plein forme,kay njay anjo zah namaly anle quiz en direct de nahamarina d nahazo CD any Bonjovi,de lasa naka anio tao @le station radio, surprise,zah mba nanantena we.... Ka izy bandy mahiahy,somary malezolezo misolomaso kely zay,fa ny feony alou de mbola mikarantsana iany na miresaka face a face aza e=))=))=))
14. maeva74 ( 11/10/2009 05:55)
endrika01:

:oops: :oops: :lol: :lol: :lol: Endrika hahahahahaha
15. maeva74 ( 11/10/2009 06:00)
fahamarinana:

:arrow: ni81 : mba tsy haiko arô zao solofo josé zao,iza no anarana nentiny rehefa manao tantara izy kay ?
Maeva : aza mapataotsa njy amin'ilay hoe "surprise" maheno foe an ! :-D
Fa efa naheno ny feon'ny ni81 sy i missa kosa za aloha fa tsy diso fanantenana na raika aza e! wink: (l) :

:arrow: mba hianatra kely an'i Faha aloha ny amin'iny e! I Solofo José e! ilay sady taviny no volony prof dessin no nahalalako azy tao " kolejy FJKM Ambohijatovo avaratra, eritrereto hoe taviny sy volony :lol: :lol: :lol: :lol: ilay feo moa tsy lazaina intsony .
Sao adinonareo koa i Dahuily ilay "Jean Robert" mpikambana ato koa angamba izy e! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
16. ni81 ( 11/10/2009 07:50)
Sao adinonareo koa i Dahuily ilay "Jean Robert" mpikambana ato koa angamba izy e!
i dahuily koa manga feo an! (toa efa maty izy)
17. bazylou ( 11/10/2009 08:48)
dinnnnn, ty reto e,,, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. Papoose ( 12/10/2009 01:49)
zay zany le hoe feo manjopika :lol:
19. ninimalala ( 12/10/2009 07:52)
Ie tena marina tokoa lay oe tsara feo fa tsy araka ny niheveranao azy ny vatany sy ny endriny, ny ankamarony aloha io e.
Fa zao ny anay mivady kosa dia io feo io no nampihaona any de lasa mpivady hihihih, feo par téléphone, tsara ka
20. Mirananirina ( 12/10/2009 08:18)
ndry..mafy koa ny mahazo anao izany.Rehefa mitia olona 1 izay ka tazomina ao ampo dia tena mafy mihitsy.,indrindra hoantsika vhv.Ary maninona moa raha ianareo mifanoratra iny dia asaina mandefa sary aloha izy ..dia alefanao koa ny anao.Sitrany ahay mahita ny sariny aloha :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3868