Eisy e raolombelona e!
1. ni81
(
08/08/2009 07:05)
Mandalo tokoa ny eritreritra ka maro ny zavatra mitamberina ary maro koa ny zavatra hita eto @ fiaraha-monina ...sssssssssssssshhhhhhhhhhhhhh :D (hoy ilay namako izay). Arahan-tsika @ onjany akia fa aza kivy a. :-*
Manahirana tokoa ity fiaraha monina ity ka!
Raha mitokatokana ianao: boka angaha no mitoka-monina?
Raha tsy be teny anefa: angaha tongobolo ka ho tampenam-bava?
Rehefa be resaka indray: film efa nandeha e! diska goaka!
Marobe fa dia tohizo miandalana eo ry zareo a! :)

novalian'i niryna ny 22/08/2009 04:03
2. fahamarinana
(
08/08/2009 07:46)
:arrow: ssssshhhhhh ! Izay tokoa ilay filazan'ilay namandry an ! :-P
Vazivazy daholo izany !
Ny marina dia tena rehefa dinihana akaiky dia akaiky dia sarotra ilay mahita sy manana ilay namana araka ny hevitry ny tsirairay tany am-boalohany !Tsy olo-tiana akory no resahako eto fa mbola tantara hafa koa iny fa namana tsotra !
Ny ahy manokana (he he !..) dia tena manahirana ahy satria izaho mi s'investir zato isan-jato,tsy mahay eo amin'ny antonony fa " fahamarinana " ka mazana tena voadona havia havanana ,ary ndraindray aza raisina ao am-po ,mila hankarary ! Ny toetra rahateo tsy lafatra (raha ny ahy fa asa ny antsika maro ato :( ) hany ka na ny mifehy izany fifandraisana izany aza manahirana tokoa sy ianarana isan'andro vaky izao !
Izay ilay Olombelona araka ny lazaindry ! Tsy mahavita tena nefa isika fa mila namana na iresadresahana fontsiny aza ,izarana ilay alahelo ao anaty,ilay sorisory ,sns ...eny na hivanitihana monja aza !
Soa aho nahita tsiraikiraiky akaikin'ny foko ! Misaotra ny Tompo ,misaotra any serasera,rvg ,misaotra anareo namako aby ! :-* :-* :-* (l)

6. ni81
(
08/08/2009 13:12)
o ry faha a! efa lany omaly tao @ ilay dinika hoe tsisy atokona ny batterie an'io tess io :-D :-D
7. Mirananirina
(
08/08/2009 16:15)
ny ahy ilay hira tamy kely no dadiko.
Raha manoratsoratra izahay, lazaina fa mandoto rindrina
Raha marary kibo izahay ,lazaina fa paiso manta
Raha mamangy rafozana,lazaina fa misosososos sahala aminy vinanto tsy mahare fosa.
Raha manoratsoratra izahay, lazaina fa mandoto rindrina
Raha marary kibo izahay ,lazaina fa paiso manta
Raha mamangy rafozana,lazaina fa misosososos sahala aminy vinanto tsy mahare fosa.
8. ni81
(
08/08/2009 17:13)
Raha mamangy rafozana,lazaina fa misosososos sahala aminy vinanto tsy mahare fosa.:D
9. booboo
(
08/08/2009 21:13)
refa valaka : miala any angaha ny faharoa ? aaargh
ouz ilay hira skoto zay hoe :
Raha mba mitsiky dia lazaina fa be vanivany
Ny maontina anefa dia lazaina ho konjo avy hatrany
Raha mba miasa dia batiana tsongolok'izany
Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany eeeee
Tsikitsikitsiky² tsikitsiky ihany
Eny tsiky ihany
Fianam-pifaliana mahaliana tena tiana vokatr'izany
Fo faly² ravo hatrany eny ravo hatranyyyy
Hisononoka ery ny fiainanay

10. ikaretsaka
(
09/08/2009 03:06)
ho an"ireo akamako atsy ambadika atsy sy ireo mpitsidika ny any @ fomba malalaka dia taoko fa efa nahazo ilay notes nosoratako iny aby momban"io dia nahazo ilay notes
11. niryna
(
09/08/2009 03:23)
ni81:
Mandalo tokoa ny eritreritra ka maro ny zavatra mitamberina ary maro koa ny zavatra hita eto @ fiaraha-monina ...sssssssssssssshhhhhhhhhhhhhh :D (hoy ilay namako izay). Arahan-tsika @ onjany akia fa aza kivy a. :-*
Manahirana tokoa ity fiaraha monina ity ka!
Raha mitokatokana ianao: boka angaha no mitoka-monina?
Raha tsy be teny anefa: angaha tongobolo ka ho tampenam-bava?
Rehefa be resaka indray: film efa nandeha e! diska goaka!
Marobe fa dia tohizo miandalana eo ry zareo a! :)
:D noheveriko fa naninona ary ni
Hoy ny dadabenay izay,mora ny mitondra tehina fa sarotra ny mitondra tena,ary hoy aho hoe izay ataonao rehetra ananan-doza avokoa :D ,vazivazy ny ahy fa ny ataoko ihany no ataoko ,aleo reraka eo izay mpitsikera sy mpahita lazaina lava ,sa ahoana ?
12. ni81
(
09/08/2009 06:37)
Tsy mahavita tena nefa isika fa mila namana na iresadresahana fontsiny aza ,izarana ilay alahelo ao anaty,ilay sorisory ,sns ...eny na hivanitihana monja aza !marina tokoa, nefa indraindray toa mila hampitsoaka sy hiteny hoe: naninona koa aho nidi-kizo e? :roll: Fianarana daholo anefa ilay fiainana ka dia ianarako ny hanana fandeferana hatrany ary matetika aho dia miditra foana na dia tsy amiko mivantana aza no hiantefan'ilay resaka (satria tsy mandry ny saiko) na dia mitroatra ihany aza matetika ary tena efa niaka-peo indray andro izay...satria ny tena mba nilaza t@ fahatsorana izay tena tao am-po tsisy fihatsaram-belatsihy, saingy hafa no nitsaran'ny rehetra azy.:?
refa valaka : miala any angaha ny faharoa ? aaargh:lol: :lol:hitako mihitsy t@ io! Fa angaha moa dia tsy maintsy hoe rehefa miala any ihany no mety ho valaka? hehe.
Raha mba mitsiky dia lazaina fa be vanivanyaoka tokoa tsy ho tratr'ilay soratra mena² io fa aleo ho arahan-tsika @ onjany; tsy hitony ihany ve rehefa ela ny ela! sa ahoana?
Ny maontina anefa dia lazaina ho konjo avy hatrany
Raha mba miasa dia batiana tsongolok'izany
Raha tsy mahatanty dia harary no hiafarany eeee
noheveriko fa naninona ary nimba lasa eritreritra fotsiny aho @ ity fiaraha-monina akia niryna a!
Hoy ny dadabenay izay,mora ny mitondra tehina fa sarotra ny mitondra tena,ary hoy aho hoe izay ataonao rehetra ananan-doza avokoa ,vazivazy ny ahy fa ny ataoko ihany no ataoko ,aleo reraka eo izay mpitsikera sy mpahita lazaina lava ,sa ahoana ?
Hoy ilay ohabolana somary mampihomehy ity hoe:
Taindelo an-tsena ka ny an'ny tena ihany no ananan-doza e. :-D :-D :-D
13. tess
(
09/08/2009 07:14)
4. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 08-08-2009 15:05:17
Lohateny : Re : Eisy e raolombelona e!
tess :ampindramiko batterie njy ve ?
5. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 08-08-2009 15:12:57
Lohateny : Re : Eisy e raolombelona e!
o ry faha a! efa lany omaly tao @ ilay dinika hoe tsisy atokona ny batterie an'io tess io
ny ahy anie ilay pile vôndere jetable be asidra tsy azo charger-na ireny izany e! mbola tsy maharaka ilay charger-na otran'ny anareo ireny :-P :^) :^) :^)
14. tess
(
09/08/2009 07:15)
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 09-08-2009 05:06:23
Lohateny : Re : Eisy e raolombelona e!
ho an"ireo akamako atsy ambadika atsy sy ireo mpitsidika ny any @ fomba malalaka dia taoko fa efa nahazo ilay notes nosoratako iny aby momban"io dia nahazo ilay notes
tsa majaraka notes anay! :?
15. tess
(
09/08/2009 07:15)
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 09-08-2009 05:06:23
Lohateny : Re : Eisy e raolombelona e!
ho an"ireo akamako atsy ambadika atsy sy ireo mpitsidika ny any @ fomba malalaka dia taoko fa efa nahazo ilay notes nosoratako iny aby momban"io dia nahazo ilay notes
tsa maharaka anzany notes izany anay! :?
16. tess
(
09/08/2009 07:18)
nividy pile alkalin tampoka aky aho ah!
refa olona be kritika ireny dia hoe: jereo alou anao vao mijery ny an'oul :roll:
mety ve ky? :-D
Raha mitokatokana ianao: boka angaha no mitoka-monina?
Raha tsy be teny anefa: angaha tongobolo ka ho tampenam-bava?
Rehefa be resaka indray: film efa nandeha e! diska goaka!
refa olona be kritika ireny dia hoe: jereo alou anao vao mijery ny an'oul :roll:
mety ve ky? :-D
17. ni81
(
09/08/2009 07:31)
refa olona be kritika ireny dia hoe: jereo alou anao vao mijery ny an'oul:D mety ka!
mety ve ky?
18. ikaretsaka
(
09/08/2009 07:53)
Le supporter baolina fahiny koa io de eo hoe "iza ireo tsy miteny ireo" rehefa somary tataka ny score...avy eo "mihoraka njay ve ny sahoana" hono rehefa iny fa manomboka miakatra ny scoren ny anankiray
19. fahamarinana
(
09/08/2009 09:16)
ni81:
Fianarana daholo anefa ilay fiainana ka dia ianarako ny hanana fandeferana hatrany ary matetika aho dia miditra foana na dia tsy amiko mivantana aza no hiantefan'ilay resaka (satria tsy mandry ny saiko) na dia mitroatra ihany aza matetika ary tena efa niaka-peo indray andro izay...satria ny tena mba nilaza t@ fahatsorana izay tena tao am-po tsisy fihatsaram-belatsihy, saingy hafa no nitsaran'ny rehetra azy
:arrow: :) ..izay no maha-mpinamana antsika roa satria mitovy fomba fiery !
Zany hoe ny andry aza mbola lafatra kokoa mihoatra ny ahy :? (l)
20. ni81
(
09/08/2009 09:18)
Zany hoe ny andry aza mbola lafatra kokoa mihoatra ny ahy:roll: Lafatra ahoana akia ry faha? :)