ha ha ha eshhhhh e
1. fijo
(
16/09/2009 21:56)
La HAT a décidé en conseil des ministres de faire venir l’armée lybienne pour assister l’armée malagasy,
vaovao notsongaina tao aminn'y gazety "topmada"
oka letsy

novalian'i patrick2002 ny 18/09/2009 01:11
3. xxx
(
16/09/2009 22:04)
cooperation militaire no niarahana @ tafika libianina fa tsy hoe hiantso ny tafika libianina.
miforindrambo ry zalahy ao @ capsat klé :-D :-D ,
reny aza tary iray monja nahapotika capsat 20
4. patrick2002
(
16/09/2009 22:06)
ca c`est intox ,je te corrige
l`armée malagasy elabore la cooperation militaire avec l`armée lybienne.
Tsy haiko hazavaina aminao ve ny hatao hoe cooperation militaire ,

6. pink
(
16/09/2009 22:12)
patrick2002:
ca c`est intox ,je te corrige
l`armée malagasy elabore la cooperation militaire avec l`armée lybienne.
Tsy haiko hazavaina aminao ve ny hatao hoe cooperation militaire ,
mbola hanao avocat foan ve....Soa fa tsy Ravalo no hampiditra ireo ...dia faly amin'izany ve i reny malala...
9. patrick2002
(
16/09/2009 22:23)
tsy misy miaramila libianina aloha ho tonga eny @ MAGRO eh! hinoako izany ,fa aza manely tsaho ,,
Tsy haiko inona ilay cooperation ,fa ny hitako t@ gazety `lexpress dia hanome antsika helicoptere roa ny libianina ,io koa dia tsy haiko na homena na hampindramina .na hofana .na vidiana ,fa homena hoy ny gazety .

10. pink
(
16/09/2009 22:35)

Mivavaha ra-patrick fa sao vizana eo ity malagasy.Tsy efa ampy ve izao hetsika ataony Ra-Sarla izao .
ny vahoaka ity toa noana an.
11. pikatti
(
16/09/2009 22:37)
ho tonga ndray zany le commando à la façon tgv ha ha ha,efa mailo ry zalahy satria:
@ 19 zao dia hidina eny andalambe daholo zay olona tsy faly tsy mankasitraka an'io fat io e
:-D :-D

12. patrick2002
(
16/09/2009 22:41)
Noana noho ny nataony iza anefa !
F`angaha mamboly vary ianareo ao @ MAGRO ao .
Mbola tsy ampy ny asa hataony ra-sarla satria mbola misy ny fanakorotanana ,ary mbola mila sarla be dia be ny firenena.

13. pikatti
(
16/09/2009 22:45)
Mbola tsy ampy ny asa hataony ra-sarla satria mbola misy ny fanakorotanana ,ary mbola mila sarla be dia be ny firenena.
soa ihany fa raha tsy izany angamba de ho potika daholo
Mitohy ny tolona e,de diniho le 19 zao ,fa tsy zah ndray no hanontanin'elah vaovao avy :-D :-D
14. Andryuwui
(
17/09/2009 06:21)
aza mba OSY mainty ihany less ry fijo !!! ny zavatra nifanarahana ny Malagasy sy ny Lybiens less d ny nividianan'ny Malagasy hélicoptère Mi8 tamin'i Lybie entina miady @ asajiolahy eny ambanivohitra a!!! mampalahelo rah marivo fisainana otranzao ny olona mba nandray anjara teo @ fitondrana an'i Madagasikara !!! tsy nahagaga raha toa ka mpanao sonia no asany fa tsy afaka manohitra satria OSy mainty atao à gauche d à gauche à droite d à droite !!!
15. ntss
(
17/09/2009 08:43)
raha vao fizo sy pokaty no manome vaovao ato d'efa interpretation zay ka tsy de azo inoana loatra ny fahamarinany, en plus GTT tranon-dainga mpamafy tsaho e!
Efa erreur 'ny mpomba an-dra8 hatram voalohany mitsy ny mi-insulté ny miaramila gasy sy miantso SADEC lava ty, tsy adalan'i Rajoelina nga no nampiakatra ny ambom-pon'ny miaramila tamin'ny fanafaran-dra8 mercenera na de gasy zao aza no nitifitra tam 7 février. Raha fetsy nareo de tambatambazo reo fa tsy maintsy mandalo am'reo ny tolona mahomby, anontanio ne i Andry TGV e! :-P

16. AndriambyII
(
17/09/2009 08:58)
Ka mbola asan' ny miaramila ihany koa ny miharitra ny hadalam-bahoaka é !
Tsy maintsy mandray ny andraikiny ny rehetra , raha tsy mahatanty manipulations psychologiques externes izy ireo dia iza no hahatanty izany ?
ny vahoaka vé ? Anontanio i Benoit XIV aloha !!
Voalaza tsinona fa hoe:
"Efa erreur 'ny mpomba an-dra8 hatram voalohany mitsy ny mi-insulté ny miaramila gasy sy miantso SADEC lava ty, tsy adalan'i Rajoelina nga no nampiakatra ny ambom-pon'ny miaramila tamin'ny fanafaran-dra8 mercenera na de gasy zao aza no nitifitra tam 7 février. Raha fetsy nareo de tambatambazo reo fa tsy maintsy mandalo am'reo ny tolona mahomby, anontanio ne i Andry TGV e! "
Feno erreurs de procedures bedebe ny demarches ny mpanao politika malagasy rehetra tsy ankanavaka!!

17. pikatti
(
17/09/2009 09:53)
Marina loatra ny voalazan'i Anto Manandafy mikasika reto miaramila gasy tsisy apoaka ty,ary tsapan-dry zalahy ihany kay le izy
"ho tonga atsy ho atsy zany ny commando libianina hanampy hamoritra ny tolom-bahoaka"
Lazaiko @ lisany etoana fa tsy maintsy miala io na tiany na tsy tiany

18. patrick2002
(
17/09/2009 10:44)
pikatti:
Marina loatra ny voalazan'i Anto Manandafy mikasika reto miaramila gasy tsisy apoaka ty,ary tsapan-dry zalahy ihany kay le izy
"ho tonga atsy ho atsy zany ny commando libianina hanampy hamoritra ny tolom-bahoaka"
Lazaiko @ lisany etoana fa tsy maintsy miala io na tiany na tsy tiany
tena pokaty marina ,vao eo no nitenenina kou ,hanaro eo io Andriambyl ah!
Tsy maintsy miala hono TGV na dia hanao ohatry ny afghanistan aza madagasikara , :cry: :cry: :cry:
19. pikatti
(
17/09/2009 10:49)
tara vaovao elah ry rapaty
vakio daholo zay gazety any fa refa tsy hitan'elah de miverena manontany ndray :-D :-D

20. pink
(
17/09/2009 13:17)
patrick2002:
pikatti:
Marina loatra ny voalazan'i Anto Manandafy mikasika reto miaramila gasy tsisy apoaka ty,ary tsapan-dry zalahy ihany kay le izy
"ho tonga atsy ho atsy zany ny commando libianina hanampy hamoritra ny tolom-bahoaka"
Lazaiko @ lisany etoana fa tsy maintsy miala io na tiany na tsy tiany
tena pokaty marina ,vao eo no nitenenina kou ,hanaro eo io Andriambyl ah!
Tsy maintsy miala hono TGV na dia hanao ohatry ny afghanistan aza madagasikara , :cry: :cry: :cry:
Milamina tsara ve izao ny HAT e.Vahoaka tsindriana ,tampenambava,gadraina,,ampitahorana hery sy basy anie ireo miresaka aminao ireo ry patrick sa heverinao fa tena mahita fahasambarana ireo vahoaka ireo mahita izao fiadananareo izao.
Sa foza daholo ny havanao ka tsy fantatrao izany hoe feony vahoaka manana hevitra hafa noho ianareo