Liberté eo @ couple

21. ni81 ( 17/09/2009 12:57)
grave indray iny.hoan' ny lhl aloha tsy mahagaga fa tiany io ,fa ny vhv mahazaka sy manao izany no dia loza.sa moa efa mitovy zo izao tsy hitako izay fiainana vanona amin'izany.fiainan'alika ve.
izany hono no atao hoe fandrosoana e! :?
22. rhina ( 21/09/2009 05:56)
navigo:

Aty andafy d betsaka ny couple tena libre b @ ze tiny atao ohatra oe samy manana ny amant-ny d tsisy miafina zany , d misy koa aza mandé @ reny club echangiste reny d ça va tsara dôly, marihana nefa fa mateza b ny couple ohzany, aona ny fahitanareo anizany raha mi existe amintsika malagasy zany!!! lasa ihany ny saiko @ reto vazaha reto d inona no mety mahatonga an le izy?


izay no tsy mahampaharitra ny fiainana ara-pitiavana sy ny fiainana ara-tokatranondry zareo
trop bordel, free - vol
ny gasy kosa tsy manao an'io raha tsy hoe nareo gasy any ivelany any no anondrana enga ne mba tsy hisy zany


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8383