Mahasoa amin'ny sofina ,maso sy ny sens rehetra

21. niryna ( 29/08/2009 15:46)
ni81:

inona izany ravin'aviavy (vazaha) izany ? fig ve ?
figue, satria tsy mitovy ilay misy any @ tsika sy ilay misy aty.

hay ve e,fa ny aty amintsika tonga dia mamy ilay aviavim-bazaha e,sarotra ahitana ravina kosa aloha aty e ary mety tsy ahita mihitsy aza fa tsy fantatra hoe avy aiza no niavian'izy ireny fa homana fotsiny ny tena

Hors sujet : ny pibasy sy ny letchis tena lafo be aty ary ny goavy fotsy e fa maninoa tokoa ary ? sa hoe tsy misy mamboly fa alaina avy any ivelany?
dia aleo aloha tsy mihinana fa tsy lasa ny vidiny

22. ni81 ( 29/08/2009 19:52)
hay ve e,fa ny aty amintsika tonga dia mamy ilay aviavim-bazaha e,sarotra ahitana ravina kosa aloha aty e ary mety tsy ahita mihitsy aza fa tsy fantatra hoe avy aiza no niavian'izy ireny fa homana fotsiny ny tena
Eto an-tokontaninay izao misy figue maniry ka!
Hors sujet : ny pibasy sy ny letchis tena lafo be aty ary ny goavy fotsy e fa maninoa tokoa ary ? sa hoe tsy misy mamboly fa alaina avy any ivelany? dia aleo aloha tsy mihinana fa tsy lasa ny vidiny
ny pibasy dia misy maniry ihany koa eto frantsa fa tsy betsaka. Ny letchis dia avy any @ tsika no tena betsaka tonga eto, ary ny goavy avy any Martinique sy ireo nosy manakaiky azy dia izay no mahalafo azy.

23. lako ( 01/09/2009 08:12)
Ny "thin" na "ditin", ilay otran'ny oro-kofafa misy raviny madinika kely reny izy amidy eny @ mpivarotra anana izy dia matetika miaraka @ persil sy tongolo raviny reny!!!
Mampijanona volo mihintsana!!
Ny iray fehezany ilay kely @ reny apangotrana @ rano eran'ny kaopy gasy dia avela mena tsara dia osorana isak'hariva entina matory tsy sasana maraina avela ao dia atao fôna!!
Andramo fa tena efficace!!!
24. niryna ( 02/09/2009 04:11)

hay ve e,fa ny aty amintsika tonga dia mamy ilay aviavim-bazaha e,sarotra ahitana ravina kosa aloha aty e ary mety tsy ahita mihitsy aza fa tsy fantatra hoe avy aiza no niavian'izy ireny fa homana fotsiny ny tena
ni81:
Eto an-tokontaninay izao misy figue maniry ka!
omeo aho e :D

Hors sujet : ny pibasy sy ny letchis tena lafo be aty ary ny goavy fotsy e fa maninoa tokoa ary ? sa hoe tsy misy mamboly fa alaina avy any ivelany? dia aleo aloha tsy mihinana fa tsy lasa ny vidiny
ny pibasy dia misy maniry ihany koa eto frantsa fa tsy betsaka. Ny letchis dia avy any @ tsika no tena betsaka tonga eto, ary ny goavy avy any Martinique sy ireo nosy manakaiky azy dia izay no mahalafo azy.


[/quote] ny goavy aty aminay ngezabe ary toa mitovy ireny goavy boka ireny fa izy ngeza fotsiny,ratsy bika ilay izy fa fotsy ny ao anatiny ary malemy be fa sady mamy fa ny letchis indray dia ny sinoa sy ny karana no mivarotra azy



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502