Tara @ olona @ telephone

21. cutie ( 12/10/2009 13:54)
Mpandefa : ninimalala [ Valio ] 12-10-2009 09:52:42
Lohateny : Re : Tara @ olona @ telephone
Ie tena marina tokoa lay oe tsara feo fa tsy araka ny niheveranao azy ny vatany sy ny endriny, ny ankamarony aloha io e.
Fa zao ny anay mivady kosa dia io feo io no nampihaona any de lasa mpivady hihihih, feo par téléphone, tsara ka

tsy ratsy :)
22. rakapy ( 12/10/2009 14:46)
Ny micro telefonina na radio koa anie afaka asina fanovana feo e!
23. Papoose ( 12/10/2009 17:35)
sao dia mampiasa an'ilay fanovana feo @ phone reny aza izy ry xxx
24. xxx ( 12/10/2009 17:48)
za io bandy io sady bogosy no bedetante e
le sipa tsy dia reviko loatra satria tara be nefa bandy tsy hitany akory ,sipa manana kilema io mikaoty bandy ka tsy revenay bandy ,aleo le somary mampifila ireny na somary sarotra ny mikoty azy
sipa mora kotina =be faiblesy loatra matahoatra ny tsy ho zaka :* :* :*
25. fahamarinana ( 13/10/2009 14:32)
maeva:
Sao adinonareo koa i Dahuily ilay "Jean Robert" mpikambana ato koa angamba izy e
:wink:
:arrow: ilay kiraro "jean robert" no tena tsaroako,kay zay marô anaranyyyy ? faiako miandry ilay meteo-ny kosa an ! (l)
26. Papoose ( 13/10/2009 15:13)
xxx:

za io bandy io sady bogosy no bedetante e
le sipa tsy dia reviko loatra satria tara be nefa bandy tsy hitany akory ,sipa manana kilema io mikaoty bandy ka tsy revenay bandy ,aleo le somary mampifila ireny na somary sarotra ny mikoty azy
sipa mora kotina =be faiblesy loatra matahoatra ny tsy ho zaka :* :* :*

kozy an!

waiaka be zany!

:roll:
27. xxx ( 13/10/2009 22:11)
irony karazany akoho vavy maneno irony le sipa ka tsy reven 'ilay bandy,bandy mahita tataka ve hiala @ izany, saingy ao raha matoa le bandy tsy nanao izay hiaonany
28. endrika01 ( 14/10/2009 05:36)
maeva74:

endrika01:

xxx > tsika zany mitovy samy tara aminy feo,nisy bandy gasy zay an,any Frantsa,any Marseille hony izy no mipetraka,tantaraiko fa izy mety tsy mpikambana ato angamba! De tafaresaka zay an-taroby ,de tiko be ny feony,ny feony wa an,izy ary tsy fantatro akory! De tonga dia noteneniko face a face we tiako be ny feonao;angamba ianao animateur eh de tsa mba nipoipoitra tsotry izy taorianio.De ozizy zah we angamba tena animateur lery na ny manakaiky anizay de matahotra sao koboko ny tsiambaratelo keliny de nanao sambo milentika=)),fa zany eo iany,fa misy lhl zay namako be aty aminay,animateur amina-Radio miteny frantsay lery,izy frantsay fa nanambady teto(...)tiko be zany raha feo an,mazana aho miatso de mi-demande hira refa izy no ao,raha alaina sary an-tsaina de hotry ny we bandy bogosy be,sy tomady be,sy en plein forme,kay njay anjo zah namaly anle quiz en direct de nahamarina d nahazo CD any Bonjovi,de lasa naka anio tao @le station radio, surprise,zah mba nanantena we.... Ka izy bandy mahiahy,somary malezolezo misolomaso kely zay,fa ny feony alou de mbola mikarantsana iany na miresaka face a face aza e=))=))=))

:oops: :oops: :lol: :lol: :lol: Endrika hahahahahaha

29. endrika01 ( 14/10/2009 05:37)

:-w:
30. endrika01 ( 14/10/2009 05:47)
xxx:
irony karazany akoho vavy maneno irony le sipa ka tsy reven \'ilay bandy,bandy mahita tataka ve hiala @ izany, saingy ao raha matoa le bandy tsy nanao izay hiaonany
Mamaly an i xxx nametraka ny dinika ve enao io? Sa namaly ny hevitra napetrako?Fa raha ohatra kosa ka ny hvt napetrako no novalianao teto,de tsotra : mivoha tao ambadikiny xxx tao we azafady !!!
31. endrika01 ( 14/10/2009 06:00)
xxx:
za io bandy io sady bogosy no bedetante e le sipa tsy dia reviko loatra satria tara be nefa bandy tsy hitany akory ,sipa manana kilema io mikaoty bandy ka tsy revenay bandy ,aleo le somary mampifila ireny na somary sarotra ny mikoty azy sipa mora kotina =be faiblesy loatra matahoatra ny tsy ho zaka :* :* :*
Mapmeh zany sipa zany! tena mba potika zany le joba,ny aty ndray raha resaka feo zany,tena mba mahasondrina tina foana ny itafa amle olona,raha fitiavana njay,tokana ny itiavany i endrika01 bandy ,de tsy inn zany fa ny MASO,na banga ridana be le kofa,na sola loha be,na kilemaina,na mahantra fadiranovana,na mitafy vorokitsay,ka mikoty anah ka raha ny masony lay maso tiko de tiko izy,fa raha kofa horreur be ny masony nefa tsara feo,laibany,olona ambony,ka mikoty anah de tsa mba tiako zareo,io Maso io iany mifono misitery (l)
32. xxx ( 14/10/2009 06:22)
xxx:
za io bandy io sady bogosy no bedetante e
le sipa tsy dia reviko loatra satria tara be nefa bandy tsy hitany akory ,sipa manana kilema io mikaoty bandy ka tsy revenay bandy ,aleo le somary mampifila ireny na somary sarotra ny mikoty azy
sipa mora kotina =be faiblesy loatra matahoatra ny tsy ho zaka

1 - Na ny fomba firesakao tonga dia ZERO,
2 - sady izany olona izany tsy mi- "je suis" ohatranao, fa tsotra firesaka,
3 - Zah mbola tsy namboraka ny fitiavako azy velively taminy fa diso ianao
4 - Na ny fomba firesakay par mail na par telephone tsy ahitana soritra we mahafinaritra ahy ny mihaino azy.
33. xxx ( 14/10/2009 07:25)
ahoana indray izany ry sipa ,vao ny feo fotsiny dia efa tara ianao.Ianao le karazany le sipa raha vao kaotiny bandy dia tsy mandaha mihitsy
34. ni81 ( 14/10/2009 07:32)
Mapmeh zany sipa zany! tena mba potika zany le joba,ny aty ndray raha resaka feo zany,tena mba mahasondrina tina foana ny itafa amle olona,raha fitiavana njay,tokana ny itiavany i endrika01 bandy ,de tsy inn zany fa ny MASO,na banga ridana be le kofa,na sola loha be,na kilemaina,na mahantra fadiranovana,na mitafy vorokitsay,ka mikoty anah ka raha ny masony lay maso tiko de tiko izy,fa raha kofa horreur be ny masony nefa tsara feo,laibany,olona ambony,ka mikoty anah de tsa mba tiako zareo,io Maso io iany mifono misitery :-D :-D
zany ve ry endrika? :D
35. xxx ( 14/10/2009 08:36)
xxx:

xxx:
za io bandy io sady bogosy no bedetante e
le sipa tsy dia reviko loatra satria tara be nefa bandy tsy hitany akory ,sipa manana kilema io mikaoty bandy ka tsy revenay bandy ,aleo le somary mampifila ireny na somary sarotra ny mikoty azy
sipa mora kotina =be faiblesy loatra matahoatra ny tsy ho zaka

1 - Na ny fomba firesakao tonga dia ZERO,
2 - sady izany olona izany tsy mi- "je suis" ohatranao, fa tsotra firesaka,
3 - Zah mbola tsy namboraka ny fitiavako azy velively taminy fa diso ianao
4 - Na ny fomba firesakay par mail na par telephone tsy ahitana soritra we mahafinaritra ahy ny mihaino azy.

ianao kosa ve vao feo dia efa tara tsy resaka voudy no ao ambadik'izany,raha za aloha le bandy mahana be za woe sipa mikaoty lahy izany ,resaka revy fotsiny izany ,mai tandremo bibikely ry zalahy

36. xxx ( 14/10/2009 08:53)
, n'innon;inona teneninao, MAHAFINARITRA AHY NY FEONY SY NY FIRESANY,

Dia aleoko mitia azy @ zao, mandrevirevy izay mety ho paoziny any, ary ny tsy handiso fanantenana ahy no tsy nihaonako taminy tany Tana,

Mety ho tsy tiako anie izy rah tena hitako e, de izay no tsy hilazako an'zany aminy, mety tsy araky ny imagination-ko ny tena realite,

na izany na tsy zany

TSARA BE NY FEONY
37. maeva74 ( 14/10/2009 15:58)

Izay ilay hoe " Tiako, tiako fotsiny amin'izao tsy asiana hoe nahoana na tovonana satria" Fantatro fa tsy ho ahy ianao ka aleoko mitia mangina ô! na dia feo fotsiny azy;
Mirary soa e!
38. endrika01 ( 14/10/2009 16:23)
ni81:
Mapmeh zany sipa zany! tena mba potika zany le joba,ny aty ndray raha resaka feo zany,tena mba mahasondrina tina foana ny itafa amle olona,raha fitiavana njay,tokana ny itiavany i endrika01 bandy ,de tsy inn zany fa ny MASO,na banga ridana be le kofa,na sola loha be,na kilemaina,na mahantra fadiranovana,na mitafy vorokitsay,ka mikoty anah ka raha ny masony lay maso tiko de tiko izy,fa raha kofa horreur be ny masony nefa tsara feo,laibany,olona ambony,ka mikoty anah de tsa mba tiako zareo,io Maso io iany mifono misitery :-D :-D
zany ve ry endrika? :D
ni81 > Slt toi ! Tena mbo marina ngeh zany e! Ny masonao mijery! hi hi nanao tononkalo anizay zah raha tsy diso! Zay sekirekely -ny fitiavako! Raha vao tojo anzay maso zay nge ry ni. ka mmmhhh!!!! Paradisa an-tany!!! :-*
39. ni81 ( 14/10/2009 16:43)
ni81 > Slt toi ! Tena mbo marina ngeh zany e! Ny masonao mijery! hi hi nanao tononkalo anizay zah raha tsy diso! Zay sekirekely -ny fitiavako! Raha vao tojo anzay maso zay nge ry ni. ka mmmhhh!!!! Paradisa an-tany!!!
slt ndry e! tena saro-pantarina be izany maso tian-dry izany ka! :lol:
40. xxx ( 14/10/2009 18:54)
za le bandy fa tsy tiako le sipa ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291