Liberté eo @ couple

1. navigo ( 14/09/2009 12:02)
Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana nefa fa mateza b ny couple ohzany, aona ny fahitanareo anizany raha mi existe amintsika malagasy zany!!! lasa ihany ny saiko @ reto vazaha reto d inona no mety mahatonga an le izy?
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:56
2. lohataona ( 14/09/2009 13:26)
ny hadalany!
3. xxx ( 14/09/2009 13:35)
fiainana devoly io é! tena tsara @ devoly io fa raha enao mino an'Andriamanitra sy ny fanaiky teo anatrehan'Andriamanitra d tsy hiditra @ reny fiainana reny!
4. kelly13 ( 14/09/2009 17:34)
oziza mou le mpihira ray iry oe "samy manao ze mafalifaly fony a, samy manao zay mamiramirana ny sainy a"

navigo> lol, taiza ndray enao no nitsabaka zao? mdrrrrrr! mmhh, tena ôtran'ny ho alazako iany ra zao no mitohy an, sa efa nifanaraka nareo? hahahahahaha

tapatapaka ndray ny intestin grele-ko marina
5. Ratoa ( 14/09/2009 18:18)
ny hadalany!
dia tena marina
6. ni81 ( 14/09/2009 18:30)
navigo> lol, taiza ndray enao no nitsabaka zao? mdrrrrrr! mmhh, tena ôtran'ny ho alazako iany ra zao no mitohy an, sa efa nifanaraka nareo? hahahahahaha

tapatapaka ndray ny intestin grele-ko marina
:lol: :lol:
7. nathie86 ( 15/09/2009 05:32)
fiainana :evil: marina klé
8. navigo ( 15/09/2009 05:47)
kelly13> mdr za oà tsy mijabaka zany sady za tsy mety @ zany mifanaraka zany kle , maty ngambany za ra zany mdr
9. soanja ( 15/09/2009 12:50)
navigo:

Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana nefa fa mateza b ny couple ohzany, aona ny fahitanareo anizany raha mi existe amintsika malagasy zany!!! lasa ihany ny saiko @ reto vazaha reto d inona no mety mahatonga an le izy?


Ny hamaliako azy dia hoe tsy manana fefim-piainana na lalana arahina izy ireo momban'ny fiainana ka ahitany hoe raha manao ity dia diso na hoe ho rendrika na sns sns... aminy dia izay hitany fa manamora ny fiainany sy mahametimety azy dia ataony ary tsy hisy hibedy azy koa eo tsinona.

Misy ny mahatsara azy ireny satria malalaka ny sainy amin'ny fahafaham-pony saingy kosa ny mahavoa antsika olombelona dia be siasia loatra ka raha afapo amin'iny izy dia miakatra indray ny fitakiana na filan'ny nofo hafa toy ny rongony sns zany hoe rehefa mivadibadika sy mifandipadibatra eo dia mifangaro ny zavatra rehetra ka na zavatra heverina fa tsara dia lasa mivadika ratsy tokoa satria ny olombelona samihafa ny zavatra tsapa sy isainana na dia mitovy aza ny taova ao anaty.

Na mpino izy mpivavaka izany na tsia dia fahendrena lalandava ny fahalalana ny onona satria io filan'ny nofo io dia isan'ny zavatra sarotra fehezina tokoa ary isan'ny mahavoa be tokoa ny firenena tandrefana amin'ny fahasalamana satria lany amin'ny fividianana fanafody mampiadan-tsaina ny vola satria efa tratra daholo izay takian'ny vatana rehetra nefa ny saina tsy afaka hanolotra valala tsy an-tanany.

Na izany na tsy izany anefa dia samy manao io fitakiana ara-nofo io aby ny firenana isankarazany fa ny an'ny sasany miafiana dia ny hafa tsy miafina satria samy be tokoa ny mampirafy sy mangala-badin'olona ka asa na aiza no tena fiainana devoly raha dinihina.




10. ari.malala ( 16/09/2009 06:36)
lohataona:

ny hadalany!



+1
11. mandrindra ( 16/09/2009 08:10)
tsia tsy hadalana fa izany no tena fahendrena. rehefa mazava ny fitsippipehezana hiaramivoatra dia izay no zava-dehibe. tsy misy kinafinafina, tsy misy ankapitaka fa miharihary eny daholo ny zavatra atao rehetra. ny ao antrano anefa tsy ambaniana mihitsy. izany no mahatonga azy aharitra.
12. navigo ( 16/09/2009 08:46)
mety oe tsy voatery adalana le izy fa le fomba fisainana mihintsy no hafa
13. tywa68 ( 16/09/2009 09:33)
navigo:

Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana nefa fa mateza b ny couple ohzany, aona ny fahitanareo anizany raha mi existe amintsika malagasy zany!!! lasa ihany ny saiko @ reto vazaha reto d inona no mety mahatonga an le izy?

Ka io arakarak'ilay passé n'izy mitsam d mora aminy ny manao an'zany satria tsy saro-piaro (tsy d tia zany lay vadiny na sipany e), any ka lasa mekanika be fotsiny lay fiarahana etsy sy eroa ! ohatrany hoe hanao récréation r"zareo ! :-D ny maharitra d misy fetrany koa fa tsy hisy haka andrafotsy sy rangahy lozitra eo fa ny tanora no misy manao combien @zany :lol:
14. xxx ( 16/09/2009 11:50)
pffff
Efa tsy hita intsony angamba izay iainana
15. fahamarinana ( 16/09/2009 12:49)
:arrow: tywa : :-D :-D :-D hafa koa iny ! (l)
16. peta83 ( 16/09/2009 13:16)
tsia tsy hadalana fa izany no tena fahendrena. rehefa mazava ny fitsippipehezana hiaramivoatra dia izay no zava-dehibe. tsy misy kinafinafina, tsy misy ankapitaka fa miharihary eny daholo ny zavatra atao rehetra. ny ao antrano anefa tsy ambaniana mihitsy. izany no mahatonga azy aharitra.

aiza mo no tsy betsaka ny aretina, ka diso HENDRY lotra tsina kah
17. tywa68 ( 17/09/2009 05:09)
fahamarinana:

:arrow: tywa : :-D :-D :-D hafa koa iny ! (l)


Hafa ahoana akia ? :lol:
18. ni81 ( 17/09/2009 06:01)
tsia tsy hadalana fa izany no tena fahendrena. rehefa mazava ny fitsippipehezana hiaramivoatra dia izay no zava-dehibe. tsy misy kinafinafina, tsy misy ankapitaka fa miharihary eny daholo ny zavatra atao rehetra. ny ao antrano anefa tsy ambaniana mihitsy. izany no mahatonga azy aharitra
mety oe tsy voatery adalana le izy fa le fomba fisainana mihintsy no hafa
hoy peta83
aiza mo no tsy betsaka ny aretina, ka diso HENDRY lotra tsina kah
Hafakely marina tokoa ity fahendrena lazainareo ankehitriny an! :(
19. mandrindra ( 17/09/2009 06:42)
peta83, inn no aretina aterak'ilay fahendrena lazaiko?
20. Mirananirina ( 17/09/2009 12:24)
grave indray iny.hoan' ny lhl aloha tsy mahagaga fa tiany io ,fa ny vhv mahazaka sy manao izany no dia loza.sa moa efa mitovy zo izao :( :( tsy hitako izay fiainana vanona amin'izany.fiainan'alika ve.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6368