Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
21. soanja
(
01/09/2009 00:50)
Papoose:
ahatsiarovako an'i cast away ity dinika ity ....
Tena iny film iny tokoa ity saingy ilay film tsy nisy gidro tao aloha
:-D :-D :-D
22. Samoana
(
01/09/2009 15:05)
Mifangaro anjara sy safidy izany amiko! Azo ampitahaina amin'ny sasany amintsika efa nanana fiancé(e), niampita ranomasina dia sendra nifanojo toerana sy lalana tamin'olona tsy mbola fantatra hatrizay akory. Na tsy sitra-po loatra aza dia misy tsimoka fitiavana mipoitra moramora ilay firesadresahana sy ilay fiarahana monina isan'androsanandro
23. soanja
(
02/09/2009 00:08)
Samoana:
Mifangaro anjara sy safidy izany amiko! Azo ampitahaina amin'ny sasany amintsika efa nanana fiancé(e), niampita ranomasina dia sendra nifanojo toerana sy lalana tamin'olona tsy mbola fantatra hatrizay akory. Na tsy sitra-po loatra aza dia misy tsimoka fitiavana mipoitra moramora ilay firesadresahana sy ilay fiarahana monina isan'androsanandro
Amiko indray dia raha vao misy olona roa na telo miodina eo amin'ny fiainanao/ ny tontolo misy ka nanambady na nisipa tamin'iray ianao dia efa nisafidy izay ianao. Ny fanambadiana/ fisipana/ fiarahana koa anie tsy voatery hisy lalandava fa misy tokoa olona afaka milamina na misy ireo na tsy misy satria afa-po amzay misy eo izy. Manaiky ny zavamisy. Raha tsy nanambady ny fiance-nao ianao dia tsy nifidy azy ianao fa olon-kafa fa raha tsy izay dia firifiry tokoa moa miandry sy miandrandra izany fotoana izany ka miafy na dia ela aza ny hihaonana. Io no tonga amin'ilay resaka hoe " Izay maharitra vadin'andriana."
24. Koditra
(
05/09/2009 13:42)
Soanja:
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy mifankahalala izy roa sady tsy mifankatia nefa tsy maintsy ... dia izay angamba no atao hoe anjara satria isika olombelona tsy hisafidy gidro raha toa ka misy gidro ilay nosy kely fa aleo ihany olombelona. Sa ahoana hozy nareo?
Soanja:Mba ilazao ihany a refa andeha sambo enao e! :-D :-D
TSSSS tsy misafidy akory aho amzany fa tomga de anjara ialahy e!!!!! Mety tsy avelako koa aza ianao hisafidy entra za le gidro.
:-* :-*
