Mba anisan'ny nampalahelo !!!
21. fijo
(
11/08/2009 22:34)
ka izay,efa zavatra hita ny vokatr'ireny fitarihana olona manafika lapa ireny,dia iny fa mbola averina ihany,tena hoe mitarika ny olona hovonoina ireny ,ka izay no maha diso andry zareo mpitarika
22. patrick2002
(
12/08/2009 00:23)
ka inona no hitaritanareo mpiondana teo @ MAGRO vehivavy legaliste natao sorona nilahatra ,amin`izay ve dia hoe voadona kokoa ny fony olona rehefa vehivavy no kitihina .
Hita fa izany no tanjona halaina aloha ambohijatovo avy eo halaina teny @ 13 mai ,avy eo maka ny Ambohitsirohitra fa saingy tsy nahomby ny tetika satria na ambohijatovo aza tsy azo fa voatohany commandant Charles ( mes raspects mon commandant ).
Ary tadidio fa na dia ministera aza no halaina tsy niditra tany anatiny tany ny olona fa taty ivelany ,amiko demonstration de force no natao mba ho hitany Ravalo hoe reto izay vahoaka maro-be hangataka anao mba miala ,izany no natao t@ 10 Aout ,izany no natao t@ 7 fevrier .
ary mba valio ny fanontaniana inona no nataony mpiondana tao @ ambasady tany Paris ,azo tofirina ve ireny .,fantaro fa faritry ny ambasady io juridiction gasy no manjaka ao ,
fa naninona teny ry zoam .

23. patrick2002
(
12/08/2009 00:34)
fijo:
raha io resaka 10 aout io no hitsarana andratsiraka,dia diso kokoa i zafy amiko raha iny resaka iny.
efa fantatra fa tranona filohampirenena eny iavoloha,inona no mbola hitondrana vahoak ahoeny?????ny nitarika nankeny amiko no adala sy diso fa tsy ratsiraka
mba mpahay lalana ihany letsy ra Fijo fa aza dia manao valiteny tsy nianatra ohatryt ny io ah!
izao tsy nianatra droit fa mba lazao hoe azo accuser-na ve ny olona tsy auteur an`ilay acte ,iza no maty ,iza no nitifitra ,tsotra be .
Raha teneninareo mpiondana hoe CAPSAT no niafina tao Ambohitsirohitra dia kabary afa koa izay .
24. patrick2002
(
12/08/2009 02:16)
zoam:
mba miseho mahalala ry optique2000 nefa hay nandra be HLM privé o hipetrahan'i ratsiraka fa tsy villa.Soa tsy hain 'elahy koa no atao hoe HLM ?
f`angaha ialahy mipetraka any @ HLM , ay ve mpi livre izany ,voaroaka avy tany cachan sa aragot .Hitako no mandrovi-tsihy kou
25. ari.malala
(
12/08/2009 07:18)
fijo:
raha io resaka 10 aout io no hitsarana andratsiraka,dia diso kokoa i zafy amiko raha iny resaka iny.
efa fantatra fa tranona filohampirenena eny iavoloha,inona no mbola hitondrana vahoak ahoeny?????ny nitarika nankeny amiko no adala sy diso fa tsy ratsiraka
fijo, ny an radidy kosa efa ts rariny e! Mbola taty Andoharanofotsy nge ny mpilahatra t@ iny d'efa nalefany ny angidimby nandefa mananasy mipoaka sy nitifitra e! Sa Andoharanofotsy efa faritry ny lapa?
26. ravatorano
(
12/08/2009 08:48)
io ry zareo dia efa voafafa ny helony ah ! tsy voafafa fotsiny fa tena nofoanaena mihitsy ka resaka sisa no ataotsika eto fa na diso iza na diso iza dia izy efa mlam b izao ! ary tsy ho ela izy dia hiverina indray eto Antananrivo na Ambodiantafana ary tsy maintsy haverina aminy ny fananany !
efa ao anatin'ilay sata maputo izay e !
efa ao anatin'ilay sata maputo izay e !
27. xxx
(
12/08/2009 09:42)
Miseho milay le patrick 2000 efa 2009 izao ,tsy mipetraka aty andafy enao faza mandrangitra ady lava eo ,arago tsy misy T ny fanoratra azy,itgv foana no harovanao lava eo ra tsisy ny soniandra8 ny cohabitation tsy validern'izao tontolo izao ,ny tgv nareo vao midina eny ivato dia lainga no hafafiny comme d'habitude ,ra tsy ra8 tsisy raha manjary eo, ary izy no nifidy tsy hi participer @io transition vaoavo io sao hapiesona eo indray ny mpanao resakangidina. ILAY ESSERA koa mpiaro mpamono olona ohtran'ny deba satria mpamono olona !
28. Noue
(
12/08/2009 10:15)
io patrick io ve atao ahagaga ee ?? mampampiady foko, mampddrangitra, "aragoT aa aragot !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
29. fijo
(
12/08/2009 21:22)
hovaliako kely rapa.milaza ise hoe mba mahay lalan aihany,ka entiko amin'ny lalana mihintsy nyahy ny fomba fijeriko.aza hadino,ary amerenako lesona kely ise,fa mila izany,amin'ny lalana dia jerena ny atao hoe"responsable"rehefa misy zavatra dinihina.
rah adinihintsika ny 10 aout 1991.
nisy ny tifitra natao ny olona nizotra nankeny hiavoloha.
iza no "responsable",?
ny atao hoe responsable dia izay olona nanao zavatra nahatonga ilay loza .
inoan no eny iavoloha???,tranon'ny filoham pirenena.iaraha mahalala fa izany trano izany dia tsy toa ny tranon'olona rehetra fa an'ny andrim panjakana.noho izany tsy azo hiaodiaodiana eny fa ny manodidina azy fotsiny aza.
ary marihiko,fa ny mpiaro ny filohampirenena dia manana zo aradalana,averiko amindrapa,fa aradalana ny zo ananany hitifitra olona rah ahofiarovan ailay filoha no anaovany izany.
efa mahalala izany ny mpitarika ny olona nankeny ary efa hainy fa izay no hitranga teny?ka naninona no mbola nentiny teny ireo olona ireo???????
raha tsy nentiny teny ireo,moa ve nisy izany tifitra fiarovana izany??valiny tsia.noho izany dia ireo izay nitarika ny olona nankeny no nahatonga ny faty nisy teny.
azon'ise hiverenana hianarana ny momba io responsabilite io rah ailain'ise,ary rah aizao fahitako azy izao dia hivereno jerena ,fa ten amila izany ise mahatoa tsy mahalal izay atao hoe responsable amin'ny zavatra toa ireny.
any canada ise no mipetraka?ok,hento ny gasy any hoeny amin'nytranon'ny praiminisitra canadianina hitaky ny fanamelohana an dravalo,dia ho itako eo ny ahazo anareo

30. patrick2002
(
13/08/2009 03:06)
tena azo atao dia azo hatao mihintsy tompoko ny mitarika olona eny @ parlement aty maneho hevitra ,nanao an`izany ny gasy teto Canada t@ 2002 nangataka an`i fitondrana kanadianina mba hanekeny ny fitondrany Ravalo ,naka autorisation dia nijoro teny @ parlement ny gasy ,
Tsy haiko na droit inona no hampianarinao Responsabilité veh vao reko indray iny . :{ :{
Fa droit penal mba tonono amiko iza no nanao an`ilay aacte dia iza no hiarany izay ,fotsiny ,fa sao dia sekretera ny asanareo ao @ trano mpahay lalana ka miteniteny foana eo .
efa noteneniko fa maivana be ny sazy miandry an`i TGV par rapport ny an`i Ravalo amin`izany .
Ary ny olona tsy mitondra fitaovam-piadiana tsy azonao tifirina mihintsy ,tsy maintsy misy koa ny sommation ,fa tsy palitao gris no homenao sommation ,
Ary tsy tafiditra tao anaty ny faritry ny ambihitsirohitra ny olona fa aty @ arabe Antaninarenina .

31. fijo
(
13/08/2009 20:57)
ianao ihany rapa eto no milaza fa "nangataka autorisation"vao nankeny ,
nisy izany autirisation izany ngah atamin'ny 10 aout na ny 07 febroary teo?????raha nisy mba lazao hoe hoviana no hazo??????
eto dia resaka droit des obligations no resahina,fa tsy droit penal,rah any droit penal;mbola azo hiadivana mafy ny hoe iza no naniraka nitifitra .aza hanfangaro ireo.resaka politika iny acta iny,noho izany responsabilite politika no jerena,eto.fa mahaiza manavaka ny zavatra resahina.
raha nanapoak any sambon'ny greenpeace ny frantsay tany new zeland,tsy ny responsabilite penal ny nanapoaka ny sambo tokpokolahy no nojerena,na ny responsabiliten'izay naniraka nampanao ny asa.dia ingahy chirac.ka mino aho ,fa mba ahay hanavaka amin'izay

32. fijo
(
13/08/2009 21:01)
hadinoko,tsy misy an'izany hoe maivana izany ny sazy miandry an'i andry raha mihoatra amindravalo.
voalohany aloha,mbola tsy nisy fanadihadiana natao momba iny.ary raha misy izany,dia izay nitarika ny naha tonga ilay faty olona no tena diso.
averiko fa tsy teny besarety na teny ampefiloha ilay olona no nentina fa teny amin'ny lapam panjakana."zone rouge"

33. patrick2002
(
14/08/2009 01:40)
lava ny resaka ra Fijo fa dia hofaranana .
Hono aho ohatra ny ahy : mpiakama isika sy ialahy samy mipetraka ao Paris ,teneniko Rangahy andao lesy hamonjy fihaonany serasera ra Fijo ah! mandeha rangahy ,tonga ao mifankahita @ zoam izaho ,miteny ny olona hoe aza mifamaly aminio rapa fa manana antsy io bandy io sady biby loha ,niditra ra Fijo niaro ahy ,aza manao anio ialahy ra zoam ah! nilerany zoam ny antsy ianao ka ohatra hoe maty .
Izaho ve no hotoriany vadinao hoe : i Rapa no nitondra ny vadiko tany @ fetiny Serasera ,sa i Zoam.
Azo toriana tsara mihintsy izaho fa mety sazy miantona no hazoko .
Fa tsy higadra mihintsy izaho .
Sahala amin`izany koa hoe misy barman mampisotro toaka olona avy eo misy ny loza ,mety higadra ve ilay barman ,Tsia no valiny ,Azo toriana izy fa tsy higadra.

34. fijo
(
14/08/2009 21:21)
zavatra nitranga teto frantsa roa taona lasa izay no hamaliako azy.
nanao fety ny orinasa iray teto,di anisy ny toaka ,ary dia nisotro ny mpiasa ary nisy ny mamo.
avy eo,dia nanao amboletra ny mpiasa sasany efa difotra fa mbola hody aminn'y fiarany.
dia lasa tokoa fa tsy nisy nanakana.teny andalana anefa dia nanao akisida le mpiasa io,dia nahafaty olona.
niditra fitsarana ny raharaha,iza no diso????ny mpampiasa izay nanome toaka sy tsy nisakana ny mpiasany izya nitondra fiara mamo.
rah ajerena dia to any teny aminn'y 13 mai io.
i andry no nanao famoriana vahoaka(io le fety)
dia nanamamo ny vahoaka taminn'y lainga tsara lahatra tao.io le toaka)
dia lasa ny vahoaka avy eo hoeny ambohitsorohitra(io le hody nitondra fiara)eto moa dia mbola nahazo tsodrano aza ny vahoaka .
ary nisyny faty olona avy eo.ka iza izany no diso?????

35. patrick2002
(
15/08/2009 02:24)
izay nitifitra no diso kah ,fantaro fa tsy alika na biby akory ireo nitifitra ,nisy manko teto nilaza fa hoe raha hamporisihina hidiutra @ tokotany misy alika masika iza no diso ,tsy biby mihintsy ireo olona tao ambohitsirohitra .
fa jereo ny teniny Gui Willy Razanamasy t@ 10 Aout ,nanome tsiny ny herivelona izy ,fa rehefa nanontanian`ilay mpanao gazety hoe d`apres vous la responsabilité est partagé .
oui mais pas egal hozy Razanamasy .
Mpahay lalana ianao mahatsapa tsara fa betsaka ny zo nhy tsirairay izay azo toriana raha voahitsaka io no hatao hoe droit civil ,nefa tsy crime izany ,
Amiko dia azo lazaina fa crime no nataony Ravalomanana heloka izany droit criminel,
Fa kosa namitaka ny TGV satria noentiny teny ny olona ,voahitsaka ny zony nefa vava basy no miandry azy droit civil izay
Izay no mahatonga ny mpanakarena rehetra eran`izao tontolo izao manana ny hatao hoe Avocat ,satria na izaho aza afaka mitory anao ra Fijo hoe namaky ny forum nosoratany Fijo izaho dia narary ny foko ary tsy afa -niasa izaho ,noroahiny patron ,toriko ianao ra Fijo ,fa tonga eny @ tribonaly ianao mamaly fotsiny hoe hevitro no nolazaiko ,zo nao koa izany dia efa afaka madiodioa ianao .