Mahasoa amin'ny sofina ,maso sy ny sens rehetra

1. niryna ( 21/08/2009 14:50)
Mba misy mahalala sakafo na zavatra tokony atao ve isika ka mahasoa ny maso ,sofina sy ny sens rehetra? ity ary misy mahasoa antsika sady mino aho fa misy any amintsika:
ny apongambeandanitra na pommegrenade ,ny almond,ny walnut,ny spinach na epignard ,ny fanaovana exercices,ny fisotroana jus de raisin kely ,ny jus d'orange kely,ny rasberry sy ny strawberry na fraise no ilazana azy. , ny ronona soza,ny tofu na ireny zavatra vita amin'ny soza ireny
Raha misy mahalala mikasika an'ireo dia omeo
Omeko ny fanazavana amin'ny manaraka fa dia miandry ny namana mba anampy raha toa ka misy mahalala
Ny ahy dia tsy tiako ny mihinana fanafody fa raha azo atao dia sakafo no ataoko solony ,ny aretin'andoha aloha dia vavaka dia mahafaka ny ahy

raha miakatra ny tosidra inona no sakafo ohaninanareo na ny tokony sy tsy tokony atao ?

raha midina indray dia inona"

raha allergy an'ireny voninkazo ireny indray ?

ny chocolat noir tena ilaina tokoa sy ny green tea na the vert
hialako tsiny fa misy aiko ny miteny azy ,misy tsy aiko amin'ny teny gasy oops

(l) niryna
novalian'i niryna ny 02/09/2009 04:11
2. AndriambyII ( 22/08/2009 14:43)
Ny karaoty potsirina , atao jus hoan\' ny maso araka ny henoko ,misotro 1 vera isaky ny 3 andro .
Ny anamamy momba ny hyper tension sy ny hypotension arterielle .
Ny persil dia fixateur-na calcium .
Ny chocolat misy element afrodisiaque sy misy element nutritif momba ny memoire cervicale.
Ny concombre potsirina manala ny point noire iray sy valo , atao masque @ alina .
Ny thé ravimboafotsy diuretique sy cure sanguine mahery vaika .
Ny huile d\' arachide tsy dia tsara ho an\' ny olona manana cholesterol instable .
Ny sigara dia tsara ho an\' ny olona voan\' ny ngorogosy.
Ny voasarimakirana digestif tena tsara ho an\' ny olona tsy mahalevon- tsakafo .
Ny voatabia , ny sakamalao , ny ail , ....
Mbola misy tsy tadidy fa @ manaraka indray .

3. niryna ( 22/08/2009 16:27)
AndriambyII:

misaotra e,mbola miandry ny manaraka indray an

:-* :-*
4. tywa68 ( 22/08/2009 17:47)
Andriambyll > inn zany ngorogosy ? :lol:
5. Lejoba ( 22/08/2009 21:33)
ngorongosy = fièvre jaune
AndriambyII : matotra ve ilay resaka sigara? Ny fantatro dia rongony (feuilles de cannabis)lena no atao vary @ anana, fa tsisy resaka fohana izany.
6. tywa68 ( 23/08/2009 08:40)
hay ! misaotra Lejoba a :wink:
Tsy ho takatra kosa zany vary @anana cannabis zany :-D
7. niryna ( 24/08/2009 03:01)
tywa68:

hay ! misaotra Lejoba a :wink:
Tsy ho takatra kosa zany vary @anana cannabis zany :-D

lafobe angaha ilay izy ? fa angaha tsy voarara ny mivarotra an'ireny sy ny mamboly azy koa ohatra ? tsy fatantro loatra mantsy.Ary raha toa ka tamotamo sy betterave no omena azy na anandrano na anamamy sy ny epignard ilay an'ny sinoa sy an'ny karana ireny ? samy manampy ny ra hiakatra izy ireny fa tsy ampy ra mantsy no fahalalako ny mahatonga ny olona ho mavomavo ny vatany sa ahoana?
8. niryna ( 24/08/2009 03:10)
ilay ampongabeandanitra io no tena tiako asiana resaka na pomegranates koa no ilazana azy io.Lafo be mantsy izy io aty ary misy fotoanany,ny ranony koa dia torak'izany ary maro ny zavatra mety ho vitany sady antioxidant koa no anti-inflammation betsaka noho ny dite maintso na maity sy ny divay mena.
Lazaindry zareo fa manampy betsaka amin'ny fiarovana ny cancer,ny aretim-po maro,ny fiakaran'ny tosi-dra izay mety ahateraka areti-maso. Raha jus izy dia tapa-kopy isan'andro ao anatin'ny dimy na herinandro no sotroina
9. tywa68 ( 24/08/2009 18:33)
niryna:

lafobe angaha ilay izy ? fa angaha tsy voarara ny mivarotra an'ireny sy ny mamboly azy koa ohatra ? tsy fatantro loatra mantsy.Ary raha toa ka tamotamo sy betterave no omena azy na anandrano na anamamy sy ny epignard ilay an'ny sinoa sy an'ny karana ireny ? samy manampy ny ra hiakatra izy ireny fa tsy ampy ra mantsy no fahalalako ny mahatonga ny olona ho mavomavo ny vatany sa ahoana?

Koa zay izy voarara zay mihitsy no mahalafo azy :lol: (raha tsy hoe sahy mamboly) ;-) zah aloha tsy mila fa ampy ahy ny épinards sy anana hafa e :wink:
10. ni81 ( 24/08/2009 19:10)
- Ny ravin'ampongaben-danitra dia mampijanona ny aretim-pivalanana. Alaina ny raviny vitsivitsy dia ampangotrahina toy ny ravim-boafotsy.

- Raha lanin'ny biby dia asio tongolo lay nototoina

- Ny ravin'aviavy (vazà) dia mampijanona ny kohaka: 25 na 30g /rano iray litatra
11. niryna ( 25/08/2009 06:02)

niryna:

lafobe angaha ilay izy ? fa angaha tsy voarara ny mivarotra an'ireny sy ny mamboly azy koa ohatra ? tsy fatantro loatra mantsy.Ary raha toa ka tamotamo sy betterave no omena azy na anandrano na anamamy sy ny epignard ilay an'ny sinoa sy an'ny karana ireny ? samy manampy ny ra hiakatra izy ireny fa tsy ampy ra mantsy no fahalalako ny mahatonga ny olona ho mavomavo ny vatany sa ahoana?
tywa68:

Koa zay izy voarara zay mihitsy no mahalafo azy :lol: (raha tsy hoe sahy mamboly) ;-) zah aloha tsy mila fa ampy ahy ny épinards sy anana hafa e :wink:

:D misy olona anie tena tsy manambola mihitsy hono mifoka an'izy ioe e,ilay lafo no teneniko an
12. niryna ( 25/08/2009 06:05)
ni81:

- Ny ravin'ampongaben-danitra dia mampijanona ny aretim-pivalanana. Alaina ny raviny vitsivitsy dia ampangotrahina toy ny ravim-boafotsy.

- Raha lanin'ny biby dia asio tongolo lay nototoina

- Ny ravin'aviavy (vazà) dia mampijanona ny kohaka: 25 na 30g /rano iray litatra

hay ve e,misaotra ni a.
fa miresaka fivalanana isika fa maninona tokoa no marary kibo mivalana rehefa mihinana sakafo any amintsika ? rehefa mandeha any amin'ny hotely izany na lafo na mora? indrindra moa rehefa mangataka ranovola

13. ni81 ( 25/08/2009 06:13)
misy olona anie tena tsy manambola mihitsy hono mifoka an'izy ioe e,ilay lafo no teneniko an
Tany dago aho tena mahafantatra olona azo lazaina fa mahantra kanefa mifoka :? Dia ramatoa lehibe (65taona) no mpivarotra tao @ FKT nisy anay, dia rehefa tenenina izy hoe: maninona ianao RA... no manao ity asa ity? dia valiany hoe: io no mba fidiram-bolako...kanefa izy mpanotra sy renin-jaza koa etsy an-daniny.
14. niryna ( 25/08/2009 21:41)

ni a ilay zavatra fotsifotsy toy ny sira no lazaiko ka,tsy aiko ny anarany cocaina angamba no anarany,fohany amin'ny orona ilay izy ary tena borona mihitsy ny olona izay mividy izany ,dia mbola misy koa fa lafobe koa hono ary ireny mpanan-karena ireny no mividy azy,ireo no tena tsy mahaendriy ny adalan'ilay cocaine ka,ilay raviny indray toa mora hono fa efa naheno koa aho hoe ny ankziy nianatra eny ankatso mamely an'io fa mahadomelimelina sy mampahay hono ,kely ny finoako hi,hi sady TV daholo no nahita izany vovony izany ,mety ho siramamy na sira no asehony amin'ny TV aloha e

:wink:
15. ikaretsaka ( 25/08/2009 22:26)
tywa68:

hay ! misaotra Lejoba a :wink:
Tsy ho takatra kosa zany vary @anana cannabis zany :-D

milay fa andramo
16. ni81 ( 26/08/2009 05:57)
ni a ilay zavatra fotsifotsy toy ny sira no lazaiko
ay. Fa ilay notantaraiko teo ireo rongony misy any amin-tsika (ilay atao fanafody angorongosy) e
17. tywa68 ( 26/08/2009 08:54)
tsy zakan'ny tsena hoa ry Ika a :lol:
18. niryna ( 29/08/2009 05:24)
ni81:

- Ny ravin'ampongaben-danitra dia mampijanona ny aretim-pivalanana. Alaina ny raviny vitsivitsy dia ampangotrahina toy ny ravim-boafotsy.

- Raha lanin'ny biby dia asio tongolo lay nototoina

- Ny ravin'aviavy (vazà) dia mampijanona ny kohaka: 25 na 30g /rano iray litatra

inona izany ravin'aviavy (vazaha) izany ? fig ve ?

19. niryna ( 29/08/2009 05:27)
ikaretsaka:

tywa68:

hay ! misaotra Lejoba a :wink:
Tsy ho takatra kosa zany vary @anana cannabis zany :-D

milay fa andramo

ika angaha efa voan'ny ngorongosy ? ny tamotamo sy ny anandranao ,ny voaloboka sy ny hena mantamanta koa toa manampy an'ireny raha tsy ohatra angaha ka hoe te anandrana fotsiny @ vary amin'anana .....

20. ni81 ( 29/08/2009 06:00)
inona izany ravin'aviavy (vazaha) izany ? fig ve ?
figue, satria tsy mitovy ilay misy any @ tsika sy ilay misy aty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2543