Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray

1. soanja ( 28/08/2009 22:48)
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
novalian'i Koditra ny 05/09/2009 13:42
2. xxx ( 28/08/2009 23:19)
Tsy voatery. Tsy maintsy miankina amina contexe kosa aloha ialy safidy fa tsy atao mbontolo be sahala amin'izany. Aoana moa ahafahako hisafidy hanambady peau rouge nefa za tsy manana moyan hifaneraserako aminy na dia misy jo mba manaitra ahy aza. tsy maintsy olona hifaneraserako no hanaovako safidy. Na ilay olona nolazainaoa aza efa nisafidy satria efa nisafidy izy olombelona sa gidro? Aleony nisafidy olombelona; Firifiry moa ny olombelona nisafidy nanamabady biby.
3. simplex ( 29/08/2009 12:28)

soanja:
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
ie
dia izao ihany koa no mahatonga ny hoe lahatra/anjara ny maha-lesbienne satria raha ohatra ka sipa anaki-2 no velona t@ ilay nauffrage ohatra :P

zany hoe voajanahary izany ny lesbienne :)

:arrow: aoka isika tsy hisalasala na hatahotra fa izay no sitrapon'A/tra.
Raha mila fanampiana moa dia betsaka ny kristianina toa ahy :^):^)8)8)

voila!
^:^
4. ikaretsaka ( 29/08/2009 12:40)
Ela ty ra simp tsssss
5. simplex ( 29/08/2009 13:01)

:D
manin za?
mba manazava @ olona fotsiny ny vokatry ny anjara sy lahatra nge za ee :)

eny ary e,
ndao atao hoe bandy sy sipa ilay very tany @ ilay nosy:

matetika @ ireny nosy virjiny ireny misy olona tompon-tany foana. Ohatra hoe pocahontas :P
na indraindray koa izy ilay manao collier vonikazo, courone vonikaso sy zipo vita @ bozaka dia mampandihy valahana :}

ka ra za io bandy io dia aleo aloha karohina tsara hoe tsisy sipa tompo-tany hafa ao @ le nosy vao mampiasa an'le sipa anjara. Raha tsy hoe manja be anga le sipa anjara. Auquel cas, soa ny manan-droa rehefa hita le sipa tompon-tany. ^:^

6. simplex ( 29/08/2009 13:02)

Ny tiako tenenina dia ny hoe ny anjara tsy ho anjara mintsy raha tsy efa afa-po tanteraka na hoe mionona ilay mpitady

;-)
7. cutie ( 29/08/2009 13:14)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-08-2009 00:48:21
Lohateny : Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?

anjara izy eo no eo fa refa misy mahita ry zareo any aoriana any mety miova ny safidy :-D :-D :-D :-D
8. Koditra ( 29/08/2009 16:08)
Soanja:

Raha otran'io sarinao io kosa alo lé vhv d miandry ny SAFIDIny sisa za e! Ny aza itako nefa ka mbola ratsy noho ilay ragidro ?????? :-D :-D

simplex:
Ny tiako tenenina dia ny hoe ny anjara tsy ho anjara mintsy raha tsy efa afa-po tanteraka na hoe mionona ilay mpitady
Ekena.
9. Papoose ( 29/08/2009 19:37)
ahatsiarovako an'i cast away ity dinika ity .... ko raha tsy hita mintsy zany razoky na nisy nitady aza ohatra ko tsy i wilson le volleyball no nahazo tao!!!!
10. cutie ( 29/08/2009 19:50)
Mpandefa : Koditra [ Valio ] 29-08-2009 18:08:08
Lohateny : Re : Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Hoy i Soanja:
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
Raha otran'io sarinao io kosa alo lé vhv d miandry ny SAFIDIny sisa za e! Ny aza itako nefa ka mbola ratsy noho ilay ragidro ??????
:-D :-D :-D :-D
11. Koditra ( 30/08/2009 08:23)
Cutie : Mety manantsafidy iany lay lelah raha ratsy noho ilay gidro lay vhv knou! :-D :-D :-D

Raha tena ratsy toko ilay vhv dia ngamba miandry fotoana @'ilay fitenenana hoe "ny ela maharay roa", mety ho tsara fanahy sy ho tsara toetra ko le sipa.
12. cutie ( 30/08/2009 12:23)
10. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 30-08-2009 10:23:50
Lohateny : Re : Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Cutie : Mety manantsafidy iany lay lelah raha ratsy noho ilay gidro lay vhv knou!

Raha tena ratsy toko ilay vhv dia ngamba miandry fotoana @'ilay fitenenana hoe "ny ela maharay roa", mety ho tsara fanahy sy ho tsara toetra ko le sipa.

vo maika :-D :-D :-D :-D :-D
13. Koditra ( 30/08/2009 12:43)
Cutie : haiko nge fa tsara nohon'ny gidro enao e! :-D :-D
14. cutie ( 30/08/2009 13:09)
vo maika :-D :-D :-D :-D foana e
15. soanja ( 01/09/2009 00:41)
xxx:

Tsy voatery. Tsy maintsy miankina amina contexe kosa aloha ialy safidy fa tsy atao mbontolo be sahala amin'izany. Aoana moa ahafahako hisafidy hanambady peau rouge nefa za tsy manana moyan hifaneraserako aminy na dia misy jo mba manaitra ahy aza. tsy maintsy olona hifaneraserako no hanaovako safidy. Na ilay olona nolazainaoa aza efa nisafidy satria efa nisafidy izy olombelona sa gidro? Aleony nisafidy olombelona; Firifiry moa ny olombelona nisafidy nanamabady biby.

Marina izany. Tsy voatery hanambady akory isika na hiaraka aman'olona raha fefiky amin'ny nosy iray ny sambo na hoe latsaka tamin'ny raoplinanina na ahoana. Tsy voatery mihitsy izany. Ny fisehon'ny resaka anjara no tiako hatranga eto hoe rehefa ahoana vao miseho ny atao hoe anjara. Rehefa tsy misy intsony ny safidy dia mitranga ny anjara.

Ny hoe hanambady biby indray dia asa anefa fa raha ny fahitako azy dia misy olana/ marary ara-tsaina ny olona iray raha hisafidy hanambady biby.

Samy manana ny mampijaly azy tokoa isika olombelona ary isany tsy fahafenoana io.

16. soanja ( 01/09/2009 00:43)
simplex:

soanja:
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
ie
dia izao ihany koa no mahatonga ny hoe lahatra/anjara ny maha-lesbienne satria raha ohatra ka sipa anaki-2 no velona t@ ilay nauffrage ohatra :P

zany hoe voajanahary izany ny lesbienne :)

:arrow: aoka isika tsy hisalasala na hatahotra fa izay no sitrapon'A/tra.
Raha mila fanampiana moa dia betsaka ny kristianina toa ahy :^):^)8)8)

voila!

Azoko eritreretina ve zany Ra-Simp fa raha bandy roa ianareo no fefika dia izay koa ve no mety hitranga :lol: :lol:
17. soanja ( 01/09/2009 00:45)
simplex:

Ny tiako tenenina dia ny hoe ny anjara tsy ho anjara mintsy raha tsy efa afa-po tanteraka na hoe mionona ilay mpitady

;-)

Marina io!

18. soanja ( 01/09/2009 00:45)
cutie:

Mpandefa : soanja [ Valio ] 29-08-2009 00:48:21
Lohateny : Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?

anjara izy eo no eo fa refa misy mahita ry zareo any aoriana any mety miova ny safidy :-D :-D :-D :-D

Azon-dry tsara le izy. Ie

:-D :-D :-D
19. soanja ( 01/09/2009 00:47)
Koditra:

Soanja:
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
Raha otran'io sarinao io kosa alo lé vhv d miandry ny SAFIDIny sisa za e! Ny aza itako nefa ka mbola ratsy noho ilay ragidro ?????? :-D :-D

simplex:
Ny tiako tenenina dia ny hoe ny anjara tsy ho anjara mintsy raha tsy efa afa-po tanteraka na hoe mionona ilay mpitady
Ekena.

TSSSS tsy misafidy akory aho amzany fa tomga de anjara ialahy e!!!!! Mety avelako koa aza ianao hisafidy entra za le gidro.

:-* :-* :-* :-*
20. soanja ( 01/09/2009 00:49)
Diso zah. " Tsy avelako hifidy Ise fa tsy hoe avelako..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8778