GTT

1. Noue ( 09/09/2009 13:34)
ho an'zay tsy mahafantatra oe inona marina ny tena tanjon'ny GTT , na oe iza marina ny GTT dia ity !!!

[size=70]Communiqué du Collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana)



Le conseil d’administration du collectif GTT (Gasy Tia Tanindrazana) a l’honneur de vous informer que le collectif est un mouvement :

* pacifiste
* légaliste
* et, qui respecte les Droits de l'Homme


Le collectif rappelle que depuis sa création, aucun de ses membres n’a jamais commis :

* de dégradation
* de délit
* de casse
* de coup et de blessure envers autrui



Dans le cadre des ses actions, le collectif s’est toujours soucié ;

* des lois en vigueur
* des Droits de l’Homme



Comme tout mouvement, il existe des dissidents. Leurs agissements ne sont pas le fait du collectif. Car toute action envisagée au nom du collectif doit avant tout étre approuvée par son conseil d’administration.



Le collectif GTT décline toutes responsabilités des actions et déclarations faites en leur nom sans l’accord formel de son conseil d’administration.


A Paris, le 9 septembre 2009
[/size]


ka tsy zay mandoto dia voasambotra noho ny zavatra ratsy ataon'ny sasany akory dia lazaina fa GTT no nanao an'zany !! mazava angamba zay ee !!
novalian'i pink ny 12/09/2009 12:45
2. Noue ( 09/09/2009 13:35)
VIVE GTT

VIVE GTT

VIVE GTT
3. pikatti ( 09/09/2009 14:24)
sali Noue
GTT ihany zao ny sahy manohatra an'io fanjakan'ireo jiolahimboto ireo,ary tsara raha tairna @ zay ry vahoaka fa tena mitady hamoa fady ry tgv isany reto
VIVE GTT

VIVE GTT

VIVE GTT
;-)
4. ifiona ( 09/09/2009 14:27)
sali pikatti!

nareo sy ra wiwi nga mifampi-kouzin?

:lol:
5. patrick2002 ( 09/09/2009 14:34)
ary ireto izany ry noue inona.
http://www.youtube.com/watch?v=jzDAFyzslRA
GTT ve sah TGV
Pacifique sa fanatique
Legaliste sa ravalomananiste
:cry: :cry: :cry:
6. zoam ( 09/09/2009 14:38)
omeny raneny savaty raha mbola niziriziry tsy namoha varavarana teo fa ataovy moa
7. Noue ( 09/09/2009 14:41)
tena tsy maharaka na inona na inona ity rapa ity kaa !! klet'ieee ! dois-je faire un dessin ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D eisy aho oe !! mangala dico dia avadio ao eee ! :-D :-D :-D :-D
8. zoam ( 09/09/2009 14:43)
miaramila potaka mihitsy,tsara mihitsy nanaovan'ny ry zalahy azy ,miseho azy be galona nefa ...) :-D :-D :-D any dago ialahy no be vava fa tsy aty
9. pikatti ( 09/09/2009 14:45)
nareo sy ra wiwi nga mifampi-kouzin?

pas du tout ,olona adala hoatran'ireny ve dia resahiko ,olona veta saina maharikoriko ,zaza ratsy taiza
:-D :-D :-D
10. ifiona ( 09/09/2009 14:47)
pikatti > hay! :lol: misaotra @ valinteny e


mazoto be mitsy Noue miaro ny GTT an!
11. bacouli ( 09/09/2009 15:02)
vive gtt
vive gtt
12. pikatti ( 09/09/2009 15:05)
raha te handefa hafatraenao ry Ifiona na i Noue na i zoam na zay afaka manoratra indrindra fa ireo mahita fa tsy mety ny zavatra hataon'ireto tgv reto ,de alefaso @ Pikatti eto fotsiny aloha é ;-) :lol: somary tara kely ihany vao mahavaly aloha an
13. Noue ( 09/09/2009 15:27)
"ifiona":
mazoto be mitsy Noue miaro ny GTT an!
mazoto be retsy aho aa ! satria raha tsy nisy ny GTT dia hanao ny danin'ny kibony foana na any dago na aty ivelany ireo tgvendrana ireo !! ary miaro ny rariny aho satria rariny ny zavatra ataony eee !!!

pikatti, ok retsy aa ! dia ahoana ? ho any @ réunion ndry sa ahoana ? izaho aloha dia ho any eee !! oainina be raha handeha hitsikilo any bazylou satria efa tena filtré be mahintsiny ny fidirana @ réunion satria misy foza mpitsikilo ee ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

VIVE GTT

VIVE GTT
14. xxx ( 09/09/2009 15:30)
Vendrana hatramin'ny tsinaimaintiny ny tgvendrana fanjakam-boto ,jiolahy antitra toy ry ratsy honana sy dremanjato no ao ambadika ,fanjakana alika MAMOFONA FANJANAHANTANY,mba rahoviana ry tsy vanona tsy matahotody ireo vao ho tonga saina hoe eo Famotehana an'i MADAGASCAR NO HATAONY ry zareo a@zao fananganany fanjakana alika fanjakan'ny baroa izao!!!
Ny ahy aloha na hisy korontana be aza eo raha ny capsat no be maty tsy quoi fa tsy ny vahoaka tsy manatsiny no hatao tohatra fiakarana lava eo tony ry andri tia seza sy ry manorohanta dia hiara hiasa @mpanogampanjakana,sao dia tsy ho tantinareo ny hijinja ny loza afafinareo ry jemison a@zao loza mihantona hataonareo izao ,MBA MISY RA GASY VE @REO OLONA AO @GOuVERNEMENT-DRETO VENDRANA RETO ?a@zao andro mazava ve di tsy tonga saina hoe HAMOTIKA an'IMADAGASCAR izao hataony izao!!!
Tena maharary sady mahamenatra ange izao hataonareo izao e,enga anie ANDRIAMANITRA mpamaly ny ratsy hamaly ratsy anreo sy ny taranakareo @izao fanosihosenareo ny ZON'ny MLAGASY ?MASINA NY TANINDRAZANA !
15. xxx ( 09/09/2009 15:40)
MARINA IZANY FA TSY NY TSARA IHaNY NO OMENA Andriamanitra fa ny ratsy koa ,izay mamafy ratsy dia hijinja ratsy ,samy mijinja izay nafafiny ela izay nihomehezanareo ny VAHOAKA izay ry vendrana sy ry monja ondaty tena hita hoe olona tsy nahita fianarana i radomelina sy ondaty ,heverinareo fa kilalo-jaza ity raharahampirenena ity!!!
hO HITANTSIKA EO NY TOHINY ATO HO ATO,tsy misy afa tsy ny sadec sy ireo miramila légalistes no hamongotra ireo hat ireo sinon lany andro fotsiny n madinika ,halefaso a@izay fa leo andreo olona LO te hameno paosy ireo ny malagasy very asa.
16. ifiona ( 09/09/2009 15:47)
Noue:


pikatti, ok retsy aa ! dia ahoana ? ho any @ réunion ndry sa ahoana ?




nga tena sipa i pikatti eee....
^^
17. pikatti ( 09/09/2009 15:49)
pikatti, ok retsy aa ! dia ahoana ? ho any @ réunion ndry sa ahoana ? izaho aloha dia ho any eee !! oainina be raha handeha hitsikilo any bazylou satria efa tena filtré be mahintsiny ny fidirana @ réunion satria misy foza mpitsikilo ee

okay é, tsy hitako ny fomba handefasana hafatra any @ Noue :lol:
18. Noue ( 09/09/2009 16:04)
efa any akia aa ! :)
19. terrywui ( 09/09/2009 16:30)
hoy noue!
tena tsy maharaka na inona na inona ity rapa ity kaa !! klet'ieee ! dois-je faire un dessin ?? eisy aho oe !! mangala dico dia avadio ao eee !


noue kosa ref tratrandra-pa de mody manao fika hialana fa tsy valiana tsar le qst nlery !!! petsa anie elah amzao ra-noue ee!

salut alou elah !!ary to ela tsy hita ee! de gaga aho oe nahoana ary ???
20. pikatti ( 09/09/2009 16:30)
efa any akia aa !

Merci e,
nga tena sipa i pikatti eee..

de refa sipa ve zah de tsy tian'Ifiona ntsony :lol:
alefaso atsy le hafatra é :wink:

miaramila potaka mihitsy,tsara mihitsy nanaovan'ny ry zalahy azy ,miseho azy be galona nefa ...) any dago ialahy no be vava fa tsy aty

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008