GTT
21. ifiona
(
09/09/2009 16:33)
tena tsy vanona mitsy lé ouiandry raha zany fa sady be teniratsy no manopa sipa kle! tssss!
22. pikatti
(
09/09/2009 16:37)
tsy fanao enao reny é, olona tsisy ttsy ,zaza tsy faseho masoandro :-D :-D
23. terrywui
(
09/09/2009 16:39)
i Mipika ty no tena tsy vaky atatra ry Ifiona fa elah ve aona a!! lery no tena mpidelira miteny ratsy be ato vao maraina sy manopa lava ato fa tsy ra-ouiandry zany !! aiza ary iz zany !!! mipikaty io gaigy io eeee !!!
24. pikatti
(
09/09/2009 16:47)
i wiwi ty no tena tsy vaky atatra ry Ifiona fa elah ve aona a!! lery no tena mpidelira miteny ratsy be ato vao maraina sy manopa lava ato fa tsy i Pikatti zany:-D :-D :-D
25. ifiona
(
09/09/2009 16:49)
sali terrywui ! :lol: azafady oe fa tsy naharaka za, enao ihany ve ilay andrywui sa olon-kafa? andrywui moa zany ilay voadaka teto satria mamoaka sary mamoa fady oooo?
26. terrywui
(
09/09/2009 16:54)
sali terrywui ! azafady oe fa tsy naharaka za, enao ihany ve ilay andrywui sa olon-kafa? andrywui moa zany ilay voadaka teto satria mamoaka sary mamoa fady oooo?
salut ifiona !vao mahita ahy defa mamely fantsy aa! tsia tompko ifiona tsy namoaka sary namoafady fa resaka za sy Hery manokana io !! mataoatra ahy lery ony !!! anotanio izy !! hatramzao ary ah on mbola jereny manokana fa TGV mafy toto !! ha ha ha ha !! :*
27. xxx
(
09/09/2009 16:57)
tadidin'ifiona ve ito :roll: :roll: :roll:
io le mpametraka sary mamoafady saingy tsy azo atao intsony fa bedin'i rahery
io le mpametraka sary mamoafady saingy tsy azo atao intsony fa bedin'i rahery
28. pikatti
(
09/09/2009 16:59)
anotanio izy !! hatramzao ary ah on mbola jereny manokana fa TGV mafy toto !! ha ha ha ha !!
hazo hamoron-tevana
:-D :-D :-D
terrywui =ouiandry=halloween=swann=gasmlay reo bandy mpanompa sy mitovy fanoratra daholo,le andrywui efa lasa razana,ambany saina teto iny é :-D :-D :-D
29. ifiona
(
09/09/2009 17:02)
o ry terrywui a! raha tena enao io dia ndao hoe mba hisintaka kely hiresaka atsy ambadika atsy! kouny!
30. pikatti
(
09/09/2009 17:05)
ary tsy maharaka zavatra anie Ifiona zany é, ny olona eto efa mahalala an'izany daholo sao enao hangolainy @ le hoe mitady vady zay ,aleoko mapitandrina anao ihany :lol:
31. xxx
(
09/09/2009 17:05)
pôkaty , ranoue, bacouli sa iza koa no mbola hoforonin'i fi eto e! ra fi daholo ireo e!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. pikatti
(
09/09/2009 17:14)
o ry terrywui a! raha tena enao io dia ndao hoe mba hisintaka kely hiresaka atsy ambadika atsy! kouny!
io le olona mitady vady etsy sy eroa iny é, de refa tsy mahazaka hono lery de hompany daholo ny olona ,vavan'ny tsy nahazaka kay izy ty :-D :-D :-D
ary niafina xxx,ntsooo
33. ifiona
(
09/09/2009 17:27)
xxx > zany ve!!! ooh ts maninn raha zany no fiheveranao azy
pikatti >tena marina ny anao ry pikatti f'efa ho atsasak'adiny aho zao no miandry an'lery atsy ambadika atsy fa dia eeeee! tsita zay nalehany
pikatti >tena marina ny anao ry pikatti f'efa ho atsasak'adiny aho zao no miandry an'lery atsy ambadika atsy fa dia eeeee! tsita zay nalehany
36. ouiandry
(
09/09/2009 17:32)
pikatti:
io le olona mitady vady etsy sy eroa iny é, de refa tsy mahazaka hono lery de hompany daholo ny olona ,vavan'ny tsy nahazaka kay izy ty :-D :-D :-D
ary niafina xxx,ntsooo
fanina tanteraka i kala pokatti sipa ataon'ny bandy bol fa masiso be ny ryfony :-D :-D :-D ny divonlah alou ry pokatti d asiko tsara be raha entina aty amiko aty an!!! fa raha le hanambady anlah kousa alou d tsisy satria mba mila miteraka kanefa elah efa ménopausée :-D :-D :-D sady elah kou tsy intéressante satria sipa tsisy paps kanefa ny bandy mba mitady paps hijanona aty andafy klé :-D :-D :-D
38. pikatti
(
09/09/2009 17:35)
hay ve zany mahatonga an'elah mitady vady io e, sao ve mba mahazo paps ihany :-D :-D
ka mety tsy raikitra ndray zany le hiclandy hataon'elah
ka mety tsy raikitra ndray zany le hiclandy hataon'elah
39. xxx
(
09/09/2009 17:39)
aoka izay ry pikatti sy ouiandry an politika resahina ,mifandefasa mail dia mifanopa ao nareo roa kely fa tsy eto imasonolona eto no miady raha tsy izany ve tsy fantatray mpisera fa miady ianareo roa kely e :* :* :*
