Tara @ olona @ telephone

41. Papoose ( 14/10/2009 19:18)
:-D

zaho le bandittt veee
42. ni81 ( 14/10/2009 19:31)
zaho le bandittt veee
:-D :-D
43. Papoose ( 14/10/2009 19:43)
39eme xxx, dia nananihany an'i 1ere xxx v aloha enao na dia fantatrao aza hoe tara taminao izy?
44. lelimpi ( 14/10/2009 21:35)
sipa mitapy,izay tsara feo rehetra izany dia efa mahavoa azy io ko
45. Papoose ( 15/10/2009 00:59)
mitapy @ ahoana koa aza!!!! mbo zay le feeling-ny.... raha mitapy hoy i lelimpi dia mifalia fa tsy tratrany enau :)
46. endrika01 ( 15/10/2009 08:32)
ni81:

ni81 > Slt toi ! Tena mbo marina ngeh zany e! Ny masonao mijery! hi hi nanao tononkalo anizay zah raha tsy diso! Zay sekirekely -ny fitiavako! Raha vao tojo anzay maso zay nge ry ni. ka mmmhhh!!!! Paradisa an-tany!!!
slt ndry e! tena saro-pantarina be izany maso tian-dry izany ka! :lol:

ni81> io ,ilay ilaina ny fihaonana mivantana e! :P
47. endrika01 ( 15/10/2009 08:58)
lelimpi:
sipa mitapy,izay tsara feo rehetra izany dia efa mahavoa azy io ko
Misy kou ny bandy tratran io an,tanjemo! De bandy mitapy kou ve zany izy ireny! So de mba tafahoatra ny fitsaranao ian i xxx1er
48. ni81 ( 15/10/2009 09:18)
ni81> io ,ilay ilaina ny fihaonana mivantana e!
ie, dia rahoviana ianareo no hihaona? :-P
49. xxx ( 16/10/2009 10:04)
tapakevitra ny hiaona azy ihany za @ ity semaine ary tonga dia haka hotel mihitsy izahay
50. endrika01 ( 16/10/2009 16:02)
ni81:
ni81> io ,ilay ilaina ny fihaonana mivantana e!
ie, dia rahoviana ianareo no hihaona? :-P
ni81 >oviana izahay no hiaona???? :D :D :D rehefa ampifanojonle hasard e!!!! romantika be kou zany fihaonan-dry xxx zany an,tonga ve nama de mamonjy Hotel,tsisy milay hotry ny fihaonana en plein air alou raha zah no misy manasa fihaonana izany,any @dingana faha-20 vao miresaka Hotel,raha tafa ny dingana 19 :ro:;-)!!!
51. xxx ( 16/10/2009 23:06)
adinoko no nilaza teto f'efa nandefa ny sariny izy vao omaly t@ mail ko ,akory ny hagagako fa tsy nisy valaka an ilay nieritreretiko le bandy ,tonga dia babo aho ary nolazaiko izy fa any @ hotel za no mivantana raha vao mandalo tana nefa aho manana havana betsaka eto dia namaly ny anao lahy fa hoavy ,tsy androko ery izahay ahitana azy mivantana (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) 69696969696969696969 :-* :-* :-*
52. xxx ( 16/10/2009 23:37)
efa nividy ensemble ambony ambany aho le string tena masaka be ireny e ,rouge ny lokony ,mini jupe carreau rouge et noir ,talon , collant noir,chemise blanche,ho lazaiko anareo eto ihany ny tohiny rehefa avy nihaona izay roa kely
53. xxx ( 17/10/2009 08:17)
xxx50 & 51 > aza miteniteny foana eo, zah no xxx1.
ary zah tsy hanao fotoana @ olona tsy fantatro zany, aza manisy sira eo fa tssssssssss.

Endrika koa de mora manaiky adalain'ireto olona ireto,

54. xxx ( 17/10/2009 08:28)
xxx34:
ianao kosa ve vao feo dia efa tara tsy resaka voudy no ao ambadik'izany,raha za aloha le bandy mahana be za woe sipa mikaoty lahy izany ,resaka revy fotsiny izany ,mai tandremo bibikely ry zalahy

rah resaka vody ny mahamaika ahy tsy hitako ny hanafenako @ le olona we mahafinaritra ahy ny feony,

lelimpi:
sipa mitapy,izay tsara feo rehetra izany dia efa mahavoa azy io ko

tsy maninona rah izay no fihevitrao, hevitrao izany.

xxx48:
tapakevitra ny hiaona azy ihany za @ ity semaine ary tonga dia haka hotel mihitsy izahay

olona tsy ary hitako maso ary koa ho any @ hotely?

Mbola averiko eto, zaho tsy hiteny @ io olona io mintsy hoe mahafinaritra ahy ny fomba firesany sy ny feony, aleoko ho ahy irery,
Izy anie efa niteny we tsara rah mihaona izahay, fa zah aza niakatra tany Tana tsy nandeha tany @ bureau-ndry zareo satria tsy te-ho diso fanantenana aho,

Fa TSARA FEO ,no sady mahalala fomba no tony raha miresaka zany bandy zany an,
tsy ohatran'ny xxx 39 - 48 .

55. endrika01 ( 17/10/2009 12:24)
xxx:
xxx50 & 51 > aza miteniteny foana eo, zah no xxx1. ary zah tsy hanao fotoana @ olona tsy fantatro zany, aza manisy sira eo fa tssssssssss. Endrika koa de mora manaiky adalain\'ireto olona ireto,
Zah mahataty adalaina kah,ka efa 3x hatr@mpametraka dinika ka hatr@mpamaly ngeh de efa fantatra avy hatrany fa mampiresaka e,refa tina ho matotra ny dinika dia miseho @ pseudo entina!Njainjay kou misy olona 1 mampiady ps 5,d afeniny alou le carte vaovao be kou! Sao de kobo! Nefa hoany namana mpandinika soratra dia fantatra eny iany izy ireny fa hodiana fanina! De mba mody ampiresadresahina e hi hi,zah be vazivazy an,fa tsy mihoatra ny clavier =)) masaka be kou le xxx 50 sy 49 , ai mamba mako e,tonga de mamelatra zany? Tenue sexy be zany ve tsy tonga de mandady zalah hi hi hi
56. endrika01 ( 17/10/2009 12:25)

57. xxx ( 17/10/2009 18:41)
za io xxx1 ary mbola za koa xxx50 et 51
rehefa tsy mino ianareo tsy koi ka si efa nampoitrako ny ps zaingy matahotra ny ho redicule aho ka aleoko miafina ihany aloha ,tena tiako be le bandy ,tara aminy aho ,fiainana daholo izany
58. xxx ( 17/10/2009 21:59)
peziko ihany le bandy vita ny baolina wa ,ho betsaka indray izao ny hanao dementi officiel
59. sakamalao ( 18/10/2009 02:59)
Betsaka koa ny mpialona eto zany ry lelimpi sy ry xxx 39 sns... ireo angamba le miresaka de bengy be ireny ka andosiran' kofa de eto no manala azy :lol: Bon courage akia ry xxx 1 a, tsisy manadala anao akory eo, hoatran'ny sasany tara @ physique-n'olona iray ihany io ohatra maso sns..fa ny anao zany feo :wink:
60. xxx ( 18/10/2009 17:44)
tsy misy resaka fialona izany ,hita mihitsy resaka bidon le izy mba misy te hampiesona fotsiny eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1343