Mba anisan'ny nampalahelo !!!

1. essera ( 11/08/2009 11:49)
Asa izay nahita an'ilay interview Ratsiraka iny fa nisy tena nanohina ny fo na d hoe nisy ts nety aza ny nataony tam zan fotoana d ity :

Journaliste : Rahoviana moa izany ianao Andriamatoa Didier Ratsiraka no hody any Mada.
Didier Ratsiraka : Tsy mbola fantatro fa ny tranoko efa nalain zalah daholo (teny Ambodihatafana sy teny Faravohitra. Rehefa averin'zalah reny d mody aho.

Maharary kleazha.


2. patrick2002 ( 11/08/2009 12:44)
izany hoe mitady endamnisation izany i Radidy
izaho indray ra essera tsy maharary fo amin`ireny ah!
Fa firy moa aminao ny fianakaviana nitotongana ny fari piainanany t@ ireny barrage nataon y ratsiraka ireny .
jereo fotsiny nhttp://www.dailymotion.com/relevance/search/10+aout+1991+/video/x2a3s6_madagascar-carnage-du-10-aout-1991_politics
3. Noue ( 11/08/2009 12:47)
ary elàh ty kay susceptible tahakizao ry essera aa :-D :-D :-D :-D :-D zany ve less dia hampalahelo an'lah klet'ieee :^) :^) :-D :-D :-D

nde oe todihana maso kely ny daty 13 mai 1972 ? raha mahita site elàh dia mba omeo aho dia ndao vakiana miaraka oe ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 11/08/2009 12:53)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/10+aout+1991+/video/x2a3s6_madagascar-carnage-du-10-aout-1991_politics

asa hadino ny tantara asa ny teniny mpiondana ao @ MAGRO hoe i Zafy no diso amin`izao :-D :-D :-D
amiko izay nitfitra no diso
Ohatra i Noue violer-ko dia hiteny izaho hoe tsy ni viol azy izaho raha tsy nandalo teo imasoko izy :-D :-D :-D
5. essera ( 11/08/2009 13:15)
Ts d hoe susceptible a les ry Noue fa ny tena mampalahelo d hoe anatra izany ho an'ny mpanao politika. Zah zao mahita miara-monina miaka-midina toy ny kodiaran-tsarety ny fiainan'razoky vokatry ny fanankinany ny fiainany am politika.
D ahoana ndray ty mitady violer-n'i patrick elah ry Noue. :-D :-D
6. Mirananirina ( 11/08/2009 13:16)
Journaliste : Rahoviana moa izany ianao Andriamatoa Didier Ratsiraka no hody any Mada.
Didier Ratsiraka : Tsy mbola fantatro fa ny tranoko efa nalain zalah daholo (teny Ambodihatafana sy teny Faravohitra. Rehefa averin'zalah reny d mody aho.

Maharary kleazha

essera,izaho koa dia nalahelo namaky ilay izy.
7. patrick2002 ( 11/08/2009 13:30)
hasaivo hamidiny ny villa nyao Neuiilly
8. zoam ( 11/08/2009 14:28)
tsy misy villa lesy ao fa HLM an ,aiza ary ry optique2000 izany :-D :-D :-D
9. zoam ( 11/08/2009 15:51)
mba miseho mahalala ry optique2000 nefa hay nandra be HLM privé o hipetrahan'i ratsiraka fa tsy villa.Soa tsy hain 'elahy koa no atao hoe HLM ?
10. tess ( 11/08/2009 16:45)
tsy de mahita tsara ny mason'i zoam fa tsy optique io fa patrick :^) mila solomaso optik2000 :^)
11. zoam ( 11/08/2009 17:04)
iny bandy iny mihitsy anie ry tess tsy mahalala na inona na inona e miula solomaso politika :-D :-D :-D
12. remahity ( 11/08/2009 17:20)
Ny tranoko , ny valako, ny voliko,
putain

ce salopard ne voit que sa petite personne et son intérét.
S'il était vraiment patriote no ray amandrenin'ny gASY? il aurait dû dire:
hody aho izao dia izao, fa minadry ahy ny vahoakako, haringako toin'ny t@ 1991 sy ny kung-fu.

laisse beton, j'ai envie de vomir
13. Noue ( 11/08/2009 17:24)
remahity:
putain

ce salopard ne voit que sa petite personne et son intérét.

laisse beton, j'ai envie de vomir
dia tazomy ho anao irery ny putain-nao sy ny vomi-nao fa tsisy mila an'zany eto !!!


14. tess ( 11/08/2009 18:20)
remahity:

Ny tranoko , ny valako, ny voliko,
putain

ce salopard ne voit que sa petite personne et son intérét.
S'il était vraiment patriote no ray amandrenin'ny gASY? il aurait dû dire:
hody aho izao dia izao, fa minadry ahy ny vahoakako, haringako toin'ny t@ 1991 sy ny kung-fu.

laisse beton, j'ai envie de vomir


il a raison kosa e!


15. zoam ( 11/08/2009 18:34)
lasa niditra forum polika indray izany ry tess :-D :-D :-D
tongasoa e
16. Noue ( 11/08/2009 19:02)
ary toa misy olona te handoha foana ato zany ee ?? :-D :-D :-D :-D :-D
17. tess ( 11/08/2009 20:13)
zoam:

lasa niditra forum polika indray izany ry tess :-D :-D :-D
tongasoa e
mamaky fotsiny ny adinareo ato aho raha ny tena marina fa tsy mahita baomba atômika apôka


:-D de manàla kely sy mi mémé ny tsy mety eny ankelankelany eny e! :-D
18. zoam ( 11/08/2009 21:50)
eto mantsy misy bandy miseho milay be vava nefa tsy hita akory sur terain hifamaky vava kely ho jerena,eny @ ambasady ohatra
19. fijo ( 11/08/2009 22:17)
raha io resaka 10 aout io no hitsarana andratsiraka,dia diso kokoa i zafy amiko raha iny resaka iny.
efa fantatra fa tranona filohampirenena eny iavoloha,inona no mbola hitondrana vahoak ahoeny?????ny nitarika nankeny amiko no adala sy diso fa tsy ratsiraka
20. zoam ( 11/08/2009 22:33)
marina izany dia mbola hatreny @ 7fevrier io saingy le mpanagala tahaka vao maika tena diso sa ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579