GTT

41. xxx ( 09/09/2009 17:41)
mifandefasa msn dia asio cam dia ao ianareo roa kely mifanopa sy manao izay tianareo roa kely atao ,na hifandamoro ao aza tsy koi anay eto e :* :* :*
42. pikatti ( 09/09/2009 17:45)
mivadika xxx ve elah ry wiwi sa manamarina fotsiny hoe tsy pelaka de hataon'elah vavy i Pikatti sa mbola fanina ndray elah io,diso be nedala :-D :-D :-D
43. ouiandry ( 09/09/2009 17:47)
ifiona:

xxx > zany ve!!! ooh ts maninn raha zany no fiheveranao azy

pikatti >tena marina ny anao ry pikatti f'efa ho atsasak'adiny aho zao no miandry an'lery atsy ambadika atsy fa dia eeeee! tsita zay nalehany



ka zah ary efa miandry annjy fa njy tsa mamaly f'inn ary ty, efa oe le hira efa vonona le piano somary brian mcknight tsy aiko raha ainjy le The only One for me ny olana kely d tsy mahita bandy afaka mitendry basse mba à la Richard Bona reny fa aza miaino ze lazain le pokatti io njy fa io faly mihintsy @ le anaovako anazy, izy ary niteny ana fa raha hiaraka aminy ono za d tsy maintsy mitondra karavasy fa tiny mintsy le velesina kely iny mba homenamena tsara ny laingo-dybony :-D :-D :-D
44. ifiona ( 09/09/2009 17:49)
ouiandry > alefaso mail lé hira raha tena misy tokoa e
45. xxx ( 09/09/2009 17:51)
nahazo vady ve hono ty mpitady taratasy ,mba loza zany,hay ve enao koa nanoratany é,ka tsy fantany fa izay ps vehivavy de hanoratany daholo,sendra bandy nahay azy zay vao nihanahana
46. xxx ( 09/09/2009 17:53)
hay ve i le noue mpametaka afisy ihany le rafotsy banga be nigidraka tao am ambassady eh! :-D :-D !! maina marina!! =)) =))
47. ouiandry ( 09/09/2009 18:09)
le izy mbola tsy vita tsara fa le texte zany mbola otrany mamely mafy lotra anle dada nitsoka d otrany mitaraina be lotra le izy d mbola mitady insipirka kely zah mba somary tsy d mampitomany lotra le mélodie ééé fa raha vao vita le izy ka vitako SACEM d teneniko njy, fa efa lazaiko alou fa sentimaka be le vazo satria tena mampalaelo le zaza nilaozan'ny dadany an!!!
48. pikatti ( 09/09/2009 18:16)
hay ve i wiwi le vao nivaoka trtran'ny polisy tao @ ambasady e,
mitonatonana zany raha bandyfopla,tssss, hitako elah no endasin'ny olona :idea:
49. ifiona ( 09/09/2009 18:18)
ouiandry > mampitomany sa tsy mampitomany e lazao ny marina fa tsss

ovaiko fotsiny ny tonony avy eo :-D
50. pikatti ( 09/09/2009 18:24)
ovaiko fotsiny ny tonony avy eo
:-D :-D :-D
51. fijo ( 09/09/2009 20:21)
toa efa lasa nody le miaramila ireo ka
52. zoam ( 09/09/2009 20:57)

miaramila taiza ry fijo
53. ndotofetsy ( 09/09/2009 21:38)
miaraka amin i sarla ka hihihihi tairo aoaaaaa :^) :^) :^) :^)
54. bazylou ( 12/09/2009 08:16)
gtt t..y maty andavaka netenisany le aza :-D :-D :-D
55. pikatti ( 12/09/2009 12:40)
tao andavaky iwiwi fa henony tsara hono e :-D :-D :-D
56. pink ( 12/09/2009 12:45)
bazylou:

gtt t..y maty andavaka netenisany le aza :-D :-D :-D



Ny basy sy ny fampitahoran sisa no herinareo ry bazylou fa raha mirongatra ny vahoaka mety ho ratsy.

Ratsy anie izany hoe miaramila mitambasy no hanakombonana ny feony vahoaka.
Na ianao aza tonga eto foana fa efa mahita fa tsy ny fomba toy izao no notadiaviny ireo vahoaka teny aminy 13 mai..tsy ny fizarana seza na fanararaotana toy izao no tadiaviny...
Be ny malagasy diso fanatenana ,kivy ... Ho azy ireo tokoa anie ny teny farany R

RIRA BIEN, QUI RIRA LE DERNIER...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011