Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
1. fidinirina
(
05/10/2009 12:51)
Ny nihavian’ny helo : farihy mirehitra afo
Isaia 14.12 Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpandripaka firenena.
14.13 Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho;
14.14 Hiakatra ho any ambonin'ny havoan'ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra;
14.15 Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita [Heb. Sheola] ho any ampara-vodilavaka ianao.
Ezekiela 28.17 Niavonavona ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao; Efa nahasimba ny fahendrenao mbamin'ny famirapiratanao ianao; Nazerako eny an-tany ianao sady natolotro ho fitalanjonan'ireo mpanjaka,
28.18 Noho ny haben'ny helokao tamin'ny tsi-fahamarinan'ny varotrao, dia voalotonao ny fitoeranao masina; Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao, ary hataoko tonga lavenona eny ambonin'ny tany ianao eo imason'izay rehetra mijery anao.
Mila vakiana tsara : Hoy Jehovah « Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao ». Raha ampiana fanazavàna io andinin-tsoratra masina io dia izao : Tsy noforonin’Andriamanitra (niainga t@ tsy nisy n’inona n’inona) velively akory ny farihy mirehitra afo. Tsy asa famoronana akory sanatria, fa efa tao @ devoly izany ka navoaka kosa mba handevonana azy.
Efesiana 6.16 ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika mirehitra rehetra izay alefan'ilay ratsy.
Teny fampitandremana ny @ zana-tsipika mirehitra alefan’ilay ratsy ; izany hoe misy afo ao amin’ny ratsy ary ny finoana an’i Jesoa kristy mafy orina no hany fiarovana mahomby handresena ny devoly sy ny asa ratsiny.
Apokalypsy 21.8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.
Apokalypsy 20.10 Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo.
Mitovy ny toerana alehan’ny tsy mino sns sy ny alehan’ny devoly aorian’ny fahafatesana voalohany sy ny fitsarana.
Matio 13.49 Dia tahaka izany no hatao amin'ny fahataperan'izao tontolo izao; hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin'ny marina,
13.50 dia hatsipiny any amin'ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
13.51 Efa azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo taminy: Eny.

novalian'i fahamarinana ny 10/10/2009 20:46
2. cutie
(
05/10/2009 13:01)
Mila vakiana tsara : Hoy Jehovah « Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao ». Raha ampiana fanazavàna io andinin-tsoratra masina io dia izao : Tsy noforonin’Andriamanitra (niainga t@ tsy nisy n’inona n’inona) velively akory ny farihy mirehitra afo. Tsy asa famoronana akory sanatria, fa efa tao @ devoly izany ka navoaka kosa mba handevonana azy
de iza ndray aza le namorona an'le devoly raha zany?
Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibidia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro aman-alina mandrakizay mandrakizay ireo.
hay ve ka efa lasa any @ le farihy afo le devoly e lol
3. rakapy
(
05/10/2009 13:55)
Hoy Fidinirina
Ity ilay nanjo ilay ramatoa tao @ ilay tantara tao @ ilay resaka tao ambadika raha tsy mazava aminao.
Niavonavona ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao; Efa nahasimba ny fahendrenao mbamin'ny famirapiratanao ianao; Nazerako eny an-tany ianao sady natolotro ho fitalanjonan'ireo mpanjaka,
28.18 Noho ny haben'ny helokao tamin'ny tsi-fahamarinan'ny varotrao, dia voalotonao ny fitoeranao masina; Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao, ary hataoko tonga lavenona eny ambonin'ny tany ianao eo imason'izay rehetra mijery anao.
Ity ilay nanjo ilay ramatoa tao @ ilay tantara tao @ ilay resaka tao ambadika raha tsy mazava aminao.
4. rzakarivola
(
05/10/2009 14:19)
fidinirina:
Mitovy ny toerana alehan’ny tsy mino sns sy ny alehan’ny devoly aorian’ny fahafatesana voalohany sy ny fitsarana.
Nanahirana ahy ity, nefa rehefa nandinika tsara aho dia mety ho azoko ihany :
1- misy ny fahafatesana voalohany : araka ilay fampitandreman\' Andriamanitra hoe \"fa amin\'ny andro izay ihinananao dia ho faty tokoa ianao\"
2- fitsarana : araka ilay voasoratra ao amin\'ny fanekem-pinoana Apostolika hoe : avy any no hihaviaNy (Jesoa) hitsara ny velona sy ny maty.
5. cutie
(
05/10/2009 19:55)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 05-10-2009 15:55:48:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
Hoy Fidinirina
Voalaza teo :
Niavonavona ny fonao noho ny hatsaran-tarehinao; Efa nahasimba ny fahendrenao mbamin'ny famirapiratanao ianao; Nazerako eny an-tany ianao sady natolotro ho fitalanjonan'ireo mpanjaka,
28.18 Noho ny haben'ny helokao tamin'ny tsi-fahamarinan'ny varotrao, dia voalotonao ny fitoeranao masina; Koa izany no hamoahako afo avy ao aminao handevona anao, ary hataoko tonga lavenona eny ambonin'ny tany ianao eo imason'izay rehetra mijery anao.
Ity ilay nanjo ilay ramatoa tao @ ilay tantara tao @ ilay resaka tao ambadika raha tsy mazava aminao.
6. cutie
(
05/10/2009 21:18)
fanontaniana:
T@ i jesoa nitory ve de efa niteny an'io farihy mirehitra afo io izy??

7. ikaretsaka
(
05/10/2009 22:16)
mety afo nirehitra am-parihy no notaroginy fa tsy farihy nirehitra afo!
9. soanja
(
06/10/2009 00:16)
Ny hoe farihy hirehitra afo anie ka misy tokoa ao anaty baiboly fa amiko io sarin-teny. Hisy fanahy hilamina ary hisy fanahy tsy hilamina fa hirenireny ary mbola hitady izay mahasoa nefa tsy maintsy mamita adidy vao tody.
10. majesty
(
06/10/2009 04:32)
misy 2 ny fahafatesana :
* fahafatesana voalohany : io ilay mahazo antsika rehefa maty isika
* dia ity ny fahafatesana faharoa : Apokalypsy 21:8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.
Mbola tsy misy izany farihy mirehitra afo izany raha tsy aorian'ny fiverenan'i Kristy fanindroany izany hoe @ aorian'ny fivoahan'ny didim-pitsarana izay anavahany ny ondry ho eo @ ankavanana sy ny osy eo @ ankavia.
Mat 25:31-32 " Ary raha tonga ny Zanak'olona amin'ny voninahiny, arahin'ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny Izy;
ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany, dia hanavaka azy Izy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin'ny osy; ary hametraka ny ondry eo amin'ny ankavanany Izy, fa ny osy eo amin'ny ankaviany" dia tohizo vakiana io toko io rehefa misy fotoana ianareo fa lavabe raha toko iray manontolo no atao copie collé eto.

12. niryna
(
07/10/2009 03:55)
cutie:
fanontaniana:
T@ i jesoa nitory ve de efa niteny an'io farihy mirehitra afo io izy??
fanoharana no nomeny cutie a ,ilay lazarosy ( mahantra feno vay sy fery ny tongony,ilay nitsimpona sakafo teo amin'ilay toerana nisy ilay mpanankarena)
io mpanankarena io no nandefa hafatra mba hiteny ny iray tampo aminy mba tsy andeha ho any,dia hoy kristy taminy hoe efa nomena azy ireo olona izay nitory ny tenin'Atra koa noho izany dia anjaran'ny tsirairay no mino na tsia ,mazava ve ?
afaka omena tsimpona i cutie raha tiandry izany :D
13. niryna
(
07/10/2009 03:59)
cutie:
de in ndray le we afo fandiovana raha zany? :)
purgatory io ilazana azy fa finoana iray ihany no mino an'io fa tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fanazavana omen-dry zareo.Rehefa mbola velona isika dia afaka mangataka famelankeloka ,fa na iza maty na iza maty tsy misy na iray aza afaka angataka ny famelankeloka azy ireny intsony.
14. niryna
(
07/10/2009 04:31)
fidinirina:misaotra fidy a
Ny nihavian’ny helo : farihy mirehitra afo
14.13 Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho;
14.14 Hiakatra ho any ambonin'ny havoan'ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra;
14.15 Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita [Heb. Sheola] ho any ampara-vodilavaka ianao.
Hoy ilay olona izay ,maro ny toerana tiako sy efa nalehako fa ny ho any amin'ny farihy mirehitra afo izany tsy mba iriko velively :D
Atra dia tsy andefa ny zanany ho any amin'ny farihy mirehitr'afo ary tsy manana faniriana ny andefa na iza na iza any koa izy ,izany no nanehoany ny fitiavany antsika dia ny nanomezany ny Zanany hamonjy antsika
Safidin'ny tsirairay no hino na tsia ary ny tsy finoana tsy midika hoe tsy misy ny farihy mirehitra afo,ny baiboly no niteny izany araka ireo nosoratan'i fidy ireo
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=8&andininy=44-44&dika=asv-l
Ny olona izay misafidy ny tsy hiaiky ny fahotany na tsy mety mamela heloka na tsy mety mibebaka no fanoharana nataon'i kristy manambara izany fisian'ny toerana helo izany
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&dika=ls
1- ny farihy mirehitra afo dia misy
2- ny helo dia toerana hijalian'izay tsy mino ilay mpamonjy dia kristy izany
24 Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity. Lioka 16
3- ny baiboly koa dia manambara amintsika 15 Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.
15 Quiconque ne fut pas trouvé écrit dans le livre de vie fut jeté dans l`étang de feu. Apok 20:15
4- noho izany raha misy ny fiainana mandrakizay dia samy mandeha any amin'izany fiainana mandrakizay izany avokoa ny olona fa na hitomany sy hijaly na kosa ho sambatra satria tsy hisy fikotroha-nify na fitomaniana na fahoriana intsony
5- safidy io hoy aho ka anjaran'ny tsirairay no misafidy,tsy mino dia izay izy izany ,mino dia isaorana Atra nanome hery ireo nizara sy nampahafantatra ny teny izay voasoratra ao anatin'ilay boky volamena :D Fitiavana avokoa no antony izarana izany ny namana .Aza eritreretina ho fampitahorana ilay izy ,raha miaraka aminy isika tsy tokony atahotra fa izay misy azy no hisy antsika.
:-*
15. majesty
(
07/10/2009 04:50)
cutie :
i Ika no manana valinteny amin'zany fa raha ny ahy dia ireo efa nolazaiko teo ambony ireo dia zay ihany ;)
de in ndray le we afo fandiovana raha zany?

16. cutie
(
07/10/2009 19:20)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 07-10-2009 05:55:38
Lohateny : Re : Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
Hoy i cutie:
fanontaniana:
T@ i jesoa nitory ve de efa niteny an'io farihy mirehitra afo io izy??
fanoharana no nomeny cutie a ,ilay lazarosy ( mahantra feno vay sy fery ny tongony,ilay nitsimpona sakafo teo amin'ilay toerana nisy ilay mpanankarena)
io mpanankarena io no nandefa hafatra mba hiteny ny iray tampo aminy mba tsy andeha ho any,dia hoy kristy taminy hoe efa nomena azy ireo olona izay nitory ny tenin'Atra koa noho izany dia anjaran'ny tsirairay no mino na tsia ,mazava ve ?
afaka omena tsimpona i cutie raha tiandry izany
tena mbola tsy naheno an'zany ndray za raha tsy zao :D
17. cutie
(
07/10/2009 19:21)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 07-10-2009 05:59:09
Lohateny : Re : Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
Hoy i cutie:
de in ndray le we afo fandiovana raha zany?
purgatory io ilazana azy fa finoana iray ihany no mino an'io fa tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fanazavana omen-dry zareo.Rehefa mbola velona isika dia afaka mangataka famelankeloka ,fa na iza maty na iza maty tsy misy na iray aza afaka angataka ny famelankeloka azy ireny intsony.
hay :D
18. cutie
(
07/10/2009 19:22)
14. Mpandefa : majesty [ Valio ] 07-10-2009 06:50:16
Lohateny : Re : Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
cutie :
Voalaza teo :
de in ndray le we afo fandiovana raha zany?
i Ika no manana valinteny amin'zany fa raha ny ahy dia ireo efa nolazaiko teo ambony ireo dia zay ihany
hay samy manana ny inoany marina :D
19. niryna
(
07/10/2009 20:00)
cutie:
tena mbola tsy naheno an'zany ndray za raha tsy zao :D
izany ve ? Lioka 16
19 Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan-andro tamin'ny fahafinaretana.
20 Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan'ny vavahadiny;
21 ary naniry mba hihinana izay latsaka avy tamin'ny latabatr'ilay manan-karena izy, fa ny alika kosa no avyka nilelaka ny feriny.
22 Ary maty ilay malahelo, dia nentin'ny anjely ho any an-tratran'i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;
23 ary raha nijaly tao amin'ny fiainan-tsi-hitaizy ka niandrandra, dia nahita an'i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.
24 Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron'ny rantsan-tanany amin'ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin'ity lelafo ity.
25 Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa hianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin'ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalina aty, ary hianao kosa no fadiranovana.
26 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala ety, ary tsy ho afa-mita hankety aminay izay eny.
27 Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin'ny tranon'ny raiko